TRIANGLE DES BERMUDES

1. tsoupou ( 09/09/2006 08:42)
Na dia efa misy aza ny explications, dé mbola mitoetra ihany ny mystère.
?????????????????????????????????????????????
http://www.dinosoria.com/triangle_bermudes.htm
répondu par jennifer2 le 22/09/2006 11:30
2. tsoupou ( 09/09/2006 08:44)
Jereo eto ohatra dé hitanao fa mbola lobolobo ny momba azy io
http://www.dinosoria.com/apparition_triangle_bermudes.htm
3. Vaika ( 09/09/2006 09:53)
Toa efa mba nisy nanome hevitra ihany fa tsy haiko loatra : raha fintinina izany dia betsaka tokoa ny sambo sy ny avion !!!! nanjavona tao. Nony natao anefa ny fikarohana dia toerana misy gisement de méthane (anaty tany lalina à l'état solide !) dia rehefa mivoaka ilay méthane (fissurer ny tany) dia lasa gaz eo no eo.
Résultat : feno bulles be dia be (ohatran'ny rano mangotraka) à la surface de la mer, dia mihena ny poussée d'archimède-n'ny ranomasina dia tsy mitsingevana intsony ny sambo fa milentika ho azy. Ny avion indray dia mazava ho azy fa raha vao tratran'ilay gaz (méthane) ny réacteur dia mirehatra sy mipoaka.
Histoire kely : en 1492, Christophe Colomb nieritreritra hoe eo amin'io triangle des bermudes io no faran'ny tany satria natahotra nahita ireo bozaka be sy algues nitsikafona (en pleine mer) andro vitsivitsy taorian'ilay phénomène-méthane (solide-gazeux);-) (à méditer!)
4. Fiffi ( 09/09/2006 10:47)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
5. tsoupou ( 09/09/2006 10:58)
Vaika a, efa nohazavainy ao @ rohy io zany saingy mbola mipetraka ihany ny mystère satria mbola raison probable lé lazain-toi fa tsy lé tena explication scientifique.
Tohizo ihany ny recherche fa tsara :D
6. Vaika ( 09/09/2006 11:33)
tsoupou : Efa hoe io wa no marina a !:-w
:oops: hay moa tsy an-kidrikina be !:-D:-D:-D
Io aloha no "théorie scientifique" e ! Satria raha manao expérience i toi anaty jacuzzi ohatra (efa misy bulles fa tsy bulles-na méthane fa sao mirehitra ny trano;-) ). Dia andramo asiana sambo kely anie e (fatorana ilay sambo kely dia tsy mihetsika) dia milentika ho azy. Ilay bulles mifangaro amin'ny rano no mahatonga ny rano tsy mahazaka ilay sambo kely:(
Fa ilay "distorsion du temps" no hitako ohatran'ny film science fiction izany: mila porofona aloha ny fisiany vao démontrer-na ny comment du pourquoi:-P
7. xxx ( 09/09/2006 14:48)
vaika : angaha moa tsy hoe misy " electromagnetic intense " any , dia manjary deregler daholo ny tableau de bord ny pilote @ avion :roll:
8. Vaika ( 09/09/2006 15:36)
xxx : euh ! :roll:
Ilay avion kely ao amin'ilay rohy (tsoupou) dia toa tena ny calendrier mihintsy no diso : amin-na siècle (hono) ny distorsion du temps (ny temps nanjavona) fa tsy ora fotsiny (na andro),tsy ny tableau de bord no misy olana electromagnétique fa zavatra hafa mihintsy (raha misy tokotrany ilay zavatra hafa):{
9. Fiffi ( 10/09/2006 06:01)
enganie ka tsy hisy an'zany fa mampatahotra daholo zany an!
10. jennifer2 ( 22/09/2006 11:30)
ary nareo ve efa nahita an'le film documentaire momba an'io de le nisy nanao experience ta@ zay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629