Felaka nahafaty.
1. Fiffi
(
09/09/2006 08:23)
Kôlônely mamo …namono olona .
Mpivarotra zava-pisotro iray eny antampon-tsena Sabotsy Namehana eny no fantatra fa namoy ny ainy, vokatry ny fikasihan-tanana nataona kôlônely iray. Raha ny vaovao voaray teny an-toerana, dia hoe isan’ireo olona nisotro toaka tao amin’ny “bar” izay ivarotany ity manam-boninahitra iray. Voalaza fa efa vizambizan’ny alikaola tany amin’izay nalehany ny lehilahy no nanampy izany indray rehefa tonga tao amin’io toerana voalaza etsy ambony io. Nisotro ary tena nisotro, ka rehefa notakian’ilay mpivarotra ny volany dia nanda tsy nety nandoa izany ilay kôlônely izay tsy zoviana eny amin’ity faritra ity. Aiza ny vola hoy ilay mpivarotra namerina ihany ? Taorian’ny trerona izay voalaza fa nataony, dia felaka no nasetrin’ilay manam-bonahitra an’izany. Vokatr’izay, dia tsy nahatsiaro tena naharitra ilay mpivarotra.
Voalaza mantsy, fa teo amin’ny faritra ny tava izay maha-torana no voadonan’ny tanana ben’ilay kôlônely, ka izay no nampitam-botsotra an’ilay mpivarotra teo amin’ny toerany.
Taorian’izay, natao ny fitsaboana mifandraika amin’ilay fahavoazany saingy tsy nahatana ny ain’ilay mpivarotra izany. Raha ny vaovao voaray, dia mafimafy ihany ny dona nihatra, ka izao nihafara amin’ny fandatsahan’aina izao. Mamo rahateo tsinona ilay kolonely, ka tsy voafaritrany ny fiantotan’ny tanany izay nandeha teny amin’ny tarehin’ilay mpivarotra. Amin’izao fotoana, dia efa mandeha ny famotorana ny amin’izay tena fitrangan-javatra rehetra mikasika ny fahafatesan’ity mpivarotra ity, ka ry zareo eny amin’ny borigadin’ny zandarmaria eny Sabotsy Namehana no misahana an’izany. Ny etsy Ankadilalana, na ny zandary misahana ny heloka be vava kosa no voalaza fa manao famotorana an’ilay kôlônely mamo ka nahafaty olona. Mikasika ilay olona namoy ny ainy, dia fantatra fa omaly no natao ny fandevenana azy.
A.J La Gazette de la Grande Ile
répondu par bhen le 12/08/2009 00:12
2. vale
(
09/09/2006 13:41)
aaaaandray, tsy rariny kosa zany e, angaha raha manana fahefana dia hanampatra toa izany? sady efa tsy hety handoa vola no mbola mikasi-tànana ihany indray koa!:o
6. prime
(
09/10/2006 10:40)
Ilay mivaro-toaka mihitsy koa no efa tokony hiomana @ izany raha ny fahitako azy...
8. prime
(
12/10/2006 13:47)
Fiffi> tsy tonga d fantany tokoa aloha... fa miomana hoy aho satria raha mpivaro-toaka izany ianao, saiky karazan\'olona tena henjakenjana avokoa ny hifanerasera aminao ary ny olona rehefa mamo tsy ho azonao sary an-tsaina avokoa ny zavatra mety hiseho... ka mpivarotra tsotra aza mandray fanapahan-kevitra madinidinika isankarazany @ resaka vidin\'entana, trosa, fandriampahalemana, sy ny karazany ka mpivaro-toaka ve tsy tokony ho mailo avo roa heny... asa re... \"patsa iray tsy omby vava\" tonga angaha...
9. vida
(
20/11/2006 12:16)
Momba lay hoe felaka nahafaty'05/09/06,dia tsy misy marina reo zavatra voalazan' gazet la grande île rehetra ireo.
Ny hoe kolonel no nikasi-tanana,ny toeran tany sabotsy namehana dia marina, fa ny ankoatran'zay dia mandeh amin'y tsy izy avokoa.
Ny zavatra tena hita,ary rariny ny olona sasany raha miteny ho tsy mahay n'ino n'inona ny mpanao gazety eto am'tsika;dia ny zavatra tahaka intony izay voalazan'ny gazety dia ny ankabeazany dia efa miova eny an-dalana eny ny tena fandehan-javatra marina,ka ny fotsy lasa mainty ary ny mainty lasa fotsy,ary any aorina any aza dia mety ho lasa mena,na maitso,na volomparasy...
Marina fa nianatra ny mpanao gazety,fa tsy mahay mampiasa ny fahaizany noho ny antony maro samihafa,eo ny firehana,eo ny fitia te-hanaitra ny mpamaky fotsiny,ka hatao sora-baventy ny lohan-teny sahala am'tony mba hahabe ny mpividy.
Ny express de-M/car ihany koa dia isan'ny namoaka lahatsoratra momba io hoe "FELAKA NAHAFATY" io ny 06/09,saingy dia hafa ihany koa no zavatra voalazany tao.
Zahay ihany koa mantsy,tamin'y volana janoary tany ho any dia nisy trangan-javatra zay nihatra tam'nay,dia ny gazety vaovao antsika,no namoaka ny lahatsoratra,zay tena nampalahelo fa dia tena tsy misy marina mihitsy zay zavatra nolazaina.Nalahelo ny tena satria,ny fahavoazanao no ataon'ny sasany fitadiavam-bola kanefa zavatra tena tsy misy marina na dia kely aza no soratany tao tam'zany.
Ka raha zay resaka lazain'y gazety raha mbola eto amtsika,raha zavatra sahala am'reny,dia vakiana hanalany andro fotsiny angah raha ohatra ah,fa ny ankamaroany tsy marim-pototra avokoa.
Dia izay ndray ary aloh e!

10. anahely
(
20/11/2006 13:15)
Hono hoa ry Vida, enao mahalala ny tena marina àry satria efa lazainao fa milaza vaovao tsy marina ny gazety, mba afaka ambaranao aminay ve ny tena zava-nitranga marina?
11. vida
(
23/11/2006 12:19)
TOHINY...
nisy tokony ny olona maty ato am-patsakana,ary ten sab Nam ny toerana.saingy tovolahy kely antsoina hoe "Bozy" ilay maty fa tsy rakalakely,ary tsy namonotena izany izy fa ny dadabeny mpandavaka fatsakany no asany ary nanampy io dadabeny io izy,ary rehefa lasa lalina ny lavaka dia, misy faritra ohatra izany ao sabotsy ao nisy gazy mivoaka avy any ambany any,ary sempotra tao ambany tao lay dadabeny,taitra noho izany i Bozy dia nidina niezaka ny hanavaotra ny dadabeny tao ary dia sempotra tao ihany koa ary dia niara-maty tao izy mianaka,dia hita teo noho izany ny fahitan'ny mpanao gazety hoe Bozy angamba no fiantsoana ity tovolah ty dia tsy nihambahamba izy nilaza hoe kalakely izy,ary tsy namono tena noho ny tsy fahatantesana ny onjam-piainana izany izy fa nanavotra ny dadabe.Ary dia olona roa no niara-maty tao tam'zay fotoana izay fa tsy i Bozy zay nolazaina ho rakalakely ihany.
Dia zavatra ohatra izany ve tsy manorisory,zay tsy dia mampaninona ahy ny mihaino ny olona sasany milaza hoe tsy mahay ny mpanao gazetintsika satria mihinana amam-bolony,tsy mba mamakafaka,tsy manadihady,tsy manamarina akory hoe vaovao tena marina ve ty avoakako ity....
tsy haiko na efa lasa any ny talohan'ty hafatra ty na tsy fa nanao fausse manipulation ah.
Mino fa azonao ny tiako ho lazaina.
Mrary soa.

12. vida
(
23/11/2006 12:27)
IZY MANONTOLO ITY...
Zavatra iray ihany fotsiny ny ho lazaiko zay mino ah fa na dia ianao io aza dia afaka mitsara avy hatrany am'zay hoe marina ve sa tsy marina marina ny zava-boalazan'ny gazety.Ny zavatra sahala am'tony,raha misy vononolona mitranga,raha tsy hoe tena nanmpiasa zavatra maranitra na sahala am'zany ilay nikasi-tanana,na tifitra basy,... dia tsy azo ahafahana milaza avy hatrany fa izao na izao no antony nahafaty ilay olona voakasi-tanana.Fa ilay atao hoe "autopsie" no tena ahafantarana marina ny anton'ny nahafaty ilay olona.
Ary ity olona maty ity dia natao izany "autopsie" izany, ary fantatra tam'zany fa tsy lay felaka mihitsy no an-tony nahafaty azy,fa anton-javatra hafa.
Ny fanampin'zany dia ny tena mahasosotra am'gazety anie dia hita fa tsy misy ao amn-dry zareo mihitsy ilay atao hoe"recoupement"e!hany ka lay zavatra tantarainy mihitsy no tena tsy misy hifandrikana akory amin'y tena fandehan-javatra marina e!Ny tokony hataony dia mangataka fihaonana amin'reo olona niharam-pahavoazana,ary tokony hanao fangatahana mihitsy izy am'zany na azony hatao na tsy ny hamoaka ilay vaovao,dia mba azo antony am'zay mba farafaharatsiny ny 50% ny zavatra nitranga mba voatantara ao.
Fa raha ny momba ity felaka mahafaty ty,dia sady tsy voalaza ao marina ny tena fandehan-javatra nitranga,no araka ilay voalazako hoe ny fotsy lasa mainty,ny mainty lasa fotsy,ary raha ianao no iharany dia tena sorena tanteraka.Ny hany mba marina tamin'io lahatsorana nivoaka io,dia ny hoe colonel no nikasi-tanana tamin'y alalan'ny felaka,tany sabotsy namehana no nitrangany.Ary ny lahatsoratra lazain'y gazety sahala am'reny na gazety inona na gazety inona dia sahy milaza ah fa tsy araka ny zava-misy marina no tanatrainy no ankamaroany..Efa betska loatra mantsy zay zava-nitranga efa hitako izay.
Omeko ohatra fotsiny enao.Taty Sab Nam ihany io an efa taona maro lasa izay.
Toa izao ny lohanteny voalazan'ny gazety,tsy tadidiko moa hoe gazety iza "tsy nahatanty ny onjam-piainana rakalakely ka namono tena tao am-patsakana,tany sab Nam"
Ny zava-marina dia nisy tokoa maty tao am-patsakana tao am-patsakana,ny toerana dia teny sab ,saingy tovolahy kely antsoina hoe "Bozy" ilay maty fa tsy rakalakely,ary tsy namonotena izany izy fa ny dadabeny mpandavaka fatsakany no asany ary nanampy io dadabeny io izy,ary rehefa lasa lalina ny lavaka dia, misy faritra ohatra izany ao sabotsy ao nisy gazy mivoaka avy any ambany any,ary sempotra tao ambany tao lay dadabeny,taitra noho izany i Bozy dia nidina niezaka ny hanavaotra ny dadabeny tao ary dia sempotra tao ihany koa ary dia niara-maty tao izy mianaka,dia hita teo noho izany ny fahitan'ny mpanao gazety hoe Bozy angamba no fiantsoana ity tovolah ty dia tsy nihambahamba izy nilaza hoe kalakely izy,ary tsy namono tena noho ny tsy fahatantesana ny onjam-piainana izany izy fa nanavotra ny dadabe.Ary dia olona roa no niara-maty tao tam'zay fotoana izay fa tsy i Bozy zay nolazaina ho rakalakely ihany.

13. bhen
(
12/08/2009 00:12)
Tena marna tokoa ny tenin'ilay ra namana io fa indraindray dia toa famenona pejy ihany no ataon'ireo mpanao gazety sasany fa ts tena zavatra mari-pototra. Mba atao sarisary na blague fara-faratsiny no amenona pejy rehefa tsy ita ze lazaina fa indraindray vaovao tsy maripotitra sy mampihorohoro vahoaka fotsiny. ok :evil: