ATO MORA KOKOA

1. tsoupou ( 09/09/2006 07:56)
Nisy olona roa (lahy sy vavy) nanantona ny 1er sexologue malagasy.
Izy 2 : Manao ahoana ianao profesora
Prof : Salama tsara ka, inona no azo anampiana anareo 2 ???
Lehilahy : Mba mangataka zay 2 hoe mba arahinao maso izahay rehefa miray (faire l'amour)
Prof : Hay, alefaso ary, 250 000 F ny consultation an
Izy 2 : Tsy maninona zany ka
Dé natao ary lé izy, Prof mijery fotsiny. Rehefa vita dia hoy ilay Prof
Prof : Normal tsara ka, tsisy anomalie na zavatra hambara aho fa mety daholo
Izy 2 : Misaotra Profesora
Dia niverina indray izy 2 herinandro taty aoriana dé otran'izay ihany. Dé mbola niverina fani-3 dé nefa mbola normal tsara daholo. Tsy naharitra lé Prof ka nanontany
Prof : Fa maninona nareo no mankaty foana nefa za efa miteny hoe sans anomalie e ???
Lehilahy : Ka aty Prof mora a, za manambady tsy afaka ho any zay, iz koa otran zay ihany koa. Dé efa nanontany tany am Colbert zay fa 800 000 F ny chambre, Radama 500 000 F, nefa eto aminao mba 250 000 F fotsiny sady zay ndray remboursé à 80% ny frais de consultation ao ampiasako
=)) =)) =))
répondu par xxx le 12/09/2006 18:41
2. Samoana ( 09/09/2006 08:31)
hahaha mba atoroy ahy ny adiresin'io profesora io kle !=))
3. tsoupou ( 09/09/2006 08:33)
Ivato Hotel, route d'ivato
4. xxx ( 12/09/2006 18:41)
=))=))=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4799