Inn no atao ozy nareo
1. andraina7
(
08/09/2006 07:12)
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa
za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant, gentil, intelligent...mais il est trs jaloux:!:itanareo fa zahay refa miaraka de tsy maintsy misy olon-tsy fantatra mijerijery be(lehilah io ary tsy in-1 na in-2)fôna,ny antony alou ts aiko; de iny d'efa tsy tiany;tsy maintsy tratry ny quest° fôna za oe:"fantatrao nga iny bandy iny / Iza iny bandy mijerijery b anao iny?" tena mankaleo r'reto a!heureusement tsy mipetraka eto Dago izy fa m'bôsy any ivelany any de isan-taona vô manao vacance aty!Fa n tena prbl de zao:izy itako oe aùoureux be sady za no 1ère amourny,ka sûre za fa rah iteny azy oe isaraka de tsy haiko oe inona no hataony sy hanjo azy satria haiko tsara ny toetrany; za zao miaraka aminy par pitié de miatsaravelatsihy kely eo nefa io no farany ts tiko indd. de aôa wa no tokony ataoko:?:8O

répondu par pissoa le 13/09/2006 08:39
2. dolby
(
08/09/2006 07:38)
Sao dia kisendrasendra hoe nahita olona hafa ianao na misy olona hafa manintona anao, raha izany mantsy no antony mety azo arenina ihany raha mbola tia azy ianao
3. andraina7
(
08/09/2006 07:53)
dolby:
Sao dia kisendrasendra hoe nahita olona hafa ianao na misy olona hafa manintona anao, raha izany mantsy no antony mety azo arenina ihany raha mbola tia azy ianao
Ts'zany ka! ôtry ny leo be fotsiny za.Le izy saro-piaro angamba:?:Nefa anie t@ vaolohany za de niteny oe za tsy tia ol saro-piaro e!Ny tena marina de tsy aiko oe inona no tsy itiavako azy tsony^^
4. booboo
(
08/09/2006 08:56)
Tsy misy oul mahafantatra tsara zato isan-jato ny toetran'ny sipany na vadiny na tsy haiko zany. Fantapantatra fotsiny.
Resaho mazava tsara izy ( an-ttsy na an-tél f'aza atao sms fotsiny satria nareo mifanalavitra ).
Mandra-piveriny, afaran'io, hanao vacances dia aza mamaly ny mail-ny, ny appel-ny, mandalondalo eny @ tanana misy ny famille-ny, miresaka @ namany sns. Rehefa tonga indray izy, dia ndana mankany @ ambanivohitra na any @ faritany hafa manao vacances fa tsy miaraka aminy. Tsy maintsy ho azony ihany rehefa ela ny ela hoe tena sérieuse ianao tsy te hiaraka aminy.

5. andry08
(
08/09/2006 11:32)
Somary sarotra ho an'ny tsy mahalala ilay olona anie ny miteny hoe: hataovy an'izao na izao. Tsy fantatray anie raha ny fahasarotam-piarony no olana na mbola tianao ilay olona e! Fantaro aloha raha tianao na tsia. Ary azonao hatao anie ny miteny azy hoe tsy ho tanty raha dia tsy hiresaka @ olon-kafa, na tsy ho hojeren'ny olona mihintsy. :)
6. soanja
(
08/09/2006 13:11)
Ny mitsotra aminy no hitako fanafody tsara indrindra azonao omena azy satria ny ankoatr'izay dia mamitaka daholo raha hamorona.
Ny tiako resahina dia hoe Mbola tia azy ve indry sa tsy tia intsony? Ilay toetrany saropiaro ve no tsy zakandry fa izy tindry ihany? Ny toetra manko azo ovana tsara raha toa ka mbola tia azy indry. Azo resahina aminy ireo toetra tsy zakandry ireo satria hoe mety hanova zavatra raha izao no mitohy. Fa raha tia izy miova na indry manaraka ny onjany hoe saropiaro ny olontindry dia izay no momba azy ka atao ahoana. Ny olona iray rehefa hiarahana dia efa miaraka amn'ny momba momba azy dia hita miandalana eny daholo izany toetrany izany. Dia ao ny zaka ao ny tsy zaka saingy rehefa ela misy ny marimaritra. Ny fifampitokisana manko no hitako mbola tsy ao izany matoa izy saropiaro.
Fa raha tsy tiandry intsony kosa izy dia ny mifampi-tsoa-drano no tokony lazaindry aminy. Aza miditra lalina akory hoe ianao saropiaro sns fa dia hoe mahatsiaro fa tsy mahatsapa fiatiavana anao intsony aho, mety ve raha misaraka isika? Dia hita eo izay havaliny.
Misy manko ny olona matahotra misaraka dia mampijaly tena eo, miafy. Fohy ny fiainana ary mandeha ny fotoana. Aza mandany andro amin'ny fijaliana. Sorohy izay zavatra manelingelina ny fiainana.
Mahereza hatrany.

7. andrianarisoa
(
08/09/2006 14:29)
ieu, tsory aminy fotsiny ny marina hoe tsika isaraka
fa aza miatsaravelatsihy zany fa ts mety.
Fa ra ohatra kosa ndry mbola tia azy de iaraho iany iz 8):idea:
Sady zo iz refa tonga eto iany ange maneho anzany hoe tindry fa refa tonga any iz de mahita vao² de tavela eo ndry;ra ts nahita zay olona miaraka aminy iz refa tonga eto de ts maints ndry iany no antsoiny,fa ra mahita iz ts itady andry zany refa tonga eto

8. dailynews
(
08/09/2006 15:04)
satria izy mipetraka any ivelany ary ianao mipetraka eto dago ary sarotra aminao ny milaza aminy ny marina dia izao indray ny vahaolana arosoko raha sarotra aminao ny mitsotra aminy.... manomboha tsy manoratra any aminy intsony, ataovy mahalana dia mahalana izany ary rehefa sendra manoratra dia ataovy maimaina ihany ny tts ary aza asiana JTM intsony .. dia raha mpi tel matetika izy dia matetika aza mandray tel ary rehefa mandray tel dia manaova ihany koa maimaina ihany aza miresaka ny momba naareo roa fa miresaha zavatra hafa mihitsy, ohatra ny tany ampiasana, ny zavatar hitanao teny andalana dia lany ny tel..dia rehefa ela ny ela..dia rava ho azy io satria nareo aza mifanalavitra koh....
tsy haiko aloha fa izaho ihany koa dia nanana olana tahaka an' io e, sarotra be amiko ilay tonga dia miteny hoe za tsy tia anao intsony.... de ny nataoko dia ny miala tsikelikely dia farany izy ihany koa mahasirika dia miala ihany koa....
asa aloha e, tsy misy ohatran ny mitsotra ihany saingy indaindray sarotra fotsiny ilay izy. samy hafa fotsiny ny olona e

9. kalina80
(
08/09/2006 15:26)
lavitry ny maso re lavitry ny fo a .Saiky tsy nino anio za fa hoe tsy hahazo ahy mitsy izany nefa tratra ihany e .Mody mamorona prétexte foana hoe zao na zao fa ny distance manova zavatra be . zany o!!!
11. nambina
(
11/09/2006 18:40)
Mpandefa : andrianarisoa [ Valio ] 08-09-2006 16:29:10
Lohateny : Re : Inn no atao ozy nareo
ieu, tsory aminy fotsiny ny marina hoe tsika isaraka
fa aza miatsaravelatsihy zany fa ts mety.
Marina mihintsy io nolazainy andrianarisoa io ry andraina 7 a!
12. xxx
(
12/09/2006 08:12)
andraina7:
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa
za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant, gentil, intelligent...mais il est trs jaloux:!:itanareo fa zahay refa miaraka de tsy maintsy misy olon-tsy fantatra mijerijery be(lehilah io ary tsy in-1 na in-2)fôna,ny antony alou ts aiko; de iny d'efa tsy tiany;tsy maintsy tratry ny quest° fôna za oe:"fantatrao nga iny bandy iny / Iza iny bandy mijerijery b anao iny?" tena mankaleo r'reto a!heureusement tsy mipetraka eto Dago izy fa m'bôsy any ivelany any de isan-taona vô manao vacance aty!Fa n tena prbl de zao:izy itako oe aùoureux be sady za no 1ère amourny,ka sûre za fa rah iteny azy oe isaraka de tsy haiko oe inona no hataony sy hanjo azy satria haiko tsara ny toetrany; za zao miaraka aminy par pitié de miatsaravelatsihy kely eo nefa io no farany ts tiko indd. de aôa wa no tokony ataoko:?:8O
Tano ny azo fa sarotra ny mila 8O:lol:
14. nambina
(
12/09/2006 10:23)
Mpandefa : miangalyandria [ Valio ] 12-09-2006 11:13:33
Lohateny : Re : Inn no atao ozy nareo
tsory ny marina
Izay ihany no ala-olana:wink:
15. pissoa
(
13/09/2006 07:46)
andraina7:
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa
za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant, gentil, intelligent...mais il est trs jaloux:!:itanareo fa zahay refa miaraka de tsy maintsy misy olon-tsy fantatra mijerijery be(lehilah io ary tsy in-1 na in-2)fôna,ny antony alou ts aiko; de iny d'efa tsy tiany;tsy maintsy tratry ny quest° fôna za oe:"fantatrao nga iny bandy iny / Iza iny bandy mijerijery b anao iny?" tena mankaleo r'reto a!heureusement tsy mipetraka eto Dago izy fa m'bôsy any ivelany any de isan-taona vô manao vacance aty!Fa n tena prbl de zao:izy itako oe aùoureux be sady za no 1ère amourny,ka sûre za fa rah iteny azy oe isaraka de tsy haiko oe inona no hataony sy hanjo azy satria haiko tsara ny toetrany; za zao miaraka aminy par pitié de miatsaravelatsihy kely eo nefa io no farany ts tiko indd. de aôa wa no tokony ataoko:?:8O
Kamo zah hamaky an'ireo be da be ireo :oops::oops::oops::-D fa zao:
Maivana be ianao raha hoe isan-taona ianareo vao mifankahita, dia amin'io misy olona mijerijery ianao dia mba manontany izy ... dia ozizy enao hoe leo ianao ka te hisaraka.
:roll:
16. pissoa
(
13/09/2006 07:48)
Inn no atao ozy nareo
mandiniha ianao tena aloha fa aza maika ny hisaraka :wink:
sao tsy io noteneninao io no mankaleo anao sy mahatonga anao te hisaraka? :-D:-D:-D
17. sherry
(
13/09/2006 08:07)
Tsisy tsara otran mitsotra ny marina.L amour est fé por etre vécu fa ts oé miaraka amnazy énao seulement par pitié.Tu te soucis tellement oé in ny zavatra itranga ra iteny anazy énao, teneno fa ts manina
Ny confiance né ny base n fitiavana ry piso ééé ; refa ts matoky nao iz dé atao in ar

18. pissoa
(
13/09/2006 08:39)
Ny confiance né ny base n fitiavana ry piso ééé ; refa ts matoky nao iz dé atao in ar
Zah ve io piso tenenin-njy io? :-D:-D:-D
Rah zah dia izao: tsy izay fanontaniana rehetra mipetraka dia hoe tsy fahatokisana. Ary raha tsy fahatokisana dia maninona koa nefa? Ny fahatokisana dia zavatra miova, ka rehefa asehonao hoe tsy sipanao iny dia matoky anao indray izy. Tsy noho ny olona tsy matoky matetika ny tsy fahatokisana fa noho ilay olona tsy itokisany + zavatra mitranga.
Raha tsy manontany mihitsy koa le bandy dia siora zah fa hanontany tena indray hoe fa maninona izy no tsy mba manontany mihitsy ... tsy tiany tsony ngah zah, bla bla bla. :-D:-D:-D