Pronostika France # Italie
1. Ralay
(
06/09/2006 17:13)
Somary tara ihany nefa sao dia misy liana.Ny ahy aloha dia dia manome 2 sy 1 pour la france anio alina fa dia ho hita eo.
répondu par naughtyboy le 12/09/2006 16:48
2. stayer
(
06/09/2006 18:40)
Ho hitantsika eo tokoa anio alina, higogogogo hitomany indray France ary dia tsy te hifanatri-tava amain'ny Italiana intsony,mba marina mafy e!
4. Ralay
(
06/09/2006 21:29)
stayer: Iza no nitomany zao :-D :-D vintana lesy ny an'ny itamianina iny fa mangina izy zao.
tafita:nijery dadarabe mintsy elà zany lesy fa tena marina ny voalazanlà bravo=D=D
tafita:nijery dadarabe mintsy elà zany lesy fa tena marina ny voalazanlà bravo=D=D
7. Fiffi
(
07/09/2006 17:10)
stayer:de iza kay no nitomany tao ry stayer ? :wink:
Ho hitantsika eo tokoa anio alina, higogogogo hitomany indray France ary dia tsy te hifanatri-tava amain'ny Italiana intsony,mba marina mafy e!
8. chipie1
(
07/09/2006 18:53)
ary ry mandrindra toa mankahala anlé mangamainty nefa monina aty antaniny e !:-D:-D
9. mandrindra
(
07/09/2006 19:40)
maka izay mahasoa ahy aty amindry zalahy aho. toy ny ataondry zalahy any amintsika.
10. naughtyboy
(
08/09/2006 13:43)
filma efa nandeha iny lalao iny tsy asina komentera fa indray mandeha ihany no misy ny vitambokany nastro azzuro de mody fa tsy zakany tsenany ny frantsay fa tsy mangamainty akory satria tsy nisy mbola niantso any brasil we mavomainty na ny hafa
11. mandrindra
(
08/09/2006 14:11)
mangamainty kosa ireny milalao ireny e. fa nisy sans paps telo teo ambony kianja.
12. nikopol
(
08/09/2006 14:37)
France nge multi raciale e! raha ny eto paris no jerena mety efa 75% strange na d'origine strange !
raha kotina ho strange na dorizine ny espagnol sy ny italiane sy ny portigany !
tsy blema io na mangamainty na mena na fotsy ! raha mbola misy loko hafa mahay aza mbola azo naturalisena koa !
raha kotina ho strange na dorizine ny espagnol sy ny italiane sy ny portigany !
tsy blema io na mangamainty na mena na fotsy ! raha mbola misy loko hafa mahay aza mbola azo naturalisena koa !
13. Fiffi
(
09/09/2006 13:00)
fa tsy hitanareo ve fa na @ sport inona na inona de zara raha misy vazaha fotsy ry zareo eh ? mahagaga!
15. Fiffi
(
09/09/2006 13:08)
de ny olana de zay ahazahoany tombontsoa de tsy mampaninona azy mihintsy ny maka ny spotrifs mahay fa ny hafa kosa samy mahafantatra daholo isika ny tohiny .
16. naughtyboy
(
11/09/2006 12:20)
ny fahafantarako sport kalo de misokatra ho any rehetra fa tsy mifidy loko fa ny olona no mametraka olana eo @ loko matetika zvmisy @ fiarahamonina zany tsy azo ferana ka ny reviko de mijery le lalao fa tsy ny lokony mpilalao na
17. mandrindra
(
12/09/2006 11:07)
saingy tsy taratry ny tranga hita ao amin'ny fiarahamonina no hita eo amin'ny fanatanjahantena, lasa fanaovana takokenatra ilay izy, fiatsarambelatsihy izany
18. naughtyboy
(
12/09/2006 16:18)
tsy azo faritana @ hevitra olombitsy zay tsy tia karazana loko anie ny sport raha tsy diso aho fa ekipa nofidiana ho an'reo sangany sa azo atao ko zany we satria i pele nilalao t@ mavomainty de tsy mamely ny ekipany brasil
19. nikopol
(
12/09/2006 16:40)
ny ahy reveko na mainty na fotsy na manga na mavo! fomba hahafahana miteny koa ny sporo hoe afaka mitondra ny anjara brikiny ny loko hafa fa tsy any amin'ny fait divers fotsiny no lazaina hoe nisy mainty na tavany tratra nangalatra na nandoro tomobilina.
ny sporo no domaine voalohany hahafahan'ny mainty maka ny place sahaza azy ! ka na mi-representer ny frantsay izy na tsia dia tsy blema !
rehefa vedety thierry henri ( izay mety ho gasy hihihi aiza i MCZ) na i Vierra na i Ronaldinho dia na ny japoné na ny sinoa, na ny eropeanina hafa dia mahita fa mahay baolina izy! izany hoe manazatra ny firenena hafa hijery ny loko mainty amin'ny endriny hafa !
Ny resaka mangamainty frantsay dia resaka tery tsy nahalevona ny fanjanahatany sy ny tohiny.
efa tokony resaka mondialisation no hijerena ny zavamisy fa tsy relation frantsay sy gasy fotsiny !