fa nahoana no tsy champion du monde @ BASKET ny DREAM TEAM

1. tsoah ( 06/09/2006 16:14)
somary talanjona:?: ihany aho fa resy :cry:ny American t@ 1/2 final,efa manomboka enjana ve ny havolentan'ny European sa efa mikoroso fahana kosa ny fahaizana American, iza ary no tena marina mba omeo hevitra ho anizay makafy sket rehetra eto @ tanana OK !:lol:
répondu par reporteur le 07/10/2006 16:11
2. dadasy ( 06/09/2006 19:36)
araka ny hevitro aloha de somary nanao kinanga kely izany ry zalahy t@ 2eme carton, ka voatery nanenjika mafy. Ny grika anefa vao nahita fa tataka ny score de vao mainka nihanatanjaka. Zavatra iray koa, henjana de henjana ny grika t@ tifitra 3points, ny Dream team kosa ny dunk no talentany, misy elanelanisa 1point anefa ireo ka raha tsy dunk telo tsy hitovy @ 3points roa. De izay no fototry ny fahavoazana. Niezaka ihany nony farany fa tara loatra...
3. fijo ( 06/09/2006 21:57)
ny US koa tsy zatra miaraka,sady zatra lalao tia tena.
4. cutie ( 06/09/2006 22:29)
tsy misy team work ve ry fijo :-D
5. Fomena ( 07/09/2006 14:24)
ny ah ny fahitako az dia diso mihits ny fijerintsika fa voafahana ihany @ iren média américain iren; rehef ts brésil @ foot na ts amerikan @ basket d ts iz;
Ny tatsinanana no tena nanjakazaka t@ io fa ts ny amerikan mihits, ny yougoslav, zao moa lasa serbie monténégro (imbetsaka nahaz titr), ny croatie, ny russian...
http://en.wikipedia.org/wiki/Basketball_World_Championship
fa ny us efa t@ 12 taona lasa no nahazo titr faran.
6. tsoah ( 07/09/2006 16:00)
ny tena blem @ndry lerony koa de ny réglement tena tsy mifanaraka tsony fa ny American tena manana réglement NBA fa tsy FIBA de tena sahirana,rehefa compétition mondiale, jereo anie ry Lebron james fa mihanahana fotsiny rehefa tratra faute ry Atony Carmelo mihevitra fa tsisy marcher ngamba ny Basket de tsy mandeha tsony ny automatisme, fa ny tena reveko de Dowaite Haward:x:x:x:x:x tena misôma be sady en forme tsisy tsy niaiky ny rehetra fa tena geant lery rehefa ao ambany ny serceau, de hanomboka ndray ny an'ny vehivavy ny competition mondial @ le 12 de ahoana ndray angamba ny ho fandehany fa tadidio ny DREAM TEAM vehivavy no nahazo ny jeux Olympique farany teo asa mety mbola ....?
:?::?::?::?::?:
7. fasaly ( 07/09/2006 16:09)
euhhhhhhh! mino aho ary tena siora fa diso adresse ity dinika ity, tsy tokony alefa any am fanatanjahatena veuh????saika hanatena hiarahaba namana vaovao zà kanjo resaka amerikanina be:wink::-D
8. reporteur ( 07/10/2006 16:11)
fantatro tsara fa te hahita ny dream team handresy ny pitia skat-ball,ny antony naha resy azy ve tsotra fotsiny, tsy mahazo manao mitovy ny any @ny NBA ry zareo pilalao mahay toa an-dry James ohatra.Tsy mahazo mitodra baolina hatramin'ny farany mantsy ny joeur tsirairay fa voarara ny coach izany.Jereo tsara anie ny filalao an'i James eh!izay aloha ny iray,ny 2nd dia nanaiky lembenana ry zareo sady na i Anthony irery ve no milalao ny tena filalaony mitovy ny any @NBA fa ny sasany bola tsy zatra ny marcher avant daholo.Tsoriko @toi fa misy CD izay ao amiko misy an-dry James,Anthony,Wade miaraka fa tena biby fa tsy olona intsony eh!izay angamba aloha ny azoko valiana fa @manaraka ny dream manavotra eh! BYE :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2969