mila fanampina maika o!!

1. mijavelo ( 04/09/2006 09:31)
:wink::wink:saika mba anontany kay so de mbo misy mafantampantatra fa misy association aty grenoble d ry zareo te-hanampy ny association manohana ny moana sy marenina any Dago d mitady izay mba association na olona tokony ho contacter vana any satria ry zareo andeha any @ ny mois d'octobre io.
ny projet dry zareo dia hampianatra resaka batiment an'ireo olona ireo .koa zay mbo mafantatra zafady mba omeo valiny.
misaotra o^:^
répondu par tsiky le 05/09/2006 11:02
2. Fiffi ( 04/09/2006 09:43)
ity aloha no hitako nefa toa tsy misokatra le site fa handramako hiany !Communaute Catholique (Grenoble) þ Site de la communaute malgache de grenoble, information, ... Gasy d'Ailleurs þ Association caritative malgache en France de misy an'ity koa an! http://www.resacoop.org/Boite_Outils/reunions-geo-thematiques/pdf/CR-madagascar-2006.pdf#search=%22association%20gasy%20%C3%A0%20grenoble%22
3. tsiky ( 04/09/2006 11:03)
Ity ny adiresin'ny moana sy marenina ao Tana de azonao contactena ry zareo:

A.KA.MA (Akanin'ny Marenina)
67Ha centre
101 Tana
Tél: 00261 20 22 287 99

4. Fiffi ( 04/09/2006 19:24)
tsiky: ka aty ivelany , grenoble no tadiavina fa tsy any dago koh! sy ny association te-hanampy hono !
5. mijavelo ( 05/09/2006 09:45)
misaotra betsaka oo!!
groupe na jeune no manao an'io projet io,efa tany maroc ry zareo dia mafinaritra be ny fivoarany any.

ny olana dia izao, tsy afaka miantso firy ry zareo fa rah toa ka misy adresse e-mail dia tsaratsara kokoa.dia ny manaraka dia izao,ny toerana hananganandry zareo azy mbola tsy fantatra fa miankina @ ny hoe aiza ho aiza no toerana tena ahitana an'io kilema io;

miasotra betsaka hatrany o,ary raha mbola misy manana sosokevitra dia raisina an-tanan-droa hatrany
misaotra indrindra!!
6. tsiky ( 05/09/2006 11:02)
Ity ny mail ahafahana mifandray amin-dry zareo:
aka.ma@dts.mg
Misy toerana maro misy ny moana sy marenina any Dago toy ny Antsirabe ohatra sns.. fa rehefa manoratra ao Tana ry zareo de afaka mahazo renseignement @ izay toerana tiany hanaovana fanampiana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5229