Hatraiza no fetran'ny hoe SATRIA TIKO IZY?

1. jimtex ( 02/09/2006 11:33)
Misy ny olona efa mahatratra azy miara-matory @olona hafa izao de mbola eo ihany satria tiko izy(STKI),misy efa lasa nanambady hafa dia mbola andrasana sao miova hevitra(STKI),efa tsy ankasitrahan'ny ray aman-dreniny de misisika mba ho tina(STKI),niterahany de nariany sady efa lasa niteraka @olona hafa ko izy de andrasina fona (STKI),enao nilaozany nianatra aty andafy ary tsy fantatra na ho tafaverina ovina izy na mety hiaraka @ olona hafa ko de (STKI)dia andrasiko fona enao cheri e! de eo enao no raisina .Tsy aleo ve miala aloha mba ho sitrana aloha!
²
répondu par lysie83 le 03/11/2006 13:04
2. papounette ( 02/09/2006 12:49)
8OZà ko ndraindray de mahita fisehoanjavatra ohtran'le lazainao io de tena tsy fantako heo inn ny antony mahatonga an'le ol miaritra eo ihany mba tsy ilazako hoe misisiska .De tena nanontany mivantana an'le ol mitsy aho de zao no navaliny ahy: Le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas.De tsy niteny tsony aho.:°)
3. malalatinasoa ( 02/09/2006 12:55)
Tsy eo @ toerany ianao dia tsy tsapanao ilay izy. Samy manana ny zakany ny tsirairay, ny zakan'ny olona tsy zakanao, ny tantinao tsy tantin'ny hafa.

Ny manao vava fotsiny no tsy mety, fa rehefa tratra ianao izay vao tonga saina hoe ay ve izao ilay sensation.Sekolin'ny fiainana daholo izany, :).
4. McFy ( 02/09/2006 13:23)
Tsy hadalan'ny ntaolo angamba no niteny le hoe lamban'akoho ny fitiavana ka faty no isarahana.
5. vivi ( 02/09/2006 16:49)
io ,koa anie efa misy karazana toetran'olona tia olona mampijaly azy e!, fa raha vao io olona milaza azy we tiany io no miova lasa tia azy d tsy tiany indray ,ary rehefa toetra ilay izy d tsy afaka fa mandram-pahalehibé d zay foana , na d efa matsapa tena aza we inona ity manjo ahy , ary ilay izy tsy fananiana fa tena efa zay mihintsy, ary matetika ny manodidina no tezitra satria malahelo fa izy tsy tonga saina mihintsy ,io koa aloha tsy azoko mihintsy ! fa mba tiako fantatra marina
6. booboo ( 02/09/2006 19:23)
malalatinasoa > miombon-kevitra
7. cutie ( 02/09/2006 20:23)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 02-09-2006 14:55:01
Lohateny : Re : Hatraiza no fetran'ny hoe SATRIA TIKO IZY?
Tsy eo @ toerany ianao dia tsy tsapanao ilay izy. Samy manana ny zakany ny tsirairay, ny zakan'ny olona tsy zakanao, ny tantinao tsy tantin'ny hafa.

Ny manao vava fotsiny no tsy mety, fa rehefa tratra ianao izay vao tonga saina hoe ay ve izao ilay sensation.Sekolin'ny fiainana daholo izany, .

zay alou de marina :lol:
8. hasinando ( 02/09/2006 22:45)


Za aloha nahita fa mahazaka ilay STKI ny vehivavy noho ny lehilahy e!

Rehefa sendra ny STKI ilay lehilahy nefa tsy miasa saina ny iray maharary ihany.Ny tiko ho lazaina dia hoe samy fo tia ioe,samy mahatsapa maharary ary samy manankambo fa aleo mitsotra rehefa tsy mety e!.Sa my misaraka ,za aloha vehivavy fa tsy dia @classe mitalaho lehilahy ireny aho.Rehefa te handeha tso fiko rano!
9. jimtex ( 03/09/2006 10:21)
Ny tena mahagaga ko arakaraka ny ampifilan'ny ray no maika mapisisika ny iray,efa mitomany fona ,safotra mihintsy aza indraindray nefa le olona tsy miraharaha de STKI de aleoko andrasina sao de mba miova. Izy nefa any efa manana ny tena tiny no enao.Tsy aleo ve manaraka nyhevitry HASINANDO!Miezaka ny manadino avy eo.
10. Fiffi ( 05/09/2006 05:48)
satria tiany loatra le olona ! raha ohatra ka tsy hasiany fetra de be zany ny fitiavany azy ! Zany fijaliana nanjoa an'le olona efa safotra sns...zany ve de tsy mba nahampiratra ny mason'ny iray ?
11. lysie83 ( 03/11/2006 13:04)
jimtex:

Ny tena mahagaga ko arakaraka ny ampifilan'ny ray no maika mapisisika ny iray,efa mitomany fona ,safotra mihintsy aza indraindray nefa le olona tsy miraharaha de STKI de aleoko andrasina sao de mba miova. Izy nefa any efa manana ny tena tiny no enao.Tsy aleo ve manaraka nyhevitry HASINANDO!Miezaka ny manadino avy eo.

Marina zany,ra tsy miezak miala s manadino ts o tafal ao mintsy e!aleo manao tanala very sampy e! manova no mety sady lhl s vhv bdb io,eo iany no marary ref maita vaovao az otran milay noho le teo ndray d c'est tjrs le mm refrain: ts mbol nitia otran itiavak anao zao a!!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.539