piment farcie
1. tyfoly
(
01/09/2006 15:20)
mba ahoana kay ny recette gasy raha hanao piment farcie? misaotra mialoha e!
répondu par Fiffi le 05/09/2006 20:23
2. vale
(
01/09/2006 17:59)
Slt tyfoly:
Andramo ity
mila sakay maintso farany izay vaventy,
mila toton-kena+ oignon voatetika madinika tsara+ poivre+ kotomila voatetika madinika koa
dia afangarohy miaraka hazoana farce
ampangotrahy 10mn ny sakay, dia ario ny rano
tapaho manaraka ny sakany eny @ vodin,ny sakay, ilay tandrifiny tahony iny,dia esory ny voany dia asio ny farce
manaova pâte farina: rano 3/4 ny bol (fisotroana ronono ireny)
farine tokony 3,5 sotro lehibe asio sira kely,poivre.
asoka anatiny pâte ny sakay voasesika, dia endasina anaty menaka fanaovana friture ireny(soja, tournesol colza,,,,,,,,)
mazotoa tyfoly.;-)

7. miangalyandria
(
02/09/2006 14:12)
gaigy mihitsy reto sipan'ny serasera ireto raha hanao lakozia an ! izaho tsy tia tsy mahay ity aza roboka ihany ny farany ! :-P
9. Fiffi
(
05/09/2006 20:23)
ity ny recette piment farci an! http://perso.orange.fr/goutanou-run/html/RECETTES/AMUSES-BOUCHE/PIMENTS%20FARCIS.html