pazzapa

1. baomijijy ( 31/08/2006 11:05)
de mahagaga mits isika mpijer @ty emission TV ty ka, ny oul tsara toetr sy mahay mihira tsy mba fidiantsika mits ( i vahatra io ) fa de naleontsika justin, eny e zay tokotran le we zy tiako iany io, tokony ts mahazo mifid ny publik ra tsy refa tounga any @ final fa tssss, zay ve ranga nifid fa hehehe, nanaelo mits e,
répondu par bozycate le 07/09/2006 13:25
2. Fiffi ( 31/08/2006 11:06)
ka hatao ahoana fa zay zany no safidin'ny maro an'isa koh!
3. booboo ( 31/08/2006 11:10)
arnaquelaposte aby zany eeee...zà tsy mino fa tena ny vote-n'ny mpijery no mibahana à fanesorana na tsia ny candidat iraika ...re-arnaquelaposte
4. hery ( 31/08/2006 11:15)
Possible io lazain'i booboo io.

Zah tsy mahalala pazzapa (azo hazavaina eto ve ny principe fifidianana?). Fa ny fandaharana toa ireny aty andafy dia efa voafidy mialoha hoe iza no ho lany. Omena possibilité bedabe hahalany azy iny candidat iny. Indraindray aza ny public sendra tsy mifanandrify safidy amin'ny mpandrindra dia hitadiavany fika hafa indray.
re-re-arnaquelaposte :-p
5. booboo ( 31/08/2006 11:55)
6. xxx ( 31/08/2006 12:42)
ny hitako tena miharihary dia rehefa misy tsy tiana iala (tiatian'i RTA sy ny mpikambana) ao dia ahena ho 3 no fidiana porofony t@ nialan'ilay sipa avy any diégo tsy miteny gasy iny satria raha natao 4 ilay izy dia tafiditra tao anatiny ilay sipa avy any Antsirabe le mba "manjamanja" iny, dia torak'izany koa zao farany izao, manjary tafiditra koa ilay sipa zazakely avy any mahajanga iny raha natao 4 dia naleo atao 3.

ilay hoe justin, ... kah mifidy daholo ny fianakaviany kou inona moa no olana, torak'izany koa ilay vehivavy iray avy any Tuléar, mifidy daholo zahay avy ety @ 67koou de afaka foana izy.

7. soasoafy ( 31/08/2006 12:47)
Le i Justin tokoa alou tsy lasa e (na toetra na fomba fihira na fomba fandihy), nefa jereo ange fa ilay sipa lava volo manjakely iny ndray zao no mody e, fa i Justin sy Larissa no tafajanona. Mba manetana anareo aho e, fidio ny "pzp 1" e, tsy misy haingony tsony ny pazzapa ra io no mihintsana, tsy hoe mifidy tavan'olona aho fa ......
8. soasoafy ( 31/08/2006 12:51)
Mila jerena daholo ange ny bika; tarehy ;na dia malefadefaka aza ny fomba fihiran'i Fanie, tsy tokony izany no hampihintsana azy satria betsaka ange ireo artiste vhv malefadefaka nefa malaza e,
9. kitjo ( 31/08/2006 17:52)
hery> toy ny aty ivelany ihany hoe mitsara ny jury fa ny vote alefan' ny mpijery @ SMS na appel no tena mahalany na tsia!

kanefa aiza moa no ahitanao izay tena isna' ny SMS sy appel lasa eo tokoa?
na dia alzaina fa misy commissaire au jeu aza?

ireny koa ange tsy maintsy mitsinjo lavitra ihany ny mpikarakara e, satria misy orinasa manohana.
ireny ankizy ireny avy eo no manao publicite ho azy sns ka raha olona ratsy tarehy n atsy tiany fts no ho lany eo tsy handeha ny buzn zareo avy eo ko! sa :roll:
10. booboo ( 31/08/2006 19:11)
ka izay no maha aranaquelaposte azy
11. volana1 ( 01/09/2006 12:01)
Ka izay no mba ifidianana an'i Fanie e ! izy irery no tena azo atao hoe manja sy tsara bika ao, sady tsy hoe tsy mahay mihira izy, fa ry Justin ange tsy mahay mihira akory fa dia fidian'ny olona. Ny problème koa dia misy faritra tsy mba mihevitra ny hanohana ny avy any aminy fa vao maika manakiana, angamba ni-kôty dia tsy nahazo dia hatrany mbola mitombina ihany ny valifaty. O ry Antsirabe o , mba fidio iny zazakelintsika iny fa efa ataon-dry zareo mihitsy anie izy hampihitsana azy satria tsy zkan'ny vavonin'ny olona hoe dia Bira foana ve e ! nefa volamena latsaka am-bovoka io, tsy azonao afenina, ka mba fidio PZP 1 rankizy a ! rehefa tonga aty Fanie dia amin'izay mifampitady fa ny voninahitr'i Bira aloha jerena r'ireto a ! dia sanatria ve dia tsy mba hisy hijanona ao amin'ny villa ny antsika ?
12. Simpona ( 04/09/2006 10:13)
Zay ary ny anareo fa lany tkou i Justin, Asa klou ze fomba fisafidiana ao fa raha ny fijeriko ireny blabla be tam Villa pazzapa ireny de na ny oul ao am villa az toa tsy dia tia lotra azy "noho ny toetrany" fa ireo coach no manome noaty tsara azy "noho ny zava-bitany"

Ny fahitako azy dia manana antokona mpinamana manohana azy manokana i Justin ka manao izay hahalany azy am fomba rehetra

Ny ahy zao i Rojokely no mahafatifaty ahy ao raha endrika :-P:-P
13. vahatra22 ( 07/09/2006 09:38)
za ko d mitovy hevitra aminao ry simpona! aleo maka an' i Rojovola! izy tsara tarehy sady hendry! izy ihany koa sisa no sipa tsara ao e!
14. bozycate ( 07/09/2006 13:25)
za ko dacor. aiza ve de justin fona no hita ao?:x sady tsy tare tsy bika fa de faly hibitabitaka sy hitabataba eran'ny scène fotsiny. mba mampalaelo ihany ny zavatra ohatran'izany.:cry:
aiza ko olona sady ratsy toetra no tsy mahay mihira dia mbola hitann'ny sasan fidiana ihany.:x
asa koa anefa raha tena misy mifidy marina ireny na ahoana fa dia izay mo no lazaindry zareo.:!:
tamin'ny kidaona maraina aza nisy niady mintsy niantso tao.:P le voalohany niteny hoe handany 500000 hifidy an'i rojovola fa atao izay hialan'i justin:wink:. de nis iray namaly hoe ry zareo ao amin'ny fianakaviany efa misy 10 izao handany 500000 avy hifidy an'i justin fa tsy lasa izany ny azy (5000000) izany.:( dia nisy olona fanintelony niantso hoe efa manao vondrona mintsy hono zareo izao de efa mahatratra 8million mahery moa izao no vola hifidianana an'i rojovola!:P(l) ka de asa na fandrangitanan na tena izy fa je trouve ça débile. :-D:-D:-D
rehefa tiana ireny manina tsy omena azy ny vola de ampiana izy ho lasa tena vedette avy eo ;-):-P:°)(famoronankira, fampianarana mozika...:-D:-D) izao anie raha tena manome an'izany orange fotsiny ny velona e! rta tsy lazaina intsony.
fa laingalainga alo fa mlay le emission e:wink:! fa na zany aza misy ihany ny exageration:!:. ka tsy haiko hoe mety tsy hisy intsony ko ve ilay emission raha tsy mande toa io ny bizina. lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1214