lasary legioma
1. vivi
(
29/08/2006 16:02)
ahoana ny atao mba ahatonga ny lasary ho tsara tahaka ny any @ntsika , fa hotrany tena mampite_ihinana izy zany , indrindra ilay epice , misaotra betsaka o!
répondu par andry08 le 21/10/2006 15:55
2. Fiffi
(
29/08/2006 16:27)
ity aloha misy an! http://razafimalala.free.fr/Recette/lasarycaraoty.htm
Fa ny fanaovako ny ahy indray de zao:
-carottes
-choux vert
-oignon blanc
-curry
-sira , citron
-Tetehina lamelles ny caroty , laisoa , tongolo maintso .
Hendasina kely rehefa voatetika fa hatao tsirairay de hasiana curry .
-Hampangatsiahina de hafangaro daholo , hasian jus de citron kely , hatsany de ampy .
Mazotoa homana !
(azo hasiana poivron koh! tetehina en lamelles koh )

3. lmahery
(
29/08/2006 18:52)
Manahoana! manotany ianao hoe ahoana no atao ?? dia izao ary :
-teteho ny laisoa ,torak'izay koa ny karaoty sy ny hariko maintso(:D
-ataovy à la vapeur daholo ireo saingy atao tsirairay ; dia jerijereo matetika ny fahamasahany tianao hanaovana azy;na matsakotsako na somary malemy na izay hitiavana azy e!
-voasana ny tongolo gasy , kikisana @ ny lame karaoty ireny dia toy izay ihany koa ny sakamalao;
-hafanao @ izay ny lapoaly misy menaka dia harotsay miaraka ny tongolo gasy ,sakamalao ary ny kary,afangarongaroy tsara, tsy mila atao mendy fa rehefa mifangaro tsara ao anaty menaka mafana iny izy dia arotsay ny legioma rehetra fangarony dia avadibadio mandrapifangaron'ilay legioma rehetra. Aza adino aloha ny sira e!fa raha tsy izany tsy mivoaka ny tsirony.
-avy eo ataovy manokana ny saosy vinegirety?
Mino aho fa ho hafa-po ianao
HAFATRA FARANY: vilany jobo ireny hanaovana azy raha manana .
Izay ary e!

4. boubounezy
(
29/08/2006 18:56)
laisou, karôty, arikô vera, teteana lava2 dé endasina asina poivra, carry, endasina tsy atao masaka tsy asina rano mintsy asina citron @ zay refa mangatsika tsara iny.
5. miantra
(
31/08/2006 12:37)
Ny ahy ny fanaovako azy ohatranio recette io ao amin'y jereo eto nasehon'i Fiffi io fa saingy tsy asiako chou-fleur.
Merci daholo amin'ireo recette eo ambony ireo o!fa dia handramana izany.

6. cutie
(
31/08/2006 19:53)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 29-08-2006 20:56:47
Lohateny : Re : lasary legioma
laisou, karôty, arikô vera, teteana lava2 dé endasina asina poivra, carry, endasina tsy atao masaka tsy asina rano mintsy asina citron @ zay refa mangatsika tsara iny.
nataoko omaly fa :miam::miam::miam::miam: