Sao dia tsy mba rariny kosa ?
1. Fiffi
(
29/08/2006 10:01)
Nahita article zay zah milaza ny fandehan'ny fangatahana visa hankanesana aty ivelany.
-Ny tena marina dia ny Malagasy dia tia mandray vahiny .
-Ny Malagsy dia tsy miteny hoe "etrangers ireo olona tonga na efa any Dago fa hatao hoe VAHINYmidika hoe INVITES .
-Raha jerena @ fo tsy mihangatra de ireo vahiny zay any Dago dia voahaja !
-Ny vahiny zay mikasa ho any Dago dia voaray am-panajana fa tsy misy gidragitra.
-Ny fahazahoana visa ho an'ireo vahiny de zara raha misy no lavina fa de hafam-po daholo izay te-ho any.
-Rehefa enyan-toerana indray ka mila "prolongation" de mahazo .
-Raha jerena ny isan'ny Malagasy eto frantsa firy izy ireo ?
-Raha jerena koa ny isan'ny frantsay any Dago , firy izy ireo ?
-Ny frantsay zay efa any an-toerana de mahazo fahafaham-po , izay ho any koha torak'izany .
-Ka nahoana no harirariran'ny ambasady frantsay ny Malagasy zay mba te-ho aty ? Ao koa ireo lavina tsotr'zao tsy misy fanadihadiana fa de TSIA !
-Tsy aiko hoe inona re no mba zavatra tokony haton'ireo mpiasa ao @ ambasady gasy hoan'ireo frantsay te-ho any Dago fa tokony hisy fiheverana kosa fa mijaly ny Malagsy eh!
répondu par titis le 22/10/2006 00:12
2. kelly13
(
29/08/2006 11:04)
marina izany, na hadihadiana b aza ny malagasy ze te hankaty d tsingolohana dol ze mety ahitana faille tsy azahoany makaty!
ny zavatra mba tsy azon'ny vahiny atao any amintsika fotsiny angamba, tsy hoe angamba fa tena izay e, dia ny mividy tany sy trano raha tsy manana zom-pirenena malagasy! ary rare pour ne pas dire tsy misy izany vahiny (ny vazaha d souche no resahako fa tsy karana na sinou, sao misy mandray vilana mantsy :-w) mahazo ny zo-pirenena malagasy izany. iny alou d sarotra ny mandainga fa point iray positif e, sinon, inona intsony ny ho an'ireo malagasy miaina @ ariary face a l'euro?
ny zavatra mba tsy azon'ny vahiny atao any amintsika fotsiny angamba, tsy hoe angamba fa tena izay e, dia ny mividy tany sy trano raha tsy manana zom-pirenena malagasy! ary rare pour ne pas dire tsy misy izany vahiny (ny vazaha d souche no resahako fa tsy karana na sinou, sao misy mandray vilana mantsy :-w) mahazo ny zo-pirenena malagasy izany. iny alou d sarotra ny mandainga fa point iray positif e, sinon, inona intsony ny ho an'ireo malagasy miaina @ ariary face a l'euro?
3. bogosi
(
29/08/2006 11:28)
ka ny gasi mifanenjika vao misi tafavoaka kely de enjehina si aratsina normal raha vahiny daholo no manjaka any ny karana ohantra mifanampi fa tsi mifamotika ka izay no tsara jerena tsara hoe inona no mahatonga ny gasi tsi tafavoka mila jerena tsara daholo ny toetsainy olona hoe ahona inona no antony fa tsi azo hoe tonga ho azy fotsiny anie ny arena e!ny piasa any efa omena asa de mangalatra ny ^piasa bureux @firy vao tonga miasa ary manao ny asany tsara ve sa ahona ?ny fiainana andavanandro mihintsi no mila jerena hoe inona no mahatonga ny gasi tsi mety tafavoka fa tsi avi @olona sasany mihintsi no abdefasana ny resposablite fa ny saina mihintsy no efa mila ovana atrany ampotony tsirairay !
4. caprio
(
29/08/2006 11:31)
Eny ekeko fa tsy rariny kanefa tsy azo ampitovina mihintsy ny gasy mankaty france sy ny vahiny mankany dago,zany we tsara marihina aloha fa ny gasy manana taratasy mazava tsara na mizaka ny zom-pirenena frantsay dia ataoko angamba fa hiarahan-tsika rehetra manaiky fa tsy misy olana mihintsy ny fivezivezeny aty frantsa, ary ny antony tsy amelan-dry zareo frantsay antsika mankaty dia tsotra satria taloha isika raha mivoaka ka mahazo visa 1volana hoatra dia tsy miverina intsony fa milentika aty ka zara raha mahita asa atao satria tsy manana taratasy mazava ary mbola misy izany ankehitriny ka na mandefa vola aza ny fianan-kaviany dia tsy misy dikany satria maivana be ny volan-tsika ary ny lalàna misy eto frantsa dia tsy mahazo mampiasa olona tsy manana taratasy frantsay ny toeram-piasana iray fa voasazy ary mikantona izany orinasa izany raha tratra ka tsy afaka ny anova izany lalàna izany mihintsy isika any ka mampalahelo ny mahita ireo gasy mi-clandy aty an-dafy aty fa na dia misy mandefa vola aza ny havany dia tsy misy dikany izany satria maivana be ny sandany.ny frantsay mankany amin-tsika indray dia mampidi-bola ho an,ny firenena sy ho an,ireo hotely rehetra aty mada eny fa na dia tsy manan-katao aza izy ireo eto mada dia tsy enta-mavesatra ho an-tsika mihintsy satria ny sandam-bolan,izy ireo dia matanjaka ka izay no mahatonga ahy hiteny we aza ampitoviana ny gasy aty an-dafy sy ny vaza aty dago ko ataoko fa lozika be io zavatra nohazavaiko anareo io
5. bogosi
(
29/08/2006 11:34)
ilay toatsainy sasany mihintsi no tena tsi lasa @lay hoe manindry any mdg satria vao manana kely de manindri ny hafa any ka lasa fanao ilay izy dia sami maka ho azy daholo fa ny vahiny zay tia projet ny azy ny volany ho entina ampisondrotana ny fireneny fa tsi ho entina anindrina ny tsi manana ka zay no mahatonga ny gasy hoe misy ny manana be ari misy ny tena mifaisana mihintsi satria ny harenany zay manana hoentiny hisehona fontsiny fa tsy hanatsarany tany ndrazana dia tsi mety mihintsy fa mila miova mihintsi ny toetsainy tsirairay satria efa domine t@zavatra hafa de hmmm!!!!
6. Fiffi
(
29/08/2006 13:50)
ny ahy aloha ny zavatra tena mampalahelo ahy de zao fotsiny an! ny vazaha zay te-ho any Dago dia voaray tsara am-panajana , fa ny gasy te-ho avy aty de harirarira fotsiny !
Mba jereo ange ny manjoa ny mpianatra ankehitriny eh ??
Ary ry zareo de iny sac à dos-ny iny fotsiny no hentiny de @ fomba ahoana no nahatonga azy hanakarena be sy lasa patron be sns .. ?
Mba jereo ange ny manjoa ny mpianatra ankehitriny eh ??
Ary ry zareo de iny sac à dos-ny iny fotsiny no hentiny de @ fomba ahoana no nahatonga azy hanakarena be sy lasa patron be sns .. ?
7. Rafotsy
(
29/08/2006 14:53)
kelly13:
ny zavatra mba tsy azon'ny vahiny atao any amintsika fotsiny angamba, tsy hoe angamba fa tena izay e, dia ny mividy tany sy trano raha tsy manana zom-pirenena malagasy!
Taloha aky izany fa izao efa novaindry zareo ny lalàna ary afaka mividy ny étrangers !
8. rasah
(
29/08/2006 16:05)
:-D:-D:-D izany ry fiffi no mitranga rehefa tany madinika sy mbola an-dalam-pandrosoana toa ny Madagasikara. Isika mantsy mila ny "devise" entin'ireo vahiny sy "investissement"-ny ka tsy dia afaka mifidifidy loatra
9. Fiffi
(
29/08/2006 16:43)
rasah: mety misy mahamarina ny voalazanao , saingy ny fahalalam-pomba , ny fandraisana ny olona , ny fanajana ny olona tokony mba hatao kosa an!
10. boubounezy
(
29/08/2006 19:00)
tena marina kia io ry fiffi e! tsy aiko mintsy zé mahazo antsika gasy, sa ve wé zany marina refa andalampandrosona???:roll::roll:
11. Tanora
(
29/08/2006 20:15)
mahagaga tokoa ny ambasady frantsay ao dago, tokony jereny ny momban'ny olona te andalo aty frantsa,fa dia mbola mitohy ny "colonisation" e, sady ny fanambaniana ny gasy tena misy,mihevitra mantsy ry zareo fa toy izao ity tany frantsa ity raha tsy tao ny gasy nandevoizina, mitohy hatrany izany,raha misy ny tany, mponina mahay mandray vahiny ohatra ny malagasy,mandainga izay milaza izany,ary ny aty ange mbola mety ihany fa ry zareo miasa any dago no tena midingin-drambo e! manahirana e
13. boubounezy
(
30/08/2006 00:39)
ka na manana paps zao ary ve kia njy mbola siny olana iany refa itany fa tsy malala ny droit njy2:roll::roll::twisted:
14. Fiffi
(
30/08/2006 11:06)
zany ve akia ? fa bdb kosa aloha ny zavatra tsy rariny an! fa ny zavatra mba tiako fantarina de ireo mpiasa ao @ ambasady satria mino aho fa mahafantatra ny fandehan-javatra rehetra izy ireo.
15. kelly13
(
31/08/2006 20:54)
fiffi>fa tsy hilaza izy ankia hoe izao sy izao a, ny henoko d hoe rehefa refusé ny visa d tonga d hoe refusé ny visa, tsisy explications! donc raha mbola mamerina fangatahana visa (izay tsy voa remboursé nefa lafo dia lafo) d tokony ho mailo iany satria efa "fiché" donc misy risk hahazo refus de visa indray! zany nga le hoe immigration choisie!!!
nefa jere reto tavaratra aty frantsa! ry zareo no manjaka!
mijorojoro etsy sy tsy manao an inona na inona nefa mahazo F4 sy F5 b ho an'ny fianakams,ny loyer @ io zara ra mandou, ms atao ahona e, la frantsa efa lasan'ny tavany fa tsy an'ny frantsay tsony, aleo mitondra ny anarana hoe mamouda ra te ahazo rariny!
nefa jere reto tavaratra aty frantsa! ry zareo no manjaka!
mijorojoro etsy sy tsy manao an inona na inona nefa mahazo F4 sy F5 b ho an'ny fianakams,ny loyer @ io zara ra mandou, ms atao ahona e, la frantsa efa lasan'ny tavany fa tsy an'ny frantsay tsony, aleo mitondra ny anarana hoe mamouda ra te ahazo rariny!
16. Fiffi
(
01/09/2006 06:52)
Kelly13: hummmm ! tena marina mihintsy ireo nolazaindry ireo an! zao koa ange eh! ry zareo de sahy mivazavaza be de tonga de mahazo ny rariny fa raha tsy zany manko raha vao miteny zavatra hafa ao de lazaina avy hatrany hoe resaka rasisme le izy !
17. kelly13
(
01/09/2006 08:41)
fiffi>hihihi zany mintsiny. fa za klou tsy manaiky lembenana zany aty e, za njay d mamaly fôna refa hitako fa tsy mety ny ataony, na mety aza mou ny ataony (surtt any @ administration) mbola ampekariko ny feoko, za nga te halala! ra tsy zany nge ankia d heveriny fa matahotra azy refa hoe tsy miteny e, tsy mba kelly13 zany klou e, :°).
20. titis
(
22/10/2006 00:12)
Ny vazah afaka miditra mora any amin-tsika satria mampidi-bola ho an'ny fanjakana fa rah vao hoe etranger de sahirana zay vao tonga aty france,rah vao tsy misy interet amindry zareo ny ahatongavana aty deh tsy tafiditra ianao zay.