MENU DU JOUR
1. boubounezy
(
27/08/2006 22:54)
androany alatsinay zany dé ty alou ny misy ho any zay tsy minana sakafo gasy alou dé elana tsiny fa sakafo gasy no tena ho itanareo matetika ato satry namana gasy tsika fa ra misy mitady spécialité hafa dé afaka manomé za ra mbola mba aiko.
friture de poulet + 2mazava @ épinard na anandrano.
asio menaka eo @ 1/4 eo ny lapoaly ataovy mamay tsara dé endaso ao ny poulet efanesorina ny taviny dé saléo, poivré, dé asina carry sy tongologasy poudre. refa mendy tsara @ itiavanao azy dé atsikao tsara ny menaka dé ataovy anay vilia fisaka. asio rano tapany ny kasérôla dé asio sira kely2 dé cube kely 1 dé tonga dé arotsaka ao ny épinard 3 bolongany @ lé surgelée reny na anandrano efa madio tsara votetika miaraka @ bolongany tongolo gasy1, avelao angotraka eo @ 5mn dé vonoy ny afo. manaova lasary vôtabia na conconbra mitokana vita ny sakafo atoandro.
akou rony, esory ny taviny akoho dé tonga dé arotsay anaty vilany miaraka @ vôtabia1 sakamalao tetehana mitsivalana atao fisapisaka, poivre en grains, oignon, votetika, ail en chemise anaky 3, (tongologasy tsy mivofy3) asio sira cube kely1 ho any akou vazah zany e! dé asio rano tapakiny vilany andraoy miaraka (à la marmite)dôly reo mandrapa masakany akou @ itiavanao azy. manaova lasary karoty manta vôkiky madinika na lébé zé @ itiavanao azy kou mazoto dôly e! maivana no sady matsatso2 tsara ny akou rony miaraka @ lasary ho any zé ninana sakafo somary mavesatra ny alahady.;-)

répondu par boubounezy le 31/08/2006 15:51
4. kelly13
(
28/08/2006 10:54)
mmmhhhh vita ny sakafonay androany atoandro! lollll! inn ndray ny raalina ru boubounezy? :-P
6. era
(
28/08/2006 11:31)
tia mahandro boubounezy izany an, mitovy isika, ny anaha miampy kely, za koa tia mihinana, ha, ha
sao dia hanao fetik'anina kely aza isika ireto alohan'ny rentrée sa ahoana?

10. booboo
(
28/08/2006 14:33)
Era > tsy aleo tsy manontany zay afaka sy tsy afaka fa tondé teneno ny daty, ny ora, ny toerana, zavatra atao, zavatra ilaina sy ny fandehany miaraka @ num'ny mpikarakara :wink: ...
11. era
(
28/08/2006 14:36)
ka isika roa anie izany no ho mpikarakara raha izao no fandehany e, izaho aloha mazoto e
12. booboo
(
28/08/2006 14:44)
Mazoto kounkou. Inona ara no afaka hanampiako an'ingahy ara-kevitra hanamasahana ny raha ?
14. booboo
(
28/08/2006 15:23)
az'fady klou fa za-dratsy @ ilay fanaovana ingahy, na tsy ingahy aza ianao hihihihihi :-*.
Zaho tsy idf ary izay no mety tsy hampazoto ny maro satria efa nanao toy io zaho t@ herintaona fa vitsy no tonga. Fa tsy manidy varavarana ho an'izay te-ho tonga aty aminay na izany aza :wink:

15. era
(
28/08/2006 15:31)
za indray amin'ny appart dia somary tsy ho omby raha vao maromaro, aiza re e,
19. boubounezy
(
29/08/2006 00:08)
zé minana minana zany fa zé mikarakara dé mikarakar'é! zé tsy mandray anajara iany no vou mafy
20. vale
(
29/08/2006 20:35)
booboo:dia mba hisao ao aky ny anjarako booboo ah:°):wink: