Ny lehilahy anie lehilahy foana e

1. madagasikara ( 27/08/2006 09:43)
IZa aminareo no afaka hilaza ny tena hevitr'io fehezan-teny io. Tsy izany mantsy fa nifamaly tam sipako za indray andro dia io no noazainy tamiko. Nanontaniako ny heviny izy fa mbola naveriny inadray mandeha ihany ilay fehezan-teny.
Misaotra an'izay mamaly o.
répondu par kanto10 le 27/10/2006 07:47
2. Herimiafina ( 27/08/2006 16:39)
Raha zah njy henoina ilay hiran'i Ny Ainga iny e!
le hoe " ny lehilahy retsy ka lehilahy ihany oooo!!!!" Favy iny an! :-w:^)
3. fasaly ( 27/08/2006 17:08)
ka ny lehilay lehilahy ihany kou! tsy otran'ny vehivavy mitsy:roll::°)
4. patrick2002 ( 28/08/2006 01:52)
Izaho izao lehilahy ,fa raha mijery fitaratra ilay avy manao douche iny izaho ah!dia misy kitoza izay manahirana ahy miraviravy eo ,tsy hitako ny atao azy :roll::roll:
5. booboo ( 28/08/2006 06:01)
:-D:-D lehilahy marina Madagasikara lé ! touzzzzzours à côté de la plaque :-*...fomba famintinana resaka io hoe " tsy azonao mihitsy ny tiako tenenina fa aoka zay kah ! "
6. Fiffi ( 28/08/2006 08:56)
madagasikara:
IZa aminareo no afaka hilaza ny tena hevitr'io fehezan-teny io. Tsy izany mantsy fa nifamaly tam sipako za indray andro dia io no noazainy tamiko. Nanontaniako ny heviny izy fa mbola naveriny inadray mandeha ihany ilay fehezan-teny.
Miankina t@ le fifamalianareo no nahatonga azy niteny an'io .
Misy dikany maro no handraisana an'io fehezan-teny io .
-Ohatra resaka firaisana ara-nofo . (midika zavatra bdb io )
-Ohatra resaka ao an-trano fotsiny hiany : ny lhl de tsy mba ohatran'ny vhv (mety misy hiany aloha lhl tena tia filaminana) . Ny vhv manko @ maha vhv azy de tsy izy foana ve no mapirina ny rehetra ao an-trano ? Misy ohatra lhl de zay raisin'ny tanany rehetra de hapetrany eo @ zay hitany fa tsy mba mampirina an'io zavatra io eo @ toerany . (tsy ny rehetra hoa io an!)
-Ohatra koh hoe ny fivoahana : miaraka @ namana , ny fisotroana , heu...mankany @ bar ohatra io an! (fa tsy ny lhl rehetra an)
-Azo raisina zavatra bdb ny dikan'io fa zay eh! miankina t@ le fifamalianareo hiany no nahatonga azy niteny an'io fa tsy notenitenenina foana ohatran'zao akory io .


7. madagasikara ( 28/08/2006 17:50)
De tsy haiko ry reto izay tena tao andohany. Ny fifamaliana dia teo am lafiny " izy mandaingandainga de tratrako matetika ary notsoriko taminy fa efa ela no nahatsikaritako ny laingany ary tsy zakako ary nolazaiko azy tam' io andro io"
8. Fiffi ( 28/08/2006 20:00)
de tratra izy t@ lainga de tsy mahita lazaina na havaly de mody hoe ny lhl anie lhl foana e!
Tena najary tsy nisy signification-ny mihintsy le nolazainy satria tsy hitako hoe inona no idiran'io fehezan-teny io @ zavatra nahatratrarany azy t@ laingany !
9. patrick2002 ( 28/08/2006 21:30)
dikan'izany raha azoko dia hoe izay mivoaka babany avokoa sa ahoana ry Fiffy ?
10. cutie ( 28/08/2006 21:43)
:-D:-D:-D:-D
11. soanja ( 29/08/2006 01:43)
madagasikara:

IZa aminareo no afaka hilaza ny tena hevitr'io fehezan-teny io. Tsy izany mantsy fa nifamaly tam sipako za indray andro dia io no noazainy tamiko. Nanontaniako ny heviny izy fa mbola naveriny inadray mandeha ihany ilay fehezan-teny.
Misaotra an'izay mamaly o.


Ny fahazahoako io resaka io dia te hiteny izy hoe " Ny lehilahy dia tsy mba misaina toy (ny fomba fisainan') ny vehivavy.
Ka raha ny tiany ambara tsy heno dia hoe na haninona ianao na haninona dia diso ianao satria tsy azonao ny momba anay.


12. papounette ( 29/08/2006 07:27)
patrick2002:

Izaho izao lehilahy ,fa raha mijery fitaratra ilay avy manao douche iny izaho ah!dia misy kitoza izay manahirana ahy miraviravy eo ,tsy hitako ny atao azy :roll::roll:


Ohatran'ny kitoza ààà!8O8OAndriamanitsa ô!Tsy gravy be ve zany maina kely zany?
13. madagasikara ( 29/08/2006 09:41)
Papounette: ka vao avy nandro izy de mbola lena zany ilay kitoza, fa raha maina avy eo de asa manao ahoana loatra, indrindra raha 40degre a l'ombre.
hihihi... hahaha
14. patrick2002 ( 29/08/2006 12:19)
:-D:-D:-D
15. andry08 ( 29/08/2006 15:56)
=))=))Tandremo sao lanin'ny lalitra!
16. Fiffi ( 29/08/2006 20:36)
17. madagasikara ( 30/08/2006 18:10)
Ie, ny kitoza tokoa raha eny am taninandro dia hihodikodinan'ny lalitra.
18. Fiffi ( 05/09/2006 05:52)
fa tena lasa ny heritreritro t@ io nolazainy hoe ny lhl anie lhl foana e ! tsy azoko mihintsy hoe inona no nahatonga azy hiteny an'izany satria misy dikany be io fiteny io fa tsy lazalazaina fotsiny @ zao!
19. naughtyboy ( 11/09/2006 13:46)
ny lhl milaza an'io matetika de manana toetra mazava
mpitarika aratsosialy sns ,tsy mora manaiky lembenana manana ny personalite ny ary ekeko ny teniny fiffi we tsy azo lazalazaina @ zao fotsiny
20. kanto10 ( 27/10/2006 07:47)
misy hiran'ny ny Ainga izay ry madagasikara asaivo henoin'ny sipanao fa tonga dia mazava aminy ny dikan'io a, tena marina e, ohatran'izao ilay lohateny ny lehilahy leitsy ka lehilahy ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809