Btterie ordinateur portable

1. pitchounette ( 25/08/2006 09:37)
Salama daholo ny namana ve!
Sahirana be aho mitady batterie amin'ny ori portable ka afaka mba misy manome hevitra hoe aiza no misy mivarotra ireny???Tao main'nu CITIC aho fa tsy misy mivarotra ry zareo ao na 1 aza8O8O8O.Ilay ordi aloha tsy novidiana teto fa nentin'ny olona,ka tsy afaka aho hoe ho any amin'ny revendeur.Sady toa na mividy eto aza tsy misy mivarotra e!!!
Fijitsu Siemens aloha ilay ordi e!Toa samihafa arakaraka ny ordi hono izy ireny?:?::?::?:
Dia misotra mialoha e!
répondu par sifaqa le 25/08/2006 12:08
2. malalatinasoa ( 25/08/2006 09:49)
pitchounette:

Salama daholo ny namana ve!
Sahirana be aho mitady batterie amin'ny ori portable ka afaka mba misy manome hevitra hoe aiza no misy mivarotra ireny???Tao main'nu CITIC aho fa tsy misy mivarotra ry zareo ao na 1 aza8O8O8O.Ilay ordi aloha tsy novidiana teto fa nentin'ny olona,ka tsy afaka aho hoe ho any amin'ny revendeur.Sady toa na mividy eto aza tsy misy mivarotra e!!!
Fijitsu Siemens aloha ilay ordi e!Toa samihafa arakaraka ny ordi hono izy ireny?:?::?::?:
Dia misotra mialoha e!



Aty aminay feno fa zany hoe za lavitra loatra. Inona ny serie an'ilay portable fujitsu? mety misy mitovitovy ihany raha samy fujitsu, kanefa tsy maintsy sur.
Raha tena tsy mahita kanefa miankina aman'aina dia andefaso hafatra aho.
3. sifaqa ( 25/08/2006 12:08)
bjr,
omeo ny momba lay ordi, na ny modelin'ilay batterie.
ny adresy mail-nao koa raha mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228