Miakatra mankaiza?

1. lapino ( 25/08/2006 07:06)


:roll::roll:
répondu par xxx le 09/09/2006 03:56
2. pissoa ( 25/08/2006 07:23)
Mankaiza tokoa :roll:

Sary namboarina io fa tsy nalaina ... na nalaina dia namboarina :roll::-D:-D:-D
3. naritsimba ( 25/08/2006 07:35)
jeu no misy an'io
4. hery ( 25/08/2006 08:06)
Ary maninona no tsy hita ny sisiny havia sy havanana :-p
5. lapino ( 25/08/2006 08:22)
pissoa, sary nalaina io ka! ... t@ aterineto :wink:

naritsimba, jeu inona ilay izy?

hery, ohatra an'izao izy no miseho ny zorony havia sy havanana :

6. Fiffi ( 25/08/2006 08:45)
jeu d'echec sa jeu de dame ? nga akia ry fijo tsy nisy fanazavana tao hoe inona ny but an'io ?
7. kala ( 25/08/2006 08:57)
lapino > zà zany saika hiandrandra ambony be ny masoko hoe miakatra aiza marina izy zany :roll::roll:
hay tsy possible le fiakarana kou :-* toi dia azavao tsara fa tena :-w:-w
dia bon vendredi ê! (manifika):twisted:
8. vale ( 25/08/2006 09:10)
:roll:tapany roa natambatra ny fijeriko azy:roll: :?::°)
9. ds ( 25/08/2006 12:21)
Tena izy io sary io fa tsy namboarina. Mipetraka aby ny raha fa tsy misy mihantona :)
Fomba fakana ny sary fotsiny dia mety hahavitana an'io.
Ilay fefy efajoro misy oul telo ao anatiny, dia telo eny ivelany. Ilay tohatra na matory na mitsangana, dia eo amboniny ilay oul iray.
Mitovy amin'ilay sarina échecs eo ambany ny fomba nakana ny sary. Matory ny tohatra fa tsy mitsangana. ;)
10. lapino ( 25/08/2006 13:00)
ds, dia avy aiza izany ny fakan-tsary no mipika?
ilay sary echec aloha tsy sary photo e, fa na izany possible ve izao?

kala, za koa dia efa niandrandra :roll::roll: mihitsy, fa tsy azoko. Fa ilay lanitra ery "ambony" ohatra ny mampieritreritra hoe, ohatra an'izao ve izany no fandehanana any ankoatra ? ... :roll::-D:-D
11. ds ( 25/08/2006 13:46)
lapino : Ka le izy anie kisarisary namboarina (dessin) no nalaina sary e. Arakaraka ny toerana misy anao ampijerevana azy no ahitanao azy hotran'io. Tsy misy "effets spéciaux" io fa "effets virtuels". Ilay oul nanao ny sary (dessinateur) no tena mamely e.
12. ds ( 25/08/2006 13:47)
Tsy mbola manaiky i lapino.
Andraso fa anaovako sary ;-) :)
13. lapino ( 25/08/2006 14:11)
ds:
Tena izy io sary io fa tsy namboarina. Mipetraka aby ny raha fa tsy misy mihantona :)
Fomba fakana ny sary fotsiny dia mety hahavitana an'io.
Ilay fefy efajoro misy oul telo ao anatiny, dia telo eny ivelany. Ilay tohatra na matory na mitsangana, dia eo amboniny ilay oul iray.
Mitovy amin'ilay sarina échecs eo ambany ny fomba nakana ny sary. Matory ny tohatra fa tsy mitsangana. ;)

Ny fahazoako an'izany manko ohatra ny hoe scene azo amboarina izao dia pihana sary fotsiny. :^)
Fa tsy azoko indray koa ilay hoe "dessin no nalaina sary" (fa tsy no-scanner-na fotsiny). :)
14. pissoa ( 25/08/2006 16:50)
Danzzz be kosany le mpaka sary raha io tenin'i ds io :)
15. Herimiafina ( 25/08/2006 18:23)
Otsan'ny mahita ny modele temps an'i Einstein izany leisy zah ry lapino klé. :roll::-w
16. dadabe ( 26/08/2006 10:38)
ary angaha tsy mavesatra be indray ilay mampiditra sary ??:^) de tsy fafana ve izany ity size ity nefa misy sary mavesatra ??:miam:
17. lapino ( 27/08/2006 09:35)
Tsy azoko lesy zany ra-HM :^):^):^)
Dadabe, tsy arako indray izay kle! Fa aleo mba tsy fafana rangah fa ahitsy ho lasa rohy ilay sary raha izay a! :roll:
18. xxx ( 27/08/2006 15:46)
Mody gisa eo ndray an :wink::-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 27/08/2006 16:31)
Io mihintsy le modele temps ohatry ny harato iny e, dai misy objet mi-deformer azy eo ampovoany, favy iny ra-lapino an! :^)
20. dadabe ( 27/08/2006 17:19)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 27-08-2006 11:35:04
Lohateny : Re : Miakatra mankaiza?
Tsy azoko lesy zany ra-HM
Dadabe, tsy arako indray izay kle! Fa aleo mba tsy fafana rangah fa ahitsy ho lasa rohy ilay sary raha izay a!

okay zama a, ny ahy manko lazain'i fanja fa mavesatra hono d nofafana :roll:sa.....misy apartheid zany ato kle :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3333