DIVORCE
1. xxx
(
24/08/2006 11:33)
ahoana avy no kay no atao ra ampiditra divorce , dia maharitra ela be ve sa ahoana ny fandehany
répondu par rila le 26/08/2006 18:19
2. mzksoa
(
24/08/2006 11:34)
xxx:
ahoana avy no kay no atao ra ampiditra divorce , dia maharitra ela be ve sa ahoana ny fandehany
ye
sady ho lany sosy sy fotoana satria maharitra 2nas mini
3. xxx
(
24/08/2006 13:12)
tsy maninona ,aleoko miaritra 2 ans mini toy izay hijaly tsy hisy fiainana eto , sosy fitady , fotona mandeha be , vetivety zany
4. diamondra27
(
24/08/2006 14:35)
tsy misy lany sosy zany refa mahandry 2ans de séparation de corps fa tondé ekena io
ny azo atao koa de annulation mariage raha tsy mila blèma.
ny azo atao koa de annulation mariage raha tsy mila blèma.
5. zoklbfkfk
(
24/08/2006 15:25)
f'angaha tsy maintsy hisaraka reol?
tsy haiko ny amin'izay fa raha azo atao aleo mihavana ihany. Tadidio reo teny sy toky nifanomezana :*
tsy haiko ny amin'izay fa raha azo atao aleo mihavana ihany. Tadidio reo teny sy toky nifanomezana :*
6. Fiffi
(
24/08/2006 15:45)
-Miankina à le nahatonga ny fangatahana divorce hiany io na ho ela na ho haingana ny fandehany!
-Raha toa ka misy aza de tena haingana de vita io !
-Raha toa ka nisy herisetra na vono de haingana de vita io !
-2 taona zany ela be ! mbola tsy nahita divorce ela be 2 zany zah aloha an! fa io koh de miankina @ toerana misy anao ! Ohatra hoe paris , io aloha de ela hiany satria be aféra loatra ao!
-Misy koh ny hoe raha faute-n'le olona 1 no nahatonga an'le divorce de izy no mandoha ny frais-ny tribonaly ! Fa ny anao de ny avocat hiany!
-Tsara fantarina koh fa misy ny hatao hoe avocat d'office , io de mety ny hahazahoana azy raha toa fantatra fa tsy manana moyen le olona handohavana an'izany !
-Azo hatao tsara ny fangalana renseignement eny @ tribonaly , misy olona mikarakara an'io fotsiny no asany .
7. xxx
(
24/08/2006 20:21)
misaotra anao ry fiffi , nanome fanazavana ,
tsy misy adala sy kentrna anie eo ka hoe hisaraka @ tsy misy dikany e , matoa tonga @ izay ilay izy dia zay no hevitra farany , misy zaza ao anatiny ao , fa tsy maninona e
tsy misy adala sy kentrna anie eo ka hoe hisaraka @ tsy misy dikany e , matoa tonga @ izay ilay izy dia zay no hevitra farany , misy zaza ao anatiny ao , fa tsy maninona e
8. Fiffi
(
25/08/2006 05:39)
xxx: de zay hiany no zavatra mety tsara hataonao ! tondé eny @ tribonaly misy mpiasa natokana hanomé hevitra ny zavatra tokony hatao @ io divorce io .
Aza hadino koh fa ny tanjon'ny tribonaly de zay tsy hampijaly ny zaza ka hatonga ny divorce vita haingana. De courage foana an!:):-*
Aza hadino koh fa ny tanjon'ny tribonaly de zay tsy hampijaly ny zaza ka hatonga ny divorce vita haingana. De courage foana an!:):-*
10. rila
(
26/08/2006 18:19)
Hitanao! raha tena efa tsy misy hevitra intsony angamba izay vao miditra amin'izany tena zavatra goavana eo amin'ny fiainana mantsy izy io ka rehefa tapakevitra fa hatao dia vitaina hatramin'ny farany fa tsy fantatro aloha ny duréen'izy io e!
Izay ary aloha fa courage aki a!
Izay ary aloha fa courage aki a!