MAX EXCEPTION "O IZA"

1. lagany ( 24/08/2006 10:19)
Manao ahona daholoe e!
Mba omeo ny tononkira ny Max Exception lay hoe "O IZA" iny aho zay manana nareo...
Dia misaotra mialoha
répondu par cutie le 19/09/2006 19:11
2. Fiffi ( 24/08/2006 12:38)
nijery tao @ tononkalo hiany aho fa toa tsy misy ao ! saode hafa ny titra fa ao hiany ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=199
3. joto ( 01/09/2006 13:41)
mba mitady ny tononkira Max Exception "O iza".
Merci
4. bibilax ( 11/09/2006 17:40)
slt e za tsy manana tonony fa CD no ananako raha mila , ok baye
5. lanto ( 19/09/2006 11:50)
Iza
no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
hilaza hoe fa tiako ianao
mihoatra ny fianako
satria
ny fijerinao dia fiadina iray
ampy hampangina ahy
tsy hahaloa-peo

Ka iza
Oh iza
no mba tsara fanahy
hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza oh iza
no hanampy ity mahantra mana-karena fitiavana

Rehefa
mba mifanojo ny fijerintsika roa
tsaroako ts'isy hery aho
ka tsy afa-mihetsika
kanefa
amin'io fotoana io indrindra koa
iriko hamihina
sy hanoroka anao aho

Ka iza .....
6. cutie ( 19/09/2006 19:11)
mba tiako koa io hira io :lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604