mofo bôl

1. kelly13 ( 20/08/2006 18:00)
naôna dol tsika e!
mba atoroy ny fanaovana ireny mofo bôl ireny ry reto za fa tsy mahay an!
ahôna ny fanaovana ny pate-ny d ahôna no mahamasaka tsara le ao anatiny etc...
tsy haiko raha efa teto ty size ty fa nijery iany za fa tsy nahita klou!
tous a vos claviers ary mba hanoro an'i kelly e
:-* :-*
répondu par mamzelkely le 23/08/2006 12:36
2. Herimiafina ( 20/08/2006 18:25)
Siora klou fa misy lafarinina iny dia misy atody dai misy siramamy e!

Ilay mofo baolina misy vanille ireny no mba tena reveko. :miam:
3. miantra ( 20/08/2006 18:46)
Efa nisy recette nandalo teto angamba efabolana lasa teo izay ka sao dia mbola hitan'ny mpiandraikitra e!
Misaotra mialoha tompoko!
4. miantra ( 20/08/2006 18:51)
ity no hitako tary ambadika tary sao mahasoa:

http://forum.magicmaman.com/autourdumonde/Madagascar/cuisine-malgache-sujet-37-7.htm
5. boubounezy ( 20/08/2006 19:23)
otrany misy lait concentré lé izy ngamba fa tsy aiko:roll:
6. boubounezy ( 20/08/2006 19:25)
misôtra any miantra tena mora be lé izy kay.^:^^:^^:^
7. vale ( 20/08/2006 19:53)
:D:miam::miam::miam:
8. mamzelkely ( 21/08/2006 07:42)
tongava aty de anaovanay mofo bôl kelly :-D
9. kelly13 ( 21/08/2006 08:54)
mamzelkely>hum, le ery @ totobaton'ambondrona ery no tena milay b ka, ra tonga any za tsy anamboarana fa aleo le mividy eny @ sisiny!!
miantra>misôtra betsakare an, vôtery hatavy iany za raha izany hihihi
boubounezy>hay mila lait concentré zany kou? tsy ny koba katsaka v no mila lait concentré?
en tt cas, miciii tlm an :-*
10. diamondra27 ( 21/08/2006 09:49)
ary heveriko oe maka bol de asiana lafarine de endasina

soa ihany fa misy manazava nareo
m'ci
miantra
11. hery ( 21/08/2006 09:55)
kelly13> Manja ilay eo @ tohatohabaton'Ambondrona io taloha an... fa mihakely andro amanalina ilay izy ary angamba efa manomboka be karibonetra be fa tena tsy zakan'ny vavoniko intsony.
Kanef ilay somary misy potipotiny manaraka iny mihitsy no tena favy :miam:
12. kelly13 ( 21/08/2006 10:22)
misy mofo zay kou oa, tsy tadidiko ny anarany fa tany tulear no nihinanako azy fa mmhhhh mlay kou zany an! ôtran'ny pôzina mofo bôl iany le izy fa tena hafa b ny consistance-ny!
hery>ka le karibonetra v tsy natao hampitombo "volume" azy fotsiny, nefa zany ny vavoninareo no ni payer knou!!!
ty fitiavana sakafo ty hoa mbola hahafaty hihihi!!! ms aleo kosa klou maty @ zvt tiana toy izay zvt hafa e! hihii
13. kelly13 ( 21/08/2006 14:36)
saika adino, refa endasina v le izy d mety atao anaty friteuse fa manetroka b zany casserole zany kle
14. miantra ( 21/08/2006 14:56)
Tsy misy fisaorana e! tsiky dia ampy!!!

Ny ahy ilay ronono lazainy ao anaty recette io dia lait concentré nestlé no fanaovako azy.

Kelly13: friteuse no fanaovako azy fa atao boule kely amin'ny sotrokely ilay izy fa somary atsoboka ao anty menaka ilay sotrokely vao hangalana ilay pate raha tsy izany miraikitra be!!!

Bonne appetit daholo e!
15. mamzelkely ( 22/08/2006 07:23)
kelly za ve efa ninana tam zany mofo bôl ny ambondrona zany :roll: tena ts tadidiko klé :-D:-D ôtrany tsaroko zany mofo resahan kelly zany le we tany tuléar fa za njay tany Akanin'i nofy no nohinana azy (côte est) de valandambo no anaran le izy ra ts diso za satri vô nihinana an le izy za de tadidikowe efa nihinana an zany za:roll::-D:-D fa ts atakaloko le mofo bol habituel klé :-/:-D:-D
16. kelly13 ( 22/08/2006 10:27)
bon, nanao le mofo bol za an, nataoko ny pate omaly, fananina tsy nividy kaly maraina fa hoe hanao mofo bol madama. ok jusque là! nafanaina ny fritueuz, d nafana ny menaka, natsoboka @ zay ny eraky ny sotro kely fa ni scene b aveo fa nigorobaka t@ ilay passoire le pate d niraikitra ce qui fait lasa mofo bol tapany le izy, hihii! fa kosa azafady fa natsiro an!!! :miam: :miam: :miam: hatramin'ny ramose tsy tia zvt endasina hoa tena niletra, hahahaha!!!
mamzelkely>nareo miaingitraingitra tsy mbola nihinana mofo bol an'ambondrona, mdrrrr=)) =))
17. mamzelkely ( 23/08/2006 12:36)
ountssssjavascript:emoticon(':^)'):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6391