iza
1. lazaroa
(
14/08/2006 14:08)
Mangataka io tononkira io azafady.
Sarotrarotra ihany ny mitady tononkira amiko.
Sarotrarotra ihany ny mitady tononkira amiko.
répondu par Fiffi le 14/08/2006 16:02
4. Fiffi
(
14/08/2006 15:31)
ikalakintina: ka tsy fantatra ange akia hoe hiran'iza io iza io koh!
Sa ve le hira hoe "iza re , iza iza no hafaka , hanambara oh ! fa olona hafaka ...?
Sa ve le hira hoe "iza re , iza iza no hafaka , hanambara oh ! fa olona hafaka ...?
5. ainaheri
(
14/08/2006 15:51)
Fiffi> ra iny ndray d haiko an'ikaiamba hirain'ny Dede Fenerive ;hasambarana ny titreny,d lainga2 tokoa anie fa lay iza tena tsy ao mintsy eee
6. Fiffi
(
14/08/2006 16:02)
ainaheri: hihihihi ! ka sao de misy hira hafa hoe IZA ? tena tsy aiko aloha fa io lazainao io hiany koh no mba aiko an! :):-*
