Eny fa na dia malalaka aza.
1. soanja
(
14/08/2006 12:47)
Ny tiako resahina re dia ny hoe tsara ny manana fahalalahana amin'ny fifidianana ps fa tsy tokony mba ho jeren'i mpiandraikitra kosa ve hoe inona no fetrany eto. Ohatran'ny mamparary maso tokoa mantsy ny mijery ps misy teny maloto. Asa ahoana ny hevitrareo? fiangaviana fotsiny ny ahy iny sady tsetsetra tsy aritra.
répondu par soanja le 17/08/2006 03:33
2. Fiffi
(
14/08/2006 13:18)
efa nisy dinika momba an'io teto sa tsy zany ry Fanja ?
soanja: ohatra hoe i bet...Ve ? mba marina kosa aloha zany fa na hoe ps aza de mba hasiana heritreritra kely fa indraindray tena tsssss! :wink:

3. Fanja1
(
14/08/2006 14:10)
marina mihintsy zany Fiffi ary d'acc aminao za soanja mais ry zareo tompon'andraikitra aza tsy taitra afaka hanao inn tsika.. hevitra hatsipy ny antsika fa zareo ihany no afaka mampiantra ny we azo ampiasaina eto reo ps reo na tsia .. matoa mbola eo hatramin'izao, tsy olana zany.:P
4. soanja
(
14/08/2006 16:01)
Hay tsara raha efa voaresaka io. Zaho manko vao 3 volana no teto ka tsy arako izay nisy tany aloha fa mba hevitra natsipy fotsiny iny fa raha tsy misy fanafany dia tsy manahy fa ampafirin'ny hitako amin'ny internet tokoa moa ireo ka dia hampimenomenona ahy. :-*:-*:-*
5. Fiffi
(
14/08/2006 16:07)
soanja: fa tsy maninona mihintsy akia hoe nataondry io dinika io kah! satria ohatra le ps bet...iny ve akia de navela t@ zao fotsiny ? Mba te-hamaly ery ny tena saingy mampihemotra kely foana ...
7. fijo
(
15/08/2006 18:42)
rehefa tsy mifanohitra amin'ny fitsipika dia tsy olana ka.
raha mahita fitsipika mifanohitra amin'izay ianareo,dia arosoy eto,fa anjarantsika no mitsara izany.

8. Fiffi
(
15/08/2006 19:13)
fijo: na tsy voasoratra ao anatin'ny fitsipika aza akia de tsy mba dinihana kely kosa le izy alohan'ny hanaovana azy ?
9. cutie
(
15/08/2006 20:30)
aleo mba toheriko kely ny hevitrareo ry soanja sy fanja ary fiffi
Refa tsy manana eritreritra maloto enao mahita an'le ps de tsy pble zany.
Fa nga hijery ps koa moa ny aleha eto :roll::roll::roll:
Miombon-kevitra @ fijo :lol:

Mpandefa : fijo [ Valio ] 16-08-2006 05:42:34
Lohateny : Re : Eny fa na dia malalaka aza.
rehefa tsy mifanohitra amin'ny fitsipika dia tsy olana ka.
raha mahita fitsipika mifanohitra amin'izay ianareo,dia arosoy eto,fa anjarantsika no mitsara izany.
Miombon-kevitra @ fijo :lol:
10. simplex
(
15/08/2006 20:46)
[quote=cutie]
Fa nga hijery ps koa moa ny aleha eto :roll::roll::roll:
[quote]
ie :°):D:-D:-D misy kosa ps tonga de :} be kou :roll:
le soso-kevitra aloha tsy ratsy e. Fa zany hoe ny fomba fanaovana azy no sarotra be.
Voalohany aloha ahoana no fomba ana-sokajiana hoe in no atao hoe ps ratsy sy tsara ? io zao de efa size anakiray :D:D
faharoa, ny fampiharana azy. Tsy maintsy atao automatique le izy fa tsy hary ho araky ny mpandrindra hoe atao tanana. Satria misy eo @ 10-20 isan'andro eo ny misoratra anarana isan'andro (mety diso io chiffre io an). De lasa asabe ho an'ny mpandrindra le izy. Ra tsy hoe misy olona volontera nga.
na izany na tsy izany mba hampafalifaly an'i soanja sy Fiffi de azon'ny mpandrindra atao ny manakana ny ps misy " t a y ", na koa ny teniratsy sy ompa gasy sy vazah vitsivitsy fanta-daza.
Asa, Mety mbola tsy tena mananotanina ngamba ny fahabetsahan'ny zavatra toy izany matoa mbola tsy manao an'izany ry zareo. Zay maharitra hono ...
Sady mbola nisolo lohamilina :°)
:-*:-*

11. cutie
(
15/08/2006 21:23)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 16-08-2006 07:46:37
Lohateny : Re : Eny fa na dia malalaka aza.
[quote=cutie]
Fa nga hijery ps koa moa ny aleha eto
[quote]
ie misy kosa ps tonga de be kou
ny @le famaliana dinika no lazaiko ka :lol:
12. soanja
(
16/08/2006 00:50)
Mazava ny hevitrareo. Misy ny atao hoe lalana moraly ary misy ny atao hoe lalana tsy mifandray amin'io. Hevitro manokana fotsiny iny hoe raha hanao an'io daholo ny eto indrindra ireny olona somary sososostra sns tsy hanome hasiny ity serasera ity ireny dia ahita ny tsy fahita eto tokoa isika. Izay no nangatahako an'io hoe dieny mbola tsy misy izany dia mba jereo ihany sao mba azo hovana ny fitsipika. Aleoko indray aza mahita xxx toy izay mahita an'ireo satria tena efa tsy fanomezana hasiny ny hafa sy fanajana ny manodidina ny fahitako an'ireo. Tato ho ato tokoa mantsy dia hitako nihena be ny fampiasana xxx ary dia faly aho fa mba afaka miseho amin'ny mahaizy azy ny olona na dia mbola mirakotra ao anaty ps. Tsetsetra tsy aritra ny ahy hoa.
13. hery
(
16/08/2006 08:29)
Na izaho koa aza somary sahirana tamin'ny pseudo misy hoe "tay" (ny pseudo misy teny hafa aloha tonga dia fafaina). Saingy mampisalasala ihany satria misy amintsika miteny fa misy olona tena manana an'izany anarana izany. Inona moa no azonao atao raha tena anarany tokoa izany dia entiny eto? Izy aza manana possibilité hiovana anarana, na hitondrana pseudo eto, kanefa dia iny anarany iny no entiny. Asa, eo amin'ny fiaraha-monina misy azy na mbola izany ihany no anarana entiny (any am-pianarana, any am-piangonana sns.).
Ny olona manana anarana hoe "Rainitay" (tena misy hono :-() rehefa tonga eto dia mbola izany ihany no entiny, ary angamba mampirehareha azy. Dia sarotra ihany ny hiteny.
Asa izay soso-kevitrareo momba ireo :-). Aza dia atsipy aty amin'ny mpandrindra foana :-)

14. Fanja1
(
16/08/2006 08:45)
ny hevitro aloha raha mbola azo atao ihany de ny mba angatahana zay manana ps ( t a y ) mba hanova ilay ps.. tsy ho voatery anie ny tena anarana no apetraka eto raha zay no tena anarany e..
ny we atsipy any @ mpandrindra foana, ka zahay afaka hanao inn mou fa hevitra no atolotray we " tsy mendrika eto @ sera²" ilay ps misy teny ratsy . ka ianareo mpandrindra ihany no afaka manapaka raha mbola afaka manoratra @ io ps-ny io izy na tsia:lol::D

15. Fiffi
(
16/08/2006 09:11)
marina aloha io voalzan'i Hery io an! saingy raha ohatra ka hoe "betay" zao ! raha toa ka tena anarany io na hoe "Rainitay" ka nisoratra anarana eto izy de raha mijery ny momba azy de tokony hita ao hoe "fanampin'anarana "betay" na "Rainitay" fa hafa mihintsy ny voalaza ao koh!
16. soanja
(
16/08/2006 13:49)
hery:
Na izaho koa aza somary sahirana tamin'ny pseudo misy hoe "tay" (ny pseudo misy teny hafa aloha tonga dia fafaina). Saingy mampisalasala ihany satria misy amintsika miteny fa misy olona tena manana an'izany anarana izany. Inona moa no azonao atao raha tena anarany tokoa izany dia entiny eto? Izy aza manana possibilité hiovana anarana, na hitondrana pseudo eto, kanefa dia iny anarany iny no entiny. Asa, eo amin'ny fiaraha-monina misy azy na mbola izany ihany no anarana entiny (any am-pianarana, any am-piangonana sns.).
Ny olona manana anarana hoe "Rainitay" (tena misy hono :-() rehefa tonga eto dia mbola izany ihany no entiny, ary angamba mampirehareha azy. Dia sarotra ihany ny hiteny.
Asa izay soso-kevitrareo momba ireo :-). Aza dia atsipy aty amin'ny mpandrindra foana :-)
Misaotra an'i Hery namaly. Tena misy tokoa ny anarapetaka toy io volazanao io indrindra raha mbola osaosa ilay zazakely, le izy mbola kely iny ka ahatahoarana ho faty aloha dia omena anaran-dratsy mba hanome hery azy. Finoana io.
Saingy raha ny hevitro no angatahana dia mametraka tsipika isika hoe "izay manana ps misy teny tsy voahevitra izao dia miala tsiny fa hofafana, ka raha misy ifandraisany amin'i
T A Y ny anaranao dia ialana tsiny fa izay no tapaka teto. Miangavy anao hanolotra ps hafa na mandeha xxx. Misaotra mialoha ary manantena fiarahamiserasera mavitrika." :wink::wink::wink:
17. hery
(
16/08/2006 14:28)
Ao amin'ny fitsipika dia efa misy hoe:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy
Saingy araka io nolazaiko eo ambony io dia voafetra ihany amin'ilay resaka hoe manaja ny mahaolona sns.
Hodinihana tsara indray izany ny mety ho azo hampiharana an'io resaka io :-)
Ny mpikambana rehetra dia manana SOLONANARANA (login na pseudo) izay ampiasainy mandritra ny fitsidihana ny takelaka. Azon'ny mpandrindra esorina avy hatrany ireo Solonanarana izay tsy manaja ny mahaolona na manohitohina ny firindran'ny takelaka na mamoafady na koa tsy mifanaraka amin'ny lalàna manan-kery.