Ny artista sy ny pseudo ?

1. lemenakely ( 11/08/2006 14:30)
Angamba tsy vitsy amintsika no mahalàla fa ireny artiste ireny matetika dia tsy tena anarany ireny entiny iantsoana azy ireny fa anarana nofidiany fotsiny ihany mbà ahalalàn'ny olona azy sur scéne .

Ohatra: i JHONNY HALLYDAY dia JEAN PHILIPPE SMET no tena anarany ao @ carte d'identité-ny.

i tpkl OSSY dia RANDRIA OSCAR
i KIAKA(NINI) dia ANDRIANONY NIRIANA

Ka mbà anontaniako anareo izany izay mahalàla ny tena anaran'ireto mpanakanto,mpanao hatsikana sy mpilalao tantara an-tsehatra malàza gasy ireto:

-BESSA
-VAHANDANITRA
-POOPY
-GOTHLIEB
-FENOAMBY
-CLO MAHAJANGA
-CLARAH
-BODO
-ROSSY
-FRANCIS TURBO
-TOVO J HAY
-DAMA
-DAWILY
-Lôlô (lôlô sy ny tariny)

Ireo angamba aloha ! mazotoa àry e...:?:
répondu par Tanjaka le 01/04/2019 11:43
2. Fiffi ( 11/08/2006 14:58)

Ratovondrahona Herinirina.=Tovo J'hay

io aloha no fantatro! :)
3. lemenakely ( 11/08/2006 15:08)
marina ! vao 1 izay
4. Fiffi ( 11/08/2006 15:12)
Anyah=Aina Rafenomanantsoa

Rasolofondraosolo Zafimahaleo (" Dama "),

Rajaonarison (" Fafa "),

Rakotobe (" Nono "),

Rabekoto Honoré Augustin (" Bekoto "),

Andrianabela Rakotobe (" Dadah "),

Razafindranao Rasolosolofo (" Raoul "),

Charle-Bert Andrianalvo (" Charle ")
5. lemenakely ( 11/08/2006 15:19)
Marina ilay Dama fa tsy izy rehetra no nanontaniako vakio tsara aloha ny fanontaniana ramatoakely FIFFI!...Tsy nanontany an'i ANYAH koa aho !
6. pissoa ( 11/08/2006 15:27)
Ka maninona kosa moa na teneniny aza izay tsy nanontaniana dia mba fantatray daholo eto amin'ito dinika ito e :-*
7. Fiffi ( 11/08/2006 16:06)
lemenakely: ohatran'ny saro-tiavina koh nareo zany an! na ireo fotsiny aza no tadiavinao heu...ny mpihira rehetra samy manana ny ps-ny daholo de io lazain'i pissoa io hoe misy mi-interessé ny hafa koh nge eh !
8. lemenakely ( 11/08/2006 16:19)
Fiffi:

lemenakely: ohatran'ny saro-tiavina koh nareo zany an! na ireo fotsiny aza no tadiavinao heu...ny mpihira rehetra samy manana ny ps-ny daholo de io lazain'i pissoa io hoe misy mi-interessé ny hafa koh nge eh !



Tsy maninona àry e ! sanatria ianao tsy tongo-bolo ka tapenam-bava àry izaho tsy pô ka tiana vao anariana ny tsy zaka fa dia malàlaka izany e raha misy manana ho tenenina hafa...Voninahitra an-tsobika ve ho atao am-patam-bary !!!
9. hertix ( 11/08/2006 16:21)
BESSA= Rabe Samuel
POOPY= Ramahavalisoa ... (tsy tadidiko!!)
BODO= Razafindrazaka ...
SILO= Andrianandraina Lova
10. lemenakely ( 11/08/2006 16:33)
hertix:

BESSA= Rabe Samuel
POOPY= Ramahavalisoa ... (tsy tadidiko!!)
BODO= Razafindrazaka ...
SILO= Andrianandraina Lova




RAKOTOVAO RABE SAMUEL ny an'i BESSA
RAMAHAVALISOA HELIANTA JOSEE ny an'i POOPY
RAZAFINDRAZAKA BODO ny an'i BODO
11. lemenakely ( 11/08/2006 17:12)
Ireto izany misy artiste vahiny vitsivitsy dia mpanao sport auto gasy koa izay fantatro ny tena anarany raha misy ny te ahalàla izany, atolotro am-pifaliana

-TINA ARENA: ARENA FILIPPINA LYDIA
-ALPHA BLONDY: KONE SEYDOU
-BON JOVI: BONGIOVI JOHN FRANCIS
-PUFF DADDY: COMBS SEAN
- MANU DIBANGO:EMMANUEL N DJOKE DIBANGO
-ELTON JOHN: DWIGHT REGINALD KENETH
-MADONNA: CICCONE MADONNA LOUISE
-RICKY MARTIN: MORALES ENRIQUE MARTIN JUNIOR
-SAHKIRA: MEBARAK RIPOLL SHAKIRA ISABEL
-STING: SUMMER GORDON
-GEORGES MICHAEL: GIORGIOUS KIRIAKOS PANAYOUTOU
-SHANIA TWAIN: EDWARDS EILEEN REGINA
-ZUCCHERO:FORNACCIARI ADELMO

....
-JODA: RANARIVELO JEAN YVES
-ALCAZAR : RAHARINOSY GERARD
-VAL : RAHALITERA ARINAVALONA
-LE ROI LION : ANDRIANAFETRA FALY
-FREDDY: RAKOTOMANGA FREDDY
-HERY BE: RASOAMAROMAKA HERY
-ZO: RAZAKABOANA HARIJAONA ZO
-JACKPOT : RALISON JACKY BRUNO
-GINO: RAKOTOMAVO GINO
-TSILO :RANDRIAMIFIDIMANANA NTSOA
-LAZA: RANDRIAMIFIDIMANANA LAZA....sns
12. allain78 ( 11/08/2006 18:32)
Olga ny anaran'i Voahirana Ratsimbazafy.
13. Herimiafina ( 11/08/2006 18:42)
Clim, Dadavy, Bouboul, sns....:wink:
14. lemenakely ( 11/08/2006 21:11)
Ireto indray ny mpilalao sarimihetsika sy mpilalao baolina malàza

-BOURVIL:RAIMBOURG ANDRE
-CHARLES BRONSON:BUCHINSKI CHARLES
-TABATHA CASH:BARBE CELINE
-TOM CRUISE:THOMAS MAPOTHER
-FERNANDEL:CONTANDIN FERNAND
-LOUIS DE FUNES:CARLOS LUIS GALARZA DE FUNES
-BENNY HILL: ALFRED HOWTHORNE HILL
-TERENCE HILL: MARIO GIROTTI
-BUD SPENCER: CARLO PENDERSOLI
-BRUCE LEE: KAM YUEN LEE HSIAO LONG
-DEMI MOORE: GUYNES DEMETRIA GENE
-MISTER BEAN : ROWAN ATKINSON

....

-PAULETA(Portugal): CARREIRO RESENDES PEDRO MIGUEL
-RIVALDO: BORBA RIVALDO VITOR
-RONALDINHO: ASSIS MORREIRA DE RONALDO
-ROBERTO CARLOS: CARLOS DA SILVA ROBERTO
-EDMILSON: EDMILSON GOMES DE MORALES JOSE
-LUIS FIGO(Portugal): MADEIRA CAEIRO FIGO LUIS FILIPE
-PELE: EDSON ARANTES DO NASCIMENTO
-RONALDO: DE LIMA LOUIS NAZARIO
-ZICO: COIMBRA ARTHUR ANTUNES
-CAFU: DE MORAES MARCO EVANGELISTA
-MIDO (Egypte): AHMED HASSAM...

...
15. lemenakely ( 11/08/2006 21:29)
allain78:

Olga ny anaran'i Voahirana Ratsimbazafy.



RAMAHAVALISOA Olga tokoa no anaran'i VOAHIRANA, gaga angamba ianareo fa mitovy anarana izy sy i POOPY ny antony dia mpihavana akaiky izy mianaka ireo!
16. lemenakely ( 12/08/2006 05:14)
Herimiafina:

Clim, Dadavy, Bouboul, sns....:wink:



Tsy fantatro ny tena anaran'i CLIM sy DADAVY na i BOUBOUL fa I CLIM sy DADAVY dia mpirahalahy!
17. lemenakely ( 13/08/2006 08:36)
i ROSSY aloha ho an'izay tsy mahalàla dia RAHASIMANANA PAULBERT no tena anarany
i CLO MAHAJANGA dia RAZAFIMANANA CLOTAIRE
i FENOAMBY MARIUS FONTAINE

ho avy ihany ny manaraka à +
18. hermione ( 16/08/2006 09:59)
Mahalala anarana be dia be kosa ianareo izany. Ahoana ny hahafantaran'i Lemenakely an'ireo anarana mpanakanto malagasy betsaka ireo sa izaho mihiontsy no tena taraiky be. Ny ahy ny an'i Kix no mba fantatro Razafindrainibe Heriniaina Eric Thynat
19. hermione ( 16/08/2006 10:02)
Dia Rakoto David Manjakavelo ny an'i Manjaka (AA ihany mazava ho azy). Oadray,tsy tadidiko ny an'ny sasany teo. Razafitrimo aloha izy mirahalahy e (Honty sy Beranto)
20. sarobidy ( 17/08/2006 07:32)
Humm nahay ndray a zany fa misy tsy fantatrao mihitsy reo mpihira reo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1563