Mahaleo rivotra

1. razandnir ( 11/08/2006 12:56)
Raha ny resaka hira no lazaina dia anisan'ny mpakafy ny tarika mahaleo ny tenanay ary tena tia tokoa,misy hira atao hoe rivotra nosoratan'i Raoul , manana ny vanimpotoanany io hira io ary mbola manan-kery hatramin'izao , vakio ny tonony fa mifono hevi-dalina ara politika sy fiaraha-monina, saingy isika madinika no sahirana, anjaran'ny artista no mamafy ny hevitra amin'ny alalan'ny hira , fa isika izay nandray dia tokony hanao ny setriny amin'izay tandrify azy , oh tomponandraikitra politika, vahoaka ect... "ny rivotra mifafy ve no mitondra tadio ? ..."amin'izay angamba tsy ho vanon-kolona" ..."tsy laitra ny setrasetran'izy ireo...""
hira moa no resahina eto ka dia hira fa efa manaikitra koa ny vidin-tsolika, akaiky ny fifidianana "mampisalasala nefa ireo mpanao afera niha maro tato ho ato..."
nb : "..." mahaleo

Sosokevitra : anisan'ny fitaizana tsara indrindra ao an-tokatrano ny fihainoana ny hira tahaka ny an'ireo Tarika mahaleo ireo za aza te hanao sosokevitra hoe mety atao sujet bacc na bepc mihintsy satria mist tsy mahatakatra , sao variana amin'ny an'ny hafa isika , izay aloha fa samia mandinika
Merci beaucoup pour le Gr Mahaleo manja ianareo
répondu par cutie le 21/09/2006 16:29
2. Fiffi ( 11/08/2006 13:30)
angamba tokony natao tao @ "heritreritra mandalo" ity satria hamaly de inona no havaly ? ny zavatra voalaza ao @ le tononkira !
Fa manja aloha le hira an!:)
3. fijo ( 11/08/2006 18:26)
raha ny tonony dia io ny hiran'ny mahaleo tsy tiako indrindra.jereo ,fa io hira io dia manenjika ny "mpanao afera"mihamaro ny isan'izy ireo,mitombo ny setrasetran'izy ireo sns"
izany hoe tsy mamporisika ny olona hitsikaraka mihintsy izany.fa le hiandry mahazo fotsiny eo
4. cutie ( 11/08/2006 18:46)
Sosokevitra : anisan'ny fitaizana tsara indrindra ao an-tokatrano ny fihainoana ny hira tahaka ny an'ireo Tarika mahaleo ireo za aza te hanao sosokevitra hoe mety atao sujet bacc na bepc mihintsy satria mist tsy mahatakatra , sao variana amin'ny an'ny hafa isika , izay aloha fa samia mandinika
Merci beaucoup pour le Gr Mahaleo manja ianareo

tena marina mitsy zany fa za koa vo haingana vo nandinika ny tononkiran'ny mahaleo, fa ahitan-javatra e :lol:
5. fijo ( 12/08/2006 03:28)
ka mahaleo anie mpihira "engage" e;hira milaza sy mitsikera ny zavamisy no ataony.politika ankolaka io.
6. Fiffi ( 12/08/2006 04:30)
ka zay no nataoko hoe any @ politika angamba no tsara hiresahana an'ity satria raha ny tonon'le hira no hanaovana adi-hevitra de ...
7. mandrindra ( 13/08/2006 11:44)
mamfy hevitra maro ry zalahy koa anjran'ny mpihaino no maka izay tandrifina azy tsirairay
8. cutie ( 13/08/2006 12:02)
ie:lol:
9. Fiffi ( 13/08/2006 12:04)
10. mandrindra ( 13/08/2006 19:29)
ié:lol:
11. Fiffi ( 13/08/2006 19:54)
12. cutie ( 13/08/2006 19:55)
:lol:
13. Fiffi ( 14/08/2006 08:38)
tonga de :D de ampy zany!
14. fijo ( 15/08/2006 22:08)
fa le izy anie tsy azo handihizana e.lol
15. cutie ( 15/08/2006 22:08)
tsiky hono koa lol
16. Fiffi ( 16/08/2006 07:41)
razandnir tsy hita intsony !
17. mandrindra ( 16/08/2006 09:54)
ka izy koa namafy hevitra fotsiny :D
18. Fiffi ( 16/08/2006 14:13)
de tsy fantatra ny tohiny...:-D
19. cutie ( 16/08/2006 19:21)
mbola mandinika izy :-D
20. fijo ( 16/08/2006 20:29)
lasan'ny rivotra izy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583