trano aorina sa lotissemnt
1. dailynews
(
08/08/2006 22:20)
iza no tsara trano aorin' ny tena manokana sa ny any amin ny lotissement no hahazoana kokoa ao tana ?
répondu par prime le 17/08/2006 12:16
2. LazaDaddy
(
09/08/2006 03:00)
ahazoana inona ry dailynews?
Raha ny ahazoana fiainana an-davan'andro mirindra sy mirana aloha dia angamba tsy ao Antananarivo:)
Raha ny ahazoana fiainana an-davan'andro mirindra sy mirana aloha dia angamba tsy ao Antananarivo:)
3. Fiffi
(
09/08/2006 04:38)
LazaDaddy: manontany izy hoe lotissement sa trano mitokana mihintsy ve no tsara ahorina kah!
Ny lotissement manko trano mitokana hiany saingy ny "charge" rehetra hiharahana zaraina ! fa ny trano mitokana anao irery hiany ny charge rehetra !
Ny lotissement manko trano mitokana hiany saingy ny "charge" rehetra hiharahana zaraina ! fa ny trano mitokana anao irery hiany ny charge rehetra !
4. dailynews
(
10/08/2006 13:36)
LazaDaddy:
ahazoana inona ry dailynews?
Raha ny ahazoana fiainana an-davan'andro mirindra sy mirana aloha dia angamba tsy ao Antananarivo:)
nt tiako lazaina dia hoe interessant kokoa. izaho mihevitra fa ny any @ ireny lotissement ireny mety ho mora kokoa angamba? ianao tonga dia mividy vita ilay trano fa tsy miasa loha amin ny hoe iza no entrepreneur hanao azy, ampy ve ny fitaovana sns..? kanefa ve dia tena tsara tokoa izy ireny ? iza no manana experience ? eny e, samy manana ny tombotsoany angamba... tahaka ny zavatra rehetra.
5. prime
(
17/08/2006 12:16)
Raha ny hevitro dia tsy misy tsara ohatry ny manorina satria sady ianao no mitantana ny fandaniana dia mety voafehy tsara izany no sady vita tsara koa nefa ny trano... ny olana dia ny fotoana sy ny fomba hanaraha-maso ny asa... matetika voafetra foana...
Ny olana @ "lotissement" raha eto Ant/vo dia lafo izy ireny nefa tsy mifanaraka @ halafony ny fenitra tokony hifanojo @ izany... sady etsy ankilany ny endriky ny trano dia itovianao @ ao avaratra sy ny ao atsimo ka zary lasa site mihitsy aza no fijery azy... fa ny tombony dia voalazanao, mandray vonona...