tia
1. lalab
(
07/08/2006 16:40)
misy namako izay tena nympho.
fa tsy azoko hoe inona no mahatonga izany
fa tsy azoko hoe inona no mahatonga izany
répondu par booboo le 29/08/2006 12:14
7. belahasa
(
08/08/2006 06:26)
misy morpion zany le. alefaso aty zany fa nenà ndray ny sipako tena kaontirera amzany mitsy.
8. kally
(
08/08/2006 10:19)
Inona tokoa no itenenanao an'izany? Dia mametraka olana ho anao angaha ilay izy sa ahoana?
9. mangidy
(
08/08/2006 16:55)
re
sao de mba ianao kosa no manana bleme azany fianany anie izany e!! samia manao zay maha mety ny azy e!!:*
sao de mba ianao kosa no manana bleme azany fianany anie izany e!! samia manao zay maha mety ny azy e!!:*
10. miangalyandria
(
08/08/2006 17:05)
sao dia misy tsy ampy amin'ny fiainany dia izay no hitany fa mameno azy ? tsaratsara kokoa hoy aho ny miezaka mamantatra hoe inona no antony.
11. fameusecousine
(
08/08/2006 22:29)
fa tsy voavaly lay hoe nympho,,sao de lay bandiny no tsy mahavita adidy tsra akory de ailika hoe nympho lay sipa ,,misy mantsy io:-D:-D
12. mandrindra
(
09/08/2006 12:11)
lalab, ento aty izany sipa namanareo izany fa be ny afaka manome fahafahampo. tandremo nefa sao dia fitsarana fotsiny io toetra io fa tsy tena izy an
13. fasaly
(
09/08/2006 15:35)
hummmmmi "mangidy" mazotoa mi forum ato amzay fa aza variana lôtsa any am tsaty any e!:wink::-D:-D:-D
14. Fiffi
(
12/08/2006 07:43)
mampi-:-D ahy fa isakin'ny mahita an'i mangidy mamaly forum zah de ity foana no soratany voalohany: RE :-D