Milay le clipn Yahoo an, mba mijereva anie e

1. Lalah
(
05/08/2006 22:53)
Mbo nampidiriko eto ihany sao mba misy liana nefa mbola tsy nahita. Le clip amin i Yahoo e!, tsara daholo ny hira ao zay mankafia hirahira vazaha,
Mankao amin ny google de jereo yahoo music video, de mandiha amin izay avy eo :lol::lol::lol:
Mankao amin ny google de jereo yahoo music video, de mandiha amin izay avy eo :lol::lol::lol:
répondu par cutie le 08/09/2006 20:39

2. cutie
(
05/08/2006 23:20)
za efa mpankao
Lalah efa nojerevan-jy ve le clip n';i shakira "hips dont'lie " :wink:
Lalah efa nojerevan-jy ve le clip n';i shakira "hips dont'lie " :wink:

3. simplex
(
06/08/2006 09:05)
rahoviana ary ny rvg vao azo hijerena mozika kou :°):°)
Ary le izy tena bobaka be ny pub an:x:x
Na zany na tsy zany nefany:
Shakira :^):}:*:*(l)

9. cutie
(
06/08/2006 18:33)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 06-08-2006 14:05:29
Lohateny : Re : Milay le clipn Yahoo an, mba mijereva anie e
rahoviana ary ny rvg vao azo hijerena mozika kou
toa misy clip video ao @ rvg ao, fa nandrammako fa tsy mety mandeha :cry:
ao @ le page radiovazogasy jerena

10. mamzelkely
(
07/08/2006 11:42)
za ve rangah saika hijery de tsy compatible am mac hono le izy :x :(

11. simplex
(
07/08/2006 13:47)
cutie ^:^^:^ televazogasy ve io ?:°):°)
nena zao efa nataoko lavanty mintsy ny radio-ko fa tsisy ilavana azy tsony :-D:-D
mbola vitsivitsy ny hira ao fa milay na zany aza. Sotsa :-*

15. simplex
(
08/08/2006 18:45)
nijery kely fotsiny fa tapaka foana de leo be za fa miverina any @ voalohany foana :roll::roll:
@ manaraka manao misimisy :°):°)

19. mandrindra
(
09/08/2006 11:23)
mamzelkely:
za ve rangah saika hijery de tsy compatible am mac hono le izy :x :(
rehefa tsy mety ny mac dia soloy mec:-D:-D