GUERRE ANY LIBAN
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
1. boubounezy
(
03/08/2006 09:50)
andao tsika serasera raoull mba anao plisy plisy anafarana ny AKAMATINA sy YONIKAFOPLA ravaviny fa sô maty any liban any zareo fa nisy oull gasy mipetraka any izay tato @ serasera iany no nafatarana azy nilaza fa maty ny namany sy lé patron ny namany nipoahany bomba nefa io namany io kou dé mpandéfa sary t@ lé havako ka mampataatra be iany zany ra @ko alou e!
répondu par prime le 22/08/2006 11:30
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
03/08/2006 10:09)
tsara be le hevitra fa efa misy evacuation any zao . Bdb ny firenena nanampy ny Gasy @ io evacuation io an! I Yonika aloha efa namaly hoe tsy afaka mody noho ny antony efa nolazainy ao @ diasopa , de misy koa ireo olona tsy mety mody hono hoy ny voalazan'ny gazety an!
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
3. vale
(
03/08/2006 11:25)
boubounezy> efa nitsidika tao @ hoy ny gazety ve njy? salama tsara tsy maninona ry zareo kah, nanao tatitra i Yonik!!
![](https://avatar.serasera.org/346a0798ce5cfcd1070b58fc6223790c.jpg)
4. ftma
(
03/08/2006 12:54)
Efa nivoaka t@ vaovao tany Dago fa hisy evacuation gratuite hoan'ny gasy ao Liban,sady sarotra be ny mandefa vola any fa sao lazaina fa manampy terorista any
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
5. boubounezy
(
03/08/2006 15:07)
ftma ka wé mba nividianana billet fotsiny ny eritreretiko ka!le manao terrosiste zany tô tsy milay kou!:lol::lol:
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
6. boubounezy
(
03/08/2006 15:08)
fiffi vale:o tena tsy itako zany ande jereko fa za kou mantsy androany vô nitsidika forum teto ndray @ sahirana tsisy fotona teo.:-*:-*:-*:-* melsy
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
10. Fiffi
(
04/08/2006 06:37)
majesty: ntsooo ! aza malahelo fa toa efa manao izay azony hatao ny fanjakana nge eh! sady nahazo fanampiana bdb mihintsy @ fanaovana evacuation io ! :-*
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
15. boubounezy
(
04/08/2006 15:30)
ny dikanio ve ry prime? tiko ny mahgita ny fomban'oull mahay manampy ny ny oull refa misy ny azo atao, fa tsy tia tena. ça fait du bien.:}:-D