Koto no nanao ny nataony dia Lita sy ndrema no mahita loza!!

1. kd ( 03/08/2006 09:30)
Maninona kay nareo vhv no milaza hoe "les mecs sont tjrs les mêmes"tena resy lahatra @ zany ve nareo
répondu par kanto10 le 26/10/2006 00:09
2. Fiffi ( 03/08/2006 10:01)
kd:
Maninona kay nareo vhv no milaza hoe "les mecs sont tjrs les mêmes"tena resy lahatra @ zany ve nareo
fa inona aloha no nolazain'ny vhv anao ry Kd ?


3. nolalaina ( 03/08/2006 11:52)
hihihihihi nareo lelà ndrindra no piteny oé "vous êtes toutes les mêmes " kou!! asa hitanareo avy aiza zany?? :wink:
4. Herimiafina ( 03/08/2006 12:20)
ben vous etes tous pareilles an! Ny vavy mamely ny lahy moa ny lahy mamely ny vavy.

Ny mpanao azy ihany foana no manendrikendrika voalohany ny fahitakoa zy e, ny mpandainga no milaza tsy tia olona mandainga e, sns....hehehehe:-D
5. pissoa ( 03/08/2006 12:27)
Herimiafina:
Ny mpanao azy ihany foana no manendrikendrika voalohany ny fahitakoa zy e, ny mpandainga no milaza tsy tia olona mandainga e, sns....hehehehe:-D
Anjay kosa :-D:-D:-D

Izaho vao saika hanao size vaovao hoe be dia be hoa no miteny ao amin'ny mombamomba ny namana eto amin'ny serasera hoe tsy tia mandainga sy mpihatsaravelatsihy ... nefa bobaka be koa ny mitaraina e :-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 03/08/2006 12:37)
Iny indray resaka hafa retsy an! le mi-generaliser no tsy mety.
Ny tokony ho izy "chaque cas est unique" na dia hita be izao aza fa misy zavatra mampitovy ny cas be dia be dia misy foana ao zavatra tsy ampoizina mampa-unique azy tsirairay ka misy zavatra arahina vao afaka mi-generaliser, ohatra mampaisa SPSS, STAT-ITCF na SAS na STATA rehefa avy manao sondage goavana be.

Mba marina e! :-D
7. pissoa ( 03/08/2006 17:01)
:-*:-D:-D:-D
8. cutie ( 03/08/2006 17:36)
Mpandefa : kd [ Valio ] 03-08-2006 14:30:44
Lohateny : Koto no nanao ny nataony dia Lita sy ndrema no mahita loza!!
Maninona kay nareo vhv no milaza hoe "les mecs sont tjrs les mêmes"tena resy lahatra @ zany ve nareo

za tsy resy lahatra ka :-D
9. Fiffi ( 04/08/2006 05:05)
"on est tous pareilles" fa samy hafa ve ? :-D:-D:-D
10. ikalakintina ( 06/08/2006 17:33)
11. kd ( 28/08/2006 07:26)
Tena mety misy tokoa ny hitoviana fa saingy tsy ny rehetra kosa e!raha ikoto ve no mpampirafy dia hitovy aminy koa i Lita Sy Ndrema?
12. kanto10 ( 26/10/2006 00:09)
hatramin'izao kosa zany de aleo atao hoe ny taranak'i koto foana no tena betsaka fa mba aiza ary ny an'i lita sy ndrema e? saro-kenatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4533