fanontaniana

1. xxx ( 02/08/2006 19:03)
manana olona tiana za , ny olana d izahay mifanalavitra toerana , zany we 400km eo , tia b za aloha ilay bandy t@ voloany , nefa taty aoriana d mahita zavatra niova za, satria samy tsy d nisy firy intsony ilay antso telefonina matetika , sy ny msn , izany we isanandro, fa samy variana @ asa , sady nisy fotoana koa zahako tany @ fa tsy nipetraka tao @fa tany @ namako , satria nitondra ny ankizy nanao vakansy d tsy d manana mpotoana hiarahana @ , tsy aiko aloha na nahatezitra azy fa milaza izy we tsy d manampotoana firy fa miasa , lava rehefa nody taty aminay , izy manko miasa tena ka ndraindray ,alina b izy vao tonga na maraina b no miainga ,milaza izy we tia ahy izy nefa hotrany mahana sy manana pre-sentiment za we mety efa nihena ny fitiavany za , nefa anontaniako izy we b asa b za , tato ho ato , fa tsy misy resaka vhv , fa vizana sy b asa fotsiny za, milaza izy we tia ahy izy , ka ny fanontaniako we ny fihovanjavatra tahaka anizany v azo hitsarana sy hilazana we tsy tia intsony, na efa nihena v ny fitiavany, t hisaraka manko za raha ohatra iray @ireo cas reo no mitranga , fa raha ohatra kosa we tena asa no manahirana azy d manenina za @ decision raisoko! mba hampio hevitra azafady !misaotra betsaka
répondu par miraymel le 25/11/2007 13:15
2. cutie ( 02/08/2006 19:37)
ka ny fanontaniako we ny fihovanjavatra tahaka anizany v azo hitsarana sy hilazana we tsy tia intsony, na efa nihena v ny fitiavany, t hisaraka manko za raha ohatra iray @ireo cas reo no mitranga , fa raha ohatra kosa we tena asa no manahirana azy d manenina za @ decision raisoko! mba hampio hevitra azafady !misaotra betsaka

tsy midika zany we tsy tia intsony fa anjaranareo no mifampiresaka de lazao azy daholo reo zavatra nolazainao teto reo. De refa veo enao vo mandray decision.
3. Fiffi ( 03/08/2006 03:31)
marina zany voalazan'i cutie io an! aza tonga de raisina hoe tsy fitiavana na nihena ilay izy fa ny zavatra tsotra hatao indrindra angamba de ny mifanazava alohan'ny handraisana decision hoe hisaraka sao manko hanenenana any aoriana any.
4. majesty ( 03/08/2006 07:00)
Tsy misy tsy vitan'ny adi-hevitra io r'ise a,mifampiresaha ianareo roa d ampitovio ny tadin-dokanga mba hitovy feo tsara de eo nareo mahita izy :D
5. diamondra27 ( 03/08/2006 07:49)
ma majesty: marina mihitsy zany
6. Fiffi ( 03/08/2006 08:16)
diamondra: majestieux be le ps majesty eh ? :-D:-D
7. cristal ( 03/08/2006 09:41)
(l)(l)(l)Salama!XXX a;ny fitiavana dia avy @ olon-droa ny tena mety refa otrizany dia ny miresaka aminy tsy tezitra fa manontany tstra,ary ny maha avy @ olona 2 ny fitiavana dia tokony hitovy ny fahatsapana ny halebean'zany eo @izy 2,ny olona tia mantsy tsimba reraka izana na dia reraka oatran'inona aza;ny fotoana filanao sy ny filany ny fahitana taratra izany fitiavana zany dia tsy hitovy fa mety @fotoana samy hafa toy ny voalazanao hoe araka2ny toerana sy fotoana nefa refa mifankahita ny olona tsy nifankahita ela indrindra ny mpifankatia dia tokony hafana sy misy lanja be ny fotoana ihaonana;mety diso ihany ianao t@ le occupe be loatra t@le mpanao vakansy fa tokony samy hafa ny fotoana;hifankatiavana courrage fa tsy misy vitan'ny resaka refa mafy dia mahaiza mandefitra sy mitsara tena;dia mivavaha raha tianao izy!(l)(l)(l)
8. tsoupou ( 03/08/2006 13:29)
Eto amboalohany defa miala tsiny miala fondro aho ry XXX an, somary hafahafa no hitondrako anlé problème-nao :
1- Firy taona zay no niarahanareo ???
2- Efa nisy ve zany ny firaisana ara-nofo ??? (tsy voatery ho valianao eto reo fanontaniana reo an, ataovy any an-dohanao fotdiny ohatra)
3- Raha efa nisy lé izy, sao dia nisy fotoana naharitra tsy nampisy azy ???
-----------------------------------------------------
Izao no mahatonga ahy hanontany an'ireo :
- @ lehilahy an, raha misy sipa tena tiany dia izay no katsahiny firaisana ara-nofo, nefa refa misy matetika indray iny an, dé tsy hoe leo izy fa lasa tsy dia misy sentiment loatra indray, tiany ihany ianao fa tiany kokoa le manao firaisana (indrindra moa hoe hanananao ilay talenta, miala tsiny hoy aho an)
- Zany fahalavitan-toerana zany tsy dia problème, tadidio fa ny lehilahy na tia be otran'ny inona aza tsy dia mahay mi-exprimer an'izay (tsy mitovy am vehivavy). Ny anao zao oe msn, coup de téléphone, sns ... no eritreretinao fa porofom-pitiavana fa tsisy dikany @ lehilahy zany, na tsy miantso aza ianao na izy fa ianao nefa no tiany dé izay ihany.
- Ny an'ny lehilahy refa tiany dia tiany fa tsy mila artifice be zany.
---> Mahereza dé manana confiance aminy fa tiany enao e, efa niteny an'izany tamiko izy :D
MBOLA MIALA TSINY AN
9. diamondra27 ( 03/08/2006 17:45)
fiffi: zany nge ho'aho e
10. Fiffi ( 04/08/2006 07:45)
ka na firy taona na firy , na nisy ny firaisana ara-nofo na tsia ! tsy misy afatsin'ny fampiresahana sy ny fanazavana de avy eo maka decision !
11. majesty ( 04/08/2006 11:24)
fiffi:diamondra27 :D
12. Fiffi ( 04/08/2006 12:17)
majesty: sa tsy marina zany ? hummm ! :D
13. xxx ( 05/08/2006 07:53)
6mbolana aloha niarahana ary efa nisy ny firaisana ,izy aloha niresaka zahay fa tsy miteny izy aloha tsy misy fa b asa fotsiny e , ary milaza izy fa tsy tokony hampiasa saina fa ianao ihany ka tsy fantako ny intsony ny marina
14. sarobidy ( 16/08/2006 09:04)
Maninona raha mangataka resaka manokana aminy aloha ianao vao mandray décision e ? Manjary sao mananao fôna enao raha manapa-kevitra tampoka nefa tsy araky ny noeritreretinao akory le tena izy.Mahereza e!
tsoupou< mampieritreritra le vôlazanao a!
15. xxx ( 17/08/2006 14:52)
lavitry ny maso lavitry ny fo, tsy adala ny ntaolo (gasy na vazaha tsy haiko loatra) nilaza an'io ary ny ratsy tsy kely lalana ... ka ataovy izay hifanakaikezana raha mbola misy fitiavana kely tsy maty
16. Fiffi ( 17/08/2006 15:41)
xxx: de aleo mifanazava manao karta sur table ny fanafodiny!
17. bmw307 ( 19/08/2006 00:09)
:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
18. andry112 ( 07/09/2006 12:19)
ny tena fitiavana tsy voafetran'ny fotona sy erana izany.na alavitra sahalamin'ny inona aza hianao ,na amin'ny fotoana manao akory ny tia dia tia foana.
ny olana tsy maintsy misy amin'ny fiainana,ny vahaolana dia ny fiatrehana azy.
mitebiteby hianao hoe mbola tia ve izy sa tsia?
isika vehivavy ho an'ny lehilahy sasany dia karazana haingo.izany hoe misy fotoana voafetra no maha tia azy satri any haingo mety soloana
. fa ny tena valimpanontaniana ho anao anefa dia ny hoe naorinao tamin'inona kay ny fitiavanao(-nareo)? tamin'ny nofo sa tamin'ny fanahy (izay miteny fanahy dia miteny toetra) fa ity farany mantsy mandrakizay fa ilay voalohany kosa mora konka.
anontanio izy. sahia manontany sy maneho hevitra fa hamaly anao izy.mirary soa ho anao. ty tononkalo ity atolotro anao.
ny andro nivalona no antsoina hoe lasa;
na hodian-tsy hita sy tsy tsaroana
mametraka anio ireo nokinasa;
"tsy hofehezin'ny erana sy ny fotoana"
ireo voady natao ka tsy tanteraka;
tsy mahadiso fa mah'olombelona;
ka tsy hahatofoka na hahaketraka.

FA manosika antsika indray hiherika;
na fahavaratra na andro merika;
hitsidika indray ireo fahiny:
ireo loharano ,ireo kirihitr'ala
nialana hetaheta,namenoana siny;
nandrehetana afo ;nialana fanala!
.......................
fa vain'afo tsy matin'ny rano
mikotrika milamina nefa mandoro
ka na iza handrisika na iza handatsa
tsy mety voafafa mihintsy ny lasa


fa na aiza na aiza toerana misy;
na akaiky namana ;na alavitra havana;
na hihevi-tena ho toy ny tsy misy:
"tsy ho levona mandrakizay ny fitiavana"
mpanoratra :vasiana
19. miraymel ( 25/11/2007 13:15)
raha vao manahy aloha de efa tsy tena tia izay amiko e, courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4662