cannibale
1. kiali
(
01/08/2006 15:02)
t@ teny vazah no nahenoko azy fa ataoko teny gasy fa tsy aiko raha mapimé
nisy cannibale roa (ny rainy sy ny zanany lahy)
nandeh nitady haza tany anaty ala.
nahita sipa vazah blonde be mitovy @ vadin'ny carembeu(tsy aiko raha izao no fanoratra azy)
i Adrianna io zany, izy mianaka.
de ozy le zanany t@ rainy oe :dada andao io samborina de hoentina atao kaly.
de ozy ny dadany nanao azy oe: eny azy hosamborintsika io de hentina mody fa i maman'elah no atao kaly androany

répondu par cutie le 04/08/2006 20:18
6. lemenakely
(
01/08/2006 17:19)
tena misy tokoa io cannibalisme io fa tsy resak'eh ah
http://poetry.rotten.com/cannibalisme/
http://poetry.rotten.com/cannibalisme/
11. pissoa
(
01/08/2006 18:16)
Tany amin'ny imailaka tamin'ny herin-taona izany ka! Tena marina io an - nampiseho ny fahabibiana eto an-tany ilay izy. :-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
01/08/2006 18:18)
Fa sary aiza retsy io? sao dai ireny retrecissseur de tete any Ecuador ireny io, le peau rouge jivaros ireny? :-D
13. pissoa
(
01/08/2006 18:23)
Tsy tadidiko intsony izay nandraisako azy! Na ilay resaka DRC na resaka Amnesty International :oops: Anjaso aloha karohiko kely raha mbola hitako ao :oops::-D:-D:-D
17. vale
(
01/08/2006 22:45)
kiali: le bizn'oroka re ko in njay an!!
hihihi, raha izany toa ande handoko volo ho lasa blondy dia tsy tian'ny cannibal, :-D:-D:-D:-D
hihihi, raha izany toa ande handoko volo ho lasa blondy dia tsy tian'ny cannibal, :-D:-D:-D:-D
19. vale
(
01/08/2006 22:57)
cutie: laniny cannibal eo njy fa lokoy blondy ny volo koh!:wink::-D:-D:-D:°)