1er août
1. diamondra27
(
01/08/2006 12:29)
marina v fa raha manapaka volo ny 1er août de mora lava ny volo
répondu par Fiffi le 09/08/2006 14:36
2. Fiffi
(
01/08/2006 13:12)
diamondra: hihihihi mahatsiaro t@ zahmbola kely de isakin'ny 1er août foana vao mahazo tapahina ny voloko . Tsy fantatro aloha io na marina na tsia fa noheveriko taty aoriana hoe ny papako no tsy tia vavy fohy volo de hoe tsy azo tapahina raha tsy io daty io nefa rehefa tonga le daty de 5cm fotsiny no azo tapahina . :-D:-D:-D
3. ando261
(
01/08/2006 13:31)
odry .. fa taiza koa no mba nahenonareo an zany le !
zay za vao mba naheno an zany ..
( Fa raha marina de tena "interressant" )
zay za vao mba naheno an zany ..
( Fa raha marina de tena "interressant" )
6. diamondra27
(
01/08/2006 14:27)
ando: t@ mbola kely mihitsy zany e
fiffi:'zay mihitsy akia a! mamanay no nilaza an'io , oe avia tapana ny volo fa 1er août de @zay malaky lava hono ny volo
fiffi:'zay mihitsy akia a! mamanay no nilaza an'io , oe avia tapana ny volo fa 1er août de @zay malaky lava hono ny volo
7. Herimiafina
(
01/08/2006 14:30)
diamondra27:
marina v fa raha manapaka volo ny 1er août de mora lava ny volo
Tsy marina kah, fotoanan'ny fanavaozana fotsiny io amin'ny fombafomba amampanao dia izay no antony.
fanambatambazana vehivavy malahelo ny volony lava fahiny no antony hitenenana an'io! :wink:
8. Fiffi
(
01/08/2006 14:41)
fa hono rehefa "lune montante" no tena maha lava ny volo raha @ io fotoana io no tapahina ?
9. Herimiafina
(
01/08/2006 14:43)
Effet placebo daholo izany fa arakaraky ny cellule blepharoblastika miandraikitra ny fanirin'ny volo any amainao ihany no vitessy haniriany! :^)
10. diamondra27
(
01/08/2006 15:27)
fiffi: io koa no reko le resaka volana
HM: zany tokoa refa bado e! ankizy moa ny tena de ekena doly ze tenenin'i lehibe koa!
fanambatambazana daholo izany de @ izay de manaiky
fa lava volo be kosa aloha za taloha e:wink:
hazavao bebe kokoa oe le izy ry HM raha azo atao, maninona tsara ny cellule oe

12. jajaf401
(
01/08/2006 16:11)
Ka ilay cellule blepharoblastika angeh en synergie hormonale ny asany eh, de ny lune zany mi-declancher ny physiologie retraretra momba azy!
Fa symbola à suivre in-1 ny marée,
Fa ny mois d'août zany matetika dynamique be ilay hormone sy ny fomba fiasany de tena efficace eo @ vokatra, de lava malaky ny volo! :-D:-D:-D
Fa symbola à suivre in-1 ny marée,
Fa ny mois d'août zany matetika dynamique be ilay hormone sy ny fomba fiasany de tena efficace eo @ vokatra, de lava malaky ny volo! :-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
01/08/2006 16:16)
Tsy teny gasy io kah, resaka hoditra sy sela hanirian'ny volo leisy io klé, misy fakany mantsy ny volo e! dia io no anaran'ilay sela mampaniry ny volo, toy nyz ava-maniry, misy trirok,anina ilainy haniriany kokoa! :^)
14. diamondra27
(
02/08/2006 04:33)
tena mampaniry volo tokoa ve le oe: menaka manga any dago ireny?
16. diamondra27
(
02/08/2006 06:27)
fiffi::-D:-D:-D
tsy manga mangue io fa menaka manga izay mihitsy no fiantsoana azy
tsy manga mangue io fa menaka manga izay mihitsy no fiantsoana azy
19. tsoupou
(
02/08/2006 08:07)
Ary sao dé lé oe lé climat amin'ny volana aogositra no propice @ fanirinan'ny volo e ???
20. Fiffi
(
02/08/2006 08:14)
de asa hoa fa raha tena dinihana heu.. ohatran'hoe tena maniry kokoa le volo , efa mba nahatsikaritra an'io aloha zah an!