salade yaourt

1. isrine ( 01/08/2006 11:28)
@ fotoana mafana andro no tena tsara anaovana azy.
yaourt tsy misy siramamy no ilaina, afangaro @ concomre voaofy sy voatetika toy ny mahazatra ireny, miampy menthe voatetika manify. Na menthe maina na frais tsy maninona fa mety daholo. Ny sira aza hadino, izy mangatsiaka iny no tena tsara.
Ny fatrany dia miankina @ izay itiavana azy ihany na ho be yaourt na ho be concombre, fa tsy atao betsaka fotsiny ny menthe, ohatra hoe raviny 6-7 dia ampy ho an'ny yaourt 1litatra.
2. dadin ( 01/08/2006 11:41)
Inona koa izany menthe?
3. Fiffi ( 01/08/2006 12:18)
dadin: http://www.saveursdumonde.net/ency_1/menthe/menthe.htm
Ny menthe de azo hanaovana tisane , tetehina madinika koa ny raviny io an! de hatao anaty salady indrindra raha manao salade taboulé.:)
4. unjila ( 01/08/2006 15:58)
tsy maro loatra ve zany yaourt 1 litatra zany ,ny fanaoko de : cocombre 2 rapena asiana sira dia tsihifana ny ranony ,avy eo arotsaka ao anatiny ny yaourt natur 2pot
5. miangalyandria ( 01/08/2006 16:06)
salut !

ity misy variété iray, io salade nolazainareo io mantsy efa somary mahazatra ihany ! ity indray yaourt aux fruits no atao, ilay pomme granny na poire ireny : coeur de salade no ilaina dia rarahana pot-na yaourt aux fruits iray dia vita : ataovy mangatsiaka tsara ! danone no tena tsara raha ohatra ka misy, iny tsinona mivaingambaingana tsara lay poma na poire !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3634