fa tsy mitovy @ olona rehetra ve ny polisy sns.......?

1. miranto ( 26/07/2006 08:46)
Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy ,
izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mitovy @ olona rehetra ve izy ireny sa fanajana aandrizareo sa misy ambadika ao ?
fa ity no tena tafaraka amiko matetika Rangahy lehibe iray tsy mety mandoa sarandalana izy,de raha takiana izy de mimenomenona izy fa hoe izy hono kaomisera tokony tsy handoa sarandalana izany, de efa miferotra mintsy ny ainy taxibe rehefa sendra azy,@ izay izy mibahana be mintsy rehefa mipetraka,
de lasa ny saiko hoe mba handroso ihany ve ny firenen-tsika ity raha hanao tahak' izany daholo ny manamboninahitra rehetra @ vahoaka manjinika ? tsy tokony hifanaja @ asany ve ny tsirairay ?,tsy tokony ireny vaventy ireny ve no mba hitsinjo ny madinika mba hampiakatra ny farimpiainany ?
mba hevitro fotsiny iny aloha fa mba ahoana ny fahitanareo an' izany sy ny hevitrareo ?
répondu par bogosi le 29/08/2006 11:44
2. lost ( 26/07/2006 09:29)
Miranto>Manana taxibe zahay ary t@za mbola tany dago d nahita zay fahorin'ny receveur zay satria ra vao takina frais ireny police ireny d manao farateny sady alainy ny N° ny fiara sy ny zotra d na d tsy izy aza no manakana anao d l namany no milaza we;
"nisy namanay nakanareo frais" amiko normal lay izy satria lay police en tenue civil nga misoratra eo @ andriny we police izy? d lasa fahazarandratsin'ny pra ny manao kidaona eny e tsy omena tsiny iany fa na ny karamany aza zara ra ampy azy ;miala tsiny we
manambany ny police fa ataoko marina ngamba zay !!
Fa lay rangahbe lazainao zany no loza fa ra tena comissaire izy mety ananana fiara manokana ngamba,fa araraotin'ny ol lay izy,fa manin nareo mpande ra mitaky ny carte maha com's azy ra tena izy marina izy satria amiko sandoka zany tsy ary mbola nisy comissaire nanao an'zany;1- Tsara karama izy
2- Ao lay fanajana tena
3. fijo ( 26/07/2006 19:35)
ka nareo koa zatra manao taingim be dia tsy sahy mamaly ka.
za koa nanao taxi brousse taloha.mankany diego.dia efa sendra polisy avy ao mampikony naika hanao kidaona,fa tsy nekeko.dia nanao io farateny io.sady araka ny fomba dia naka io N io.fa tsy noraharahiako.ary isaky ny mandalo ao tokoa izahay dia voasakana fa tsy sahy maninona,fa valiko foana hoe:"raha misy hitanao tsy aradalana dia anaovy PV aho"dia tsy sahy.na i jean diego malaza be tao port berger iny aza mandoha rehefa miaraka aminay.
4. hery ( 26/07/2006 20:27)
Raha en mission ny miaramila na polisy dia afaka tsy mandoa vola. Izany hoe ao anatin'ny asany ilay mandeha bus. Tahaka ireny hoe polisy misakana fiara eny Anosy ireny dia avy eo handeha hisakana any Ambohijatovo sns.
Raha ivelan'izay kosa dia tsy mety intsony fa mitovy amin'ny olona rehetra. Na dia mbola manao tenue aza izy kanefa efa nirava avy any ampiasana ka handeha hody dia manana adidy handoa saran-dalana.

Ny polisy na miaramila na zandary tsy manaraka an'izany angamba dia azo torina tsara.
5. Herimiafina ( 26/07/2006 22:32)
miranto:

Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy ,
izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mitovy @ olona rehetra ve izy ireny sa fanajana aandrizareo sa misy ambadika ao ?
fa ity no tena tafaraka amiko matetika Rangahy lehibe iray tsy mety mandoa sarandalana izy,de raha takiana izy de mimenomenona izy fa hoe izy hono kaomisera tokony tsy handoa sarandalana izany, de efa miferotra mintsy ny ainy taxibe rehefa sendra azy,@ izay izy mibahana be mintsy rehefa mipetraka,
de lasa ny saiko hoe mba handroso ihany ve ny firenen-tsika ity raha hanao tahak' izany daholo ny manamboninahitra rehetra @ vahoaka manjinika ? tsy tokony hifanaja @ asany ve ny tsirairay ?,tsy tokony ireny vaventy ireny ve no mba hitsinjo ny madinika mba hampiakatra ny farimpiainany ?
mba hevitro fotsiny iny aloha fa mba ahoana ny fahitanareo an' izany sy ny hevitrareo ?


Samy tia vola na ny taxi-be na ny polisy mandeha aminy, dia izay no zava-mitranga.

Misy resaka abus de pouvoara ao no sady misy resaka pot de vin, sns.:wink:

6. LazaDaddy ( 26/07/2006 23:04)
fa tsy mitovy @ olona rehetra ve ny polisy sns.......?
Eny tena tsy mitovy, io toe-tsainy manao fanapara-pahefana io mihitsy no tsy mampitovy azy amin'ny olona rehetra. Maharary ve izany teniko izany? Kanefa toa marina e? hahaha!
7. cutie ( 26/07/2006 23:08)
le akanjo anaovany no tsy mampitovy azy .:-D
8. pissoa ( 27/07/2006 05:13)
fijo:
ka nareo koa zatra manao taingim be dia tsy sahy mamaly ka.
Io koa marina!
9. miranto ( 27/07/2006 07:05)
lost:

Miranto>Manana taxibe zahay ary t@za mbola tany dago d nahita zay fahorin\'ny receveur zay satria ra vao takina frais ireny police ireny d manao farateny sady alainy ny N° ny fiara sy ny zotra d na d tsy izy aza no manakana anao d l namany no milaza we;
\"nisy namanay nakanareo frais\" amiko normal lay izy satria lay police en tenue civil nga misoratra eo @ andriny we police izy? d lasa fahazarandratsin\'ny pra ny manao kidaona eny e tsy omena tsiny iany fa na ny karamany aza zara ra ampy azy ;miala tsiny we
manambany ny police fa ataoko marina ngamba zay !!
Fa lay rangahbe lazainao zany no loza fa ra tena comissaire izy mety ananana fiara manokana ngamba,fa araraotin\'ny ol lay izy,fa manin nareo mpande ra mitaky ny carte maha com\'s azy ra tena izy marina izy satria amiko sandoka zany tsy ary mbola nisy comissaire nanao an\'zany;1- Tsara karama izy
2- Ao lay fanajana tena


hay ve izany no antony tsy hangalana ny frais an\' izy ireny e,raha izay vola kely iny aza ve izany de hanaovany toetra toizany ko vao maika vola betsaka .tsy mety kosa izany amiko na kely aza ny karamany tokony handoa ny sarandalana foana izy fa ampahafiriny ireny olona sahirana ireny izy nefa ireny aza mahaloa ny frais any,
momba ilay kaomisera indray de tsy nisy sahy niteny aloha izahay mpandeha na iray aza e,fa ny mahagaga tokoa de ny hoe tsy manana tomobile tokoa ve izy no mandeha taxi be,ary na de frais ana taxibe aza ve de tsy hananany koa, mba loza koa izany
10. Herimiafina ( 27/07/2006 13:25)
Alaivo ny numero matricule-ny misoratra eo amin,ny kanjony dia torio faty any e. :wink:

Ny resevera sy ny saofera konkou anie matetika tsy mahay mamaky teny angamba fa misy karazany ny polisy e, ary tsy afaka manao n'inon'inona amin'ny tsy asany mihintsy ny polisy iray.

Raha brigade criminely no misy azy tsy hanao circulation mihintsy izy ohatra, dai toy izay ihany koa, rehefa polisy mantsy dai heverina fa mitovy ireny mpisakana sy mpanao circulation ireny foana dia hoe manome lamandy sy PV sns, dia hisolelafana. :wink:
11. vahatra22 ( 02/08/2006 14:18)
tena fanaparam-pahefana mintsy le izy, sady fanindriana ny madinika! tokony misy lalàna apetraka @ izy ireny fa tsy avela hanao ze danin' ny kibony!:idea::x:°)
12. prime ( 03/08/2006 14:02)
Izao kosa aloha e! sady tsy polisy aho no tsy misy tombony ho ahy ny holazaiko... Ny lalàna mifehy ny "militaire de carrière" sy ny "paramilitaire" mihitsy no manome azy ireo fahalalahana handeha maimaimpoana @ fitateram-bahoaka ao anatin'ny renivohitra (transport urbain)... Fa ny "officier" no manaja tena ny ankamaroany mandoa vola nefa zony ilay izy... Efa ambony kosa dia manomboka misy hena-maso... fa ny "subalterne" sy ny ambany tena manana izany zo izany... Fa ny olana matetika ny mpitatitra no tsy manaiky izany noho ny tsy fahafantarany lalàna... Etsy ankilany koa ny miaramila sy polisy tsy miresaka betsaka aminao izy ka indray2 lasa toy ny fanaparam-pahefàna ilay izy...
13. Herimiafina ( 05/08/2006 14:18)
Tsy efa lalàna taloha tamin,ny andron'i deba miaramila ve leisy io ry prime?
Efa misy polisy monisipaly mantsy izao e! :roll:
14. prime ( 07/08/2006 09:18)
marina tokoa fa misy ny polisy monisipaly fa tsy manana io "statut" io ireny... mbola manan-kery izany lalàna izany fa ny mpitatitra no mafy loha koa anie e!!! Ka raha vao bevava (indrindra ny resevera) dia anaparan-dry zalahy ny fahefàny...
15. Herimiafina ( 07/08/2006 23:53)
Tena tsy mety hitako ilay texte klé. Mba atoroy hoe ry prime raha mety fa tiako jerena iznay klé! :roll:
16. prime ( 08/08/2006 11:16)
http://droit.francophonie.org/doc/html/mg/loi/fr/1965/1965dfmglgfr3.html
Tena tsy hitako koa ilay izy fa rehefa mahita ah lazaiko ihany...
17. Herimiafina ( 09/08/2006 19:21)
Tsy maninona kah, fa tokony efa ho abroger-na izany lalàna izany klou e. Ohatry ny tsy misy impact social tsara akory sady ny transport efa privatisé ihany! :wink:
18. prime ( 22/08/2006 12:28)
HM> marina aloha fa ny transport efa libéraliser fa tsy manala ny maha service public azy kosa e, sa ahoana?:lol:
19. bogosi ( 29/08/2006 11:44)
miranto:

Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy ,
izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mitovy @ olona rehetra ve izy ireny sa fanajana aandrizareo sa misy ambadika ao ?
fa ity no tena tafaraka amiko matetika Rangahy lehibe iray tsy mety mandoa sarandalana izy,de raha takiana izy de mimenomenona izy fa hoe izy hono kaomisera tokony tsy handoa sarandalana izany, de efa miferotra mintsy ny ainy taxibe rehefa sendra azy,@ izay izy mibahana be mintsy rehefa mipetraka,
de lasa ny saiko hoe mba handroso ihany ve ny firenen-tsika ity raha hanao tahak' izany daholo ny manamboninahitra rehetra @ vahoaka manjinika ? tsy tokony hifanaja @ asany ve ny tsirairay ?,tsy tokony ireny vaventy ireny ve no mba hitsinjo ny madinika mba hampiakatra ny farimpiainany ?
mba hevitro fotsiny iny aloha fa mba ahoana ny fahitanareo an' izany sy ny hevitrareo ?


mitovy ihany isika fa za ko tena mahita hoe efa notaizana t@afera no mahatonga anio hoe za mahalala any ana ! si ana de lasa otrizay fona le fiainana fanjakany baro satria efa ela no zay ny lamodi hoe za zanaky rakoto si rabe de hataorany olona dia tsi miova itsony fa tsi haiko hoe ovina vao normal ny any fa tena ts!!!complexe ve sa ahona noho ny fahantrany io ko! de mampalahelo ny vahoka no tena vo @io satria efa dominne t@fitondrana taloha t@esaka fahafantarana olona ny taloha mantsi hoe za zanaky general zao de mety daholo ny atao na hoe za famille ny zao de mety daholo e ! de lasa lamode le izy satria tsi mbola tena misi ni etat de droit any mbola tsi misy miraharaha ny droit fa zay mahalala olona ihany no mahavita zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2478