mitady olona hivantanana
1. xxx
(
25/07/2006 13:19)
Misy malagasy telo mianaka nahazo green card any Dago koa mba mitady olona aty Amerika hifanakalozana. Sao dia mba misy afaka mandray hivantanana
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
répondu par Fiffi le 03/08/2006 03:39
2. Herimiafina
(
25/07/2006 20:30)
I cutie angamba no mety hanana ny valin'ity fanontaniana iray ity! :-*
5. dailynews
(
26/07/2006 15:25)
fa hivantana ville/etat aiza izy? raha mbola tsy fantany dia asaivo mivantana washington na new york izy fa any be gasy.
8. soanja
(
27/07/2006 08:34)
Zah indray dia mba efa nahavita ny adidiko kosa raha ny fandraisana olona green card. Efa olona roa nifanesy teto aminay ary ny iray nipetraka 1 taona tato an-trano. Dia aloe mba anjaran'ny hafa indray. Fa hanoraty fotsiny aho raha sanatria mila fanampiana ankoatr'izay rehefa tonga aty fa vonona aho hanampy raha afaka.
10. Herimiafina
(
27/07/2006 13:19)
LazaDaddy:
Herimiafina> Fa rangahy angaha tsy mba azo tsidihina? hahaha!
Tena feno papoose sy rafotsy ny trano dia tsy mety klé, maro anaka e. hehehehehe:-D
11. LazaDaddy
(
27/07/2006 13:52)
Herimiafina> soa ihany aho fa tsy "daddy" tampoka kle! hahaha! Mba tsy misy be kotaba eran'ny trano aloha hatr@ zao! hahaha!
12. Herimiafina
(
27/07/2006 15:36)
Mbola i madama ihany ve no be kotaba klou hatramin'izao ry Laza, hehehehe:-D
16. Herimiafina
(
28/07/2006 22:28)
Ao azany retsy an! tsy hanihaniako tsony! :-*
Ary mba aiza aza i xxx e? Siora zah fa raha vao nahazo karatra maintso tsy maintsy voasarik'i NY na WA, na CA klé, ny iray amin'ireo ihany no tena masaka! Fa ny ankoatr'izay ambanivolo be :^)
Ary mba aiza aza i xxx e? Siora zah fa raha vao nahazo karatra maintso tsy maintsy voasarik'i NY na WA, na CA klé, ny iray amin'ireo ihany no tena masaka! Fa ny ankoatr'izay ambanivolo be :^)