i dadabe indray no mahery.....

1. fasaly ( 24/07/2006 05:45)
raha nijery ny statistika izaho dia i dadabe no
lehilahy nametraka hevitra na tsikera betsaka indrindra ao amin'ny sehatry ny sarin'ny namana, ary sarina vehivavy dool,:-D:-D:-D:-D arabaina dadabe:-*
dia raha mamaky ny hevitra na tsikera napetrany dia tena hafa kely mahitsy mihoatra amin'ny tsikera hafa,
mahery indray i dadabe:wink::-D:-D:-D:-D
répondu par dadabe le 07/08/2006 01:09
2. mamzelkely ( 24/07/2006 05:54)
hihihi blavo dadabe :-*
3. pissoa ( 24/07/2006 05:56)
Resa-tampony no betsaka ao ozizy i sefo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m44c44f568c8d8

( Saingy oe refa tampony kosa ve no hita tsy tampony no resahina kle :°):-D:-D:-D )

:@
4. fasaly ( 24/07/2006 05:59)
tena tia tampony kalou i bedada e!:-D:-D:-D:-Dmilay ka mialy de tohizo! zà kalou tsy ho azony amin'io tampony io mitsy:-D:-D:-D
5. andry08 ( 25/07/2006 13:06)
6. Herimiafina ( 25/07/2006 18:49)
Inona ity tampony ry zareo? 8O
tampiny sa tampony?
7. Aino ( 26/07/2006 06:29)
fasaly :-D:-D ie tena hafa kely mihintsy, sady lasa be tampony dol ny sipany serasera rehetra ko.
8. tsoupou ( 26/07/2006 10:27)
Tsy azoko lé resa-tampony klé. Mba azavao ry reto fa otran'ny tsy kôpy mitsy za a
9. dadabe ( 26/07/2006 15:58)
sekire izany ry zanako:°):°)

ny ahy kosa aloha rehefa manao exposition tampony de lazaiko foana e :°):-D:-D

i pissoa sy fasaly izao no tena iriko ho......:-$ :-wpissoa possibl be...:-D
10. diamondra27 ( 28/07/2006 08:00)
HM:mety ho domy tampona angamba no dikan'izany
11. fasaly ( 28/07/2006 10:50)
ny an i dadabe dia ny tampony sy ny soutien gorza no mahaliana azy mamtetika am tsikeran i sary :wink: ny lokon ny laninatra sns, hioe soutien mena donky lanitra maanga:-D
12. pissoa ( 31/07/2006 09:00)
Herimiafina, angaha tsy hoe

tampina = misy akanjo rovitra ohatra dia asiana tampina (tampenana) :roll:
tampony indray, ohatra tampon-tendrombohitra.

Dia izay no maha-tampony azy :roll:
Sa tsy izany? :oops:
13. prime ( 02/08/2006 13:07)
:oops::-D:-D:-D
14. Fiffi ( 03/08/2006 05:13)
15. dadabe ( 07/08/2006 01:09)
:-w:-w Fiffi toi tsy mahazo mampiseho tampiny izany a, aleo maotina toi:-$:wink:

fa izany hoe i fasaly klou :-w:-w possibl be tapp....:-$oupss

de i pissoa koa :-w:-$


:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.181