de nahoana mihintsy?

1. Aino ( 22/07/2006 18:33)
Fa ity frai ana fiaramanidina hoa tao vao maika mahay lafo faona eh!! izany hoe asakasak'ilay compagne aloha, nefa de tena diso lafo laotra!!
hoa any le olona efa zatra mande voyages @avion izao de tena tsy mety mihintsy ilay izy indraindra fa olona somary sahirana de mila tsy hatakatra na koa tsy matakatra any ilay izy mihintsy.
nef atsy voatery ande fiarakodia faona koa anie.
répondu par prime le 02/08/2006 13:23
2. cutie ( 22/07/2006 18:38)
ka fotoanan'ny vakansy zao sady miakatara be koa ny gas e
3. Aino ( 22/07/2006 19:09)
cutie eny eh fotoanany mihintsy izao saingy diso ampiakariny ry zareo avo be laotra.
hay ve niakatra ny gas eh!! raha iznay indray anga hoe de tsy maninona.
4. LazaDaddy ( 23/07/2006 11:36)
sambatra ianareo rannkizy mahatakatra fiaramanidina. Ny anay mantsy rehefa andeha hitsangatsangana dia tsy ao an-tsaina akory izany fa tonga dia hoe "aiza ny bus no raisina"? hahaha!
5. pissoa ( 23/07/2006 11:49)
:-D:-D:-D
Zah kou tonga de nime be nahita an'le oe
indraindra fa olona somary sahirana de mila tsy hatakatra na koa tsy matakatra any ilay izy mihintsy.

Tena tsy hainareo rankizy ny dikan'le hoe "olona sahirana" raha izay tsy mandeha fiaramanidina no mampitaraina anareo an :{:-D:-D:-D
6. Aino ( 23/07/2006 16:24)
pissoa :-D mitaraina aho ko satsia raha tsy izany koa tsy misy namana hiresahina ao anaty avion raha toaka tsy tazako indry!!
7. cutie ( 23/07/2006 20:02)
: LazaDaddy [ Valio ] 23-07-2006 16:36:06
Lohateny : Re : de nahoana mihintsy?
sambatra ianareo rannkizy mahatakatra fiaramanidina. Ny anay mantsy rehefa andeha hitsangatsangana dia tsy ao an-tsaina akory izany fa tonga dia hoe "aiza ny bus no raisina"? hahaha!

nga voatetin'ny bus daholo zao tontolo zao :-D
8. mamzelkely ( 24/07/2006 04:55)
za ko de gaga mits :P:-D:-D ny anay taxi brousse ihany d'efa mety :-D:-D
9. mandrindra ( 24/07/2006 07:57)
aza adino koa fa misy ny dia tongotra sy ny bisikileta izay gratos an
10. booboo ( 24/07/2006 08:38)
ié !
11. Aino ( 25/07/2006 06:50)
ka raha misy aza hireo anie tsy afaka mande @toherana lavitra eh sady raha tsy tianao koa ny very fotoana tsy io ve no haingana, sady raha azo andehanana tongotra moa eny amboniny ranomasina maninona tsy vao maika ve tsara sa ande hanidina hanao tahaka any supiderman :-D
12. LazaDaddy ( 25/07/2006 06:58)
"olona sahirana" aloha tsy mieritreritra handany vola andeha "voyage" lavitra izany e!

Fa angamba tokony nataon'i Aino hoe:
tsy misy afaka mandeha avion intsony na ireo olona efa zatra mande voyages @avion aza afa-tsy i Aino. hahaha!
13. mandrindra ( 25/07/2006 11:59)
aino, azo handehanana lakana eny ambony ranomasina, dia bola gratos koa zay
14. Herimiafina ( 25/07/2006 18:51)
Hono hoa ry ireto? Iza kay no mora kokoa ny mandeha TGV sa ny mandeha avion kay? :roll::roll:
15. LazaDaddy ( 25/07/2006 23:48)
Herimiafina> mandehana lesy concorde vaovao fa elah koa! Mba misy iresahana hono i Aino amin'izay! hahaha.

Fa izaho aloha aleoko mikafiry bus sy RER sy LRT na mandeha tongotra ihany e. Nosy CNAPS arizato e! hahaha! Ohatrinona tokotrany izao ny frais taxi be?
16. Aino ( 26/07/2006 06:28)
LazaDaddy lol hafatsy izhao hirery @ahoana aza!!

ka raha toaka aza mba te hoany dago raha aty ve ry mandrindra no manomboka mande lakana tsy efa any @ taona 2016 any vao ho tonga any dago, raha tsy hoe maty alohany atongavana hoe, fa raha ny ahy indray raha azoko andehanana bus sy tongotra de mande faona aho.
de le frai any bus raha tsy diso aho @ izao 1500fmg raha dago, de raha hivelany tsy haiko fa samy manana ny vidiny dol, fa ny any ry zareo ao Paris ao tao lafo be ko!!
17. tsoupou ( 26/07/2006 12:11)
Zao nge e, ny avion lafo be, ny lasantsy lafo be raha hitondra fiara, SAINGY aleo ihany mitondra fiara satria raha frais an'olona am avion 1 mety ahavita lasantsin'lé fiara.
Refa tsy maintsy mandé avion mo dé atao ahoana fa tsy afaka mi-grevy nge oe zay tsy andoa frais e.
Fa nareo any an-dafy reo kosa alo e, mba mazotoa makaty am tanàna fa mila ny devise-nareo aty NA LAFO AZA NY FRAIS, sa ahoana ???
18. cutie ( 26/07/2006 20:52)
: tsoupou [ Valio ] 26-07-2006 17:11:11
Lohateny : Re : de nahoana mihintsy?
Zao nge e, ny avion lafo be, ny lasantsy lafo be raha hitondra fiara, SAINGY aleo ihany mitondra fiara satria raha frais an'olona am avion 1 mety ahavita lasantsin'lé fiara.
Refa tsy maintsy mandé avion mo dé atao ahoana fa tsy afaka mi-grevy nge oe zay tsy andoa frais e.
Fa nareo any an-dafy reo kosa alo e, mba mazotoa makaty am tanàna fa mila ny devise-nareo aty NA LAFO AZA NY FRAIS, sa ahoana ???

zay mitsy :-D
19. Aino ( 27/07/2006 19:36)
ny ahy indray raha vitako tongotra de mande tongotra fa @ izay koa mba mahita tànana ko.
20. prime ( 02/08/2006 13:23)
Varotra=tombony=miakatra ny vidiny...:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4439