RENDRIKA ...
1. tsoupou
(
22/07/2006 03:38)
Hainareo mo oe maninona refa misy sambo rendrika dé tenenina oe Les femmes et les enfants d'abord???
Satria an, refa lanin'ny requin ireny dé voky iz dé tsy misy requin mihinana tsony ny bandy rehetra
:D :D :D :D
Satria an, refa lanin'ny requin ireny dé voky iz dé tsy misy requin mihinana tsony ny bandy rehetra
:D :D :D :D
répondu par tsoupou le 02/08/2006 09:08
4. Herimiafina
(
22/07/2006 13:20)
Favy kosa klé, hehehehe=))=))
fa ny olana tsy misy hohanina intsony ny bandy avy eo! :roll:
fa ny olana tsy misy hohanina intsony ny bandy avy eo! :roll:
8. pissoa
(
22/07/2006 13:30)
Ndana andramo ry Herimiafina an :-D:-D:-D
lapino, tsy matahotra an'Andriamanitra mihitsy an :-D:-D:-D
lapino, tsy matahotra an'Andriamanitra mihitsy an :-D:-D:-D
9. tsoupou
(
22/07/2006 13:40)
Resaka fotsn io e, refa tena misy rendrika nge samy mifandrombaka handé prim daoly e
10. mandrindra
(
24/07/2006 08:26)
dia petahana aloha ny sipa vao alefa ka. manao zaimaika kely aloha
13. tsoupou
(
02/08/2006 09:08)
Pissoa:=)) =)) =))
petahana inn ry mandrindra? Asiana etikety ve izany?
Kiali:lé kitro mlay be fanaovana basket reny lesy zany a =)) =)) =))
fa inona zany requin eh???