hafatra ho an'i mamzelkely
1. nenipita
(
21/07/2006 11:46)
salut njy, ahoana kay no fomba ahafahako miditra ao amin'ny dinika manokana oh : reny serasera fa tsy mety tafiditra mihitsy za, mbola tsy neken'ny mpampndrindra hono ka ahoana no fomba tokony hataoko , efa nandefa e-mail tamin'ny hery za fa tsy nisy valilny nefa tena maniry mafy ny hitsidika io dinika manokana io aho. Valio maika
répondu par mamzelkely le 24/07/2006 05:17
2. mamzelkely
(
21/07/2006 12:09)
ny fomba nataoko akia de niditra tao am le dinika za de misy we te-handray anjara angamba izy zay na inn mo ts tsaroko de apidirina ao le ps de miandry ny mpandrindra njy aveo hi-accepter an le izy :)
3. booboo
(
21/07/2006 12:10)
any @ mpandrindra ilay lohahevitra manoratra. Tokony misoratra ao foana hoe iza no mpandrindra ( sipagasy sy lanto ny an'i Reny serasera )
:-D:-D afaka atao any @ hafatra manokana ange raha te-hanoratra manokana ho an'ny namana iraika manokana e
:-D:-D afaka atao any @ hafatra manokana ange raha te-hanoratra manokana ho an'ny namana iraika manokana e
4. nenipita
(
21/07/2006 12:36)
de miandry ela be eo ve ry mamzelkely fa to tsy ampidiriny mitsy za, mampalahelo be o
5. mamzelkely
(
21/07/2006 12:37)
:-D ka eto angamba akia ry booboo no tiny :-D:-D na za ko aza gaga ihany we hoay misy olona manokatra dinika momba anah :lol::-D:-D:-*
7. nenipita
(
21/07/2006 12:42)
tsy tin'ny sipagasy sy lanto angamba ki za fa tsy ampidiriny ao amin'ny le reny serasera mintsy a tena mampalahelo aki z a, nef amba te hitsidika e , tomany ary za zao ,
8. booboo
(
21/07/2006 12:43)
:-D:-D:-D mbola tsy hitany zay f'aza maika loatra fa ho tafiditra foana kah
10. mamzelkely
(
21/07/2006 13:08)
mety mbola ts nandalo ftsn akia ry zareo fa miandry kely njy aa:-*
11. pissoa
(
21/07/2006 13:33)
Ary inn kou no ataon'i mandrindra ao amin'ny Reny Serasera kle :roll::-D:-D:-D
12. nenipita
(
21/07/2006 13:35)
misotra anareo amin'ny fankaherezana ary e gaga be mantsy za hoez fa maninona ary sa ve misy fepetra manokana , eny e mety mbola tsy nandalo marina ry zareo e
13. mandrindra
(
21/07/2006 14:25)
pissoa, zah manana anabavy; amin'ny malagasy ny anadahandreny dia antsoina koa hoe reny lahy :-*
14. sipagasy
(
21/07/2006 15:48)
nenipita:
misotra anareo amin'ny fankaherezana ary e gaga be mantsy za hoez fa maninona ary sa ve misy fepetra manokana , eny e mety mbola tsy nandalo marina ry zareo e
miarahaba anao,
efa nangataka fanasana ianao efa ela ihany izay, ary efa noekenay izany, nafa kosa ianao tsy namaly tao anatin'ny 10 andro dia afaka ho azy ny fanasanao, @ izao fotoana izao anefa efa noekenay indray ny fangatahanao, ka dia miandry anao any izany e!
16. pissoa
(
21/07/2006 16:37)
Misy dinika manokana akia ato amin'ny serasera ry zina an http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&manokana=1
Dia misy ao hoe Reny Serasera ao. Any amin'ny dinika manokana dia tsy ny olona rehetra no afaka mandray anjara fa izay mangataka ihany. :-*
Dia misy ao hoe Reny Serasera ao. Any amin'ny dinika manokana dia tsy ny olona rehetra no afaka mandray anjara fa izay mangataka ihany. :-*
17. mi
(
21/07/2006 16:57)
karohy foana ao ry mamzelkel fa tafiditra foana njy ny farany a. mazotoa e
19. mamzelkely
(
24/07/2006 05:17)
mi :-D mamzelkely efa tafiditra ka fa zany we izy ts ao am le reny serasera klou ee fa efa miditra dinika manokana :wink: