bisikileta

1. mandrindra ( 21/07/2006 11:30)
mahafinaritra ny tour de france tamin'ity indray mitoraka ity fa hatramin 'izao dia mbola tsy fantatra hoe iza no ahazo azy. ny telo voalohany dia segondra vitsivitsy monja no manelanelana azy ireo. étape telo sisa dia ho tapitra ny tour, ny androany aloha raha izao fandehany izao dia toa hijanona amin'izao ihany ny filaharana. voalohany : oscar perreiro, caisse d'épargne, 12 segondra ao aorinany i carlos sastré, CSC, ary 30 segondra ao aorian'ny voalohany i flloyd landis, phonak.

ny dingana androany dia hampitohy an'i morzine sy macon. raha ny fandehany amin'izao lera izao dia tsy hisy fiovana ny filaharana satria samy tsy misy manafika ry lerony. ny vondrona échapé moa i leiphemer izay faha 18 no nitarika azy.

raahmpitso amin'ny fifaninana contre la montre no hisy fifandonana mafy raha izao.
répondu par xxx le 28/07/2006 07:39
2. lapino ( 25/07/2006 08:24)
Ary hono hoà e, maninona ny lalao bisikilety no tsy ahitana mainty hoditra mihitsy?
Mazàna anefa ny fanatanjahan-tena mila hery be dia anjakan'ny mainty hoditra (karazana atletisma), fa ny bisikileta toa tsy misy mainty hoditra mihitsy na iray tokana aza ?! ...
3. mandrindra ( 25/07/2006 12:06)
ka io mila matanjaka fa skila, nefa ny mainty matanjaka bokona be daholo, eritreritra ny ahy iny aloha e
4. fijo ( 25/07/2006 21:36)
lapino an,mila lazonady ny bisikileta,fa tsy hery vetivety.ny mainty manan hery fa hery vetivety."sprint" fa raha sport mila faharetana be toa ireny,mora vizana ny mainty.nefa raha tsara hofana izy mety ahavita ihany
5. lapino ( 28/07/2006 07:17)
mandrindra, misy skil ihany koa ny mainty ko. Jereo am'le bandy kenyana mahavita tiercé @ marathon ireny fotsiny ohatra

fijo, ka le izy ange na cyclisme sur piste aza, misy karazana epreuve bediabe koa (record de l'heure, contre la montre, 1km na 500m, ...) dia toa tsy ahitana mainty hoditra daholo mihitsy e!
Amin'ny hazakazaka an-tongotra anefa saika mainty hoditra daholo no manjaka na vitesse na demi-fond na fond na marathon.
6. xxx ( 28/07/2006 07:39)
efa misy anie ny tour burkina-fasso , misy mainty any fa ny niveau angamba no mbola tsy ao ... sady mila mipetraka aty europe vao afaka manao tour de france satria mila mizatra miakatra tendrombhitra ohatra.... sady ny mainty nge efa zatra manao bisikilety é ... jereo ny mpivaro-dronononay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6806