Lehilahy koa izany !!!

1. Silo ( 21/07/2006 08:06)
Hono hoa nareo lhlhy ireto,
Raha misy sipa miaraka aminareo nefa sendra tratrany mampirafy ianareo, de sahinareo ve ny milaza @ iny sipa nahatratra iny rehefa miady ianareo vokatr'iny zavatra nataonao iny hoe "Izaho indray de tsy ho fidèl aminao izany mandrakizay"!

De mba lhlhy tia ve mahasahy manao teny tahaka izany ???

Misaotra: Mahazo mamaly na lhlhy na vhvy
répondu par fijo le 02/08/2006 19:00
2. soasoafy ( 21/07/2006 10:56)
mety tiany ihany le sipa teo alou zany oe fy ny atsy mamy ny aroa oy ny fiteny; nisy lhl namana mihintsy milaza oe afaka mbola mizara @-na vhv 3 hono ny fony fa ny vhv hono de tokony ho lhl 1 ihany no miaraka aminy.
kanefa ny mahagaga de ry zareo tsy mahatanty ampirafesina,zany oe tia tena zany ny lhl e,1%-n'ny lhl fotsiny angamba no mahatsapa ka mahalala mandefitra fa ny 99% de tia tena daholo.
Ny tsy fantatry ry zareo lhl anefa de manody ny fampijaliana sipa ataony io rehefa miakatr ny taonany, maro2 alou no efa hitako e
3. fens ( 21/07/2006 18:38)
Hafa kou iny! za lou mbola tsy tratra ary tsy ho tratra kou satria tsy fombako le izy e fa asakasak ze te hiditra amin'izany:roll::wink:
4. Silo ( 22/07/2006 03:36)
soasoafy>: marina ny voalazanao , fa tia tena tokoa ny lhlhy, Ary ny tody izany de mbola hoela hono ka tsy mahasakana ny hanaovandratsy.

fens>: tohizo fa tsara e!
5. ikalakintina ( 22/07/2006 10:53)
za ndray tsy ho fidèl aminao mandrakizay zany tena grave beu!:cry::cry::cry:!nefa tena misy!, marina mitry le mamy ny atsy tsy foy ny ary!,fa ny mampalahelo de le vhv miaritra eo fa tia!, fa refa atao koa alou nefa de tsy mahantanty e!,
6. Herimiafina ( 22/07/2006 12:36)
Arivo faty any retsy izany lehilahy izany ry Silo dia soloy tsaratsara kokoa sady tia andry an!

Ny olombelona anie ka efa 6milliara ny isany e, ny lehilahy amin'ireo eo ho eo amin'ny 3miliara eo ka aza misalasala fa tsy any amin'izay misy anao ihany akory no misy lehilahy.

Mbola tsy ilay tena favy matoa mampametrampanonataniana.

tsarovy fa l'homme parfait existe, tena misy io fa ny sasany maikamaika ny hamatotra no manambony morale hoe tsy misy io.

Izy io dia miova isaky ny olona, tsy voatery ny parfait amin,ny olona no parfait aminao, anjaranao ihany no mahita azy.
7. kd ( 24/07/2006 09:02)
Tena mampalahelo aloha ny tratra toy izany e! ary ny tena pire dia manjary ny lhl rehetra no tratran'ny fitenenana hoe " les mecs sont tjr les mêmes"
8. dailynews ( 24/07/2006 21:00)
efa tsy tia aky izy matoa miteny izany a. izany ve dia mba tiko ?
9. kd ( 25/07/2006 09:08)
dailynews a! tsy hoe tsy tia kosa izy fa ireny lay mpilalao, zany anie no ilàna fitandremana e!
10. MTN ( 25/07/2006 18:04)
tsia no valiny
mazava ho azy
11. majinikakely ( 26/07/2006 09:36)
ny kofa aloa dia misy tkoa ny miodina atsy sy aroa e
ny tsy manao dia tsy ho tratra miitsy fany manao koa misy mahay miafina
fa zao koa anaie e misy sipa efa mahalala zao fa efa aveky ilay bandy d mbola manaiky hadalainy sy amboariny ihany d maagaga wa fa za majinikakely ty aza varena b amin izany
d iza ary no diso ilay mampirafy sa ilay sipa ampirafesina mahalala fa efa aveky ilay miaraka aminy?Ny voa mafy indrindra dia ny tena tompo toerana eh hahahaha
za tsy amin izay aloha e ny eo ampelatanako bo ataoko izay mampilay aza sady za mbola majinikakely
12. fijo ( 26/07/2006 18:41)
aza miantso tody,fa tsy aleo ve izy mitsotra toa izay ,miolankolaka e
13. fameusecousine ( 27/07/2006 19:42)
ilay ihany ny manana fierté na de tiaza aza ,,efa tys firarahina ny maha olombelona anao zany..satria mitovy daholo na lahy na vavy:roll:^^:roll::roll:
14. Silo ( 31/07/2006 07:44)
Misaotra anareo rehetra nanolo-kevitra fa nahafinaritra ahy ny nandray izany.

Mankasitraka e!

Mbola mahazo miteny izay mboa te hanolo-kevitra
15. fijo ( 02/08/2006 19:00)
"za indray dia tsy hanoro hevitra anao eo":-D:-D:-D mba blagy io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2171