Mba toroy hevitra e!
1. Silo
(
21/07/2006 07:16)
Izao reto a!
Inona kay ny fanafody manala an'ireny tatakoatra @ ranjo ireny ?. (Matetika vehivavy bevohoka ka mikokotra no misy azy ireny ) nefa ny cas eto de mbola zaza tsy niteraka akory de efa misy azy.
Ahoana koa no fomba analana volon-tongotra ?, fa mahametra olona vehivavy be volon-tongotra

répondu par dailynews le 27/07/2006 16:05
2. fasaly
(
21/07/2006 07:20)
silo: inona zany tatakotra:roll::roll::roll::-D:-D
tsatsakoatra no filaza:-D raha mbola kely izy de mety vokan'ny hoe fitobmoan'ny vatana vetivety lotra de mihena ndray avy eo fa raha aty ivelany de mandehàna ihany any am dermatologue e!:wink:
ny volontogotra ndray de esory am la scire na rasé-o na épilé-o de afaka ireo:-D:-D ratsy mitsy klou ny mahita vehivavy be volotongotra e!:-D:-Dmarokoroko beuhhh!:wink:

3. Vaika
(
21/07/2006 08:10)
Ilay tsatsakoatra dia vokatry ny hoditra very élasticité, crème matetika dia mahafaka azy. Fa momba ilay volon-tongotra kosa de zao : raha mbola tsy naratana mihintsy ka ohatran'ilay duvet kely mahafinaritra ireny de aza kitihina fa izy iny malefadefaka malandilandina iny no tena milay.
Raha efa no-raser-na indray dia mazotoa mi-se raser in-3 isan-kerinandro dia aza hadino koa ny crème dia malama tsara avy eo. Ilay manongotra kosa dia fadio fa ratsy avy eo sady henjana be ilay volon-togotra maniry avy eo ka manitikitika sy matsilotsilo.;-)

4. sipagasy
(
21/07/2006 15:53)
efa nisy nanazava io moa izany hoe inona ny antony nahatonga ilay tsatsakoatra, fa dia mihosora crème ireny ianao fa ho afaka ihany io avy eo raha voatsabo dieny izy vao hita,
ny @ volotongotra indray kosa dia ataovy @, cire dia tsara sy halandina avy eo e!, ny ahy aloha tsy misy e! fa ny manodidina ahy no hitako manao izany, dia mila mahavatra ihany koa izany fa manjary ratsy izany vehivavy tsy maha va-tena izany e! hihihi

6. mi
(
21/07/2006 17:07)
otran'ny mba tiako ho hita njy ry silo @zany volo zany!^^^^ tsotra ny fanalana azy e :asiana siligoma de sitomina avy eo:-D:P:P:P:P resaka zany fa ny CIRE NO TSARA SADY TSY MARARY SADY MISY AZY TSARA ETO DAGO
7. Silo
(
22/07/2006 03:29)
Misaotra ny nanoro hevitra !
Inona kay ilay crème lazainareo ?? ary aiza no mety ahitana izany CIRE izany ry reto eto Dago ,
Inona kay ilay crème lazainareo ?? ary aiza no mety ahitana izany CIRE izany ry reto eto Dago ,
8. tsoupou
(
22/07/2006 05:46)
mi:
otran'ny mba tiako ho hita njy ry silo @zany volo zany!^^^^ tsotra ny fanalana azy e :asiana siligoma de sitomina avy eo:-D:P:P:P:P resaka zany fa ny CIRE NO TSARA SADY TSY MARARY SADY MISY AZY TSARA ETO DAGO
Aiza no tena fividianana anzan ??? Otrinona ???
Za manko tsy tia volovolo mitsy nefa za misy am tongotra
9. Vaika
(
22/07/2006 08:53)
Tazano tsara ry zareo fa toa feno produits de beauté eny amin'ireny CORA ireny a ! Feno crèmes isan-karazany, eny koa no ahitàna ny cire-épilatoire ets... f'aza misahiran-tsaina e ! Fa de omano ny sôsy fa ny vazaha be vola no cible commerciale-ndry zalahy.:°)
10. dailynews
(
24/07/2006 20:34)
tena mifona reto fa tsy haiko ilay hoe tatakoatra a, cellulite ve izany ? sa inona ?
12. MTN
(
25/07/2006 18:11)
tsoupou= aiza koa no misy lehilahy manala volo-tongotra izany? za lo be volo-tongotra, ary be dia be ny namako lehilahy no misy fa mbola tsy naheno izany mihitsy aho eh
raha vhv dia tsy mifaka aho :wink:
raha vhv dia tsy mifaka aho :wink:
13. cassie
(
27/07/2006 12:03)
malheureusement les vergetures ne s enleve pas mais au moins on peut l estomper une bonne recette c est les huiles essentielles de mandarine par exemple , tu conné les éponges de mer ? en pharmacie c est efficace oci ou sinon tu peux oci le cacher tu prend un peu de crème pour la peau tu le melange avec un peu de fond de teint et voila tu as la peaux halé et clean:D