MARION JONES

1. fijo ( 20/07/2006 18:29)
ndao ary hovana kely ny resaka,ity mpanjakan'ny hazakazaka vehivavy ity indray no ndao resahana kely.
fantatra ny resabe tsy nahitana profo nianjady taminy teo aloha teo.nefa izao dia io fa miverina indray izy.
za manokana aloha dia mankasitraka io fiverenany io.fa ny mpanaraka sasany kosa,toa mbola manao resaka tarazo ny lasa.ka mba ahoana ny fahitan tsika namana azy.
répondu par kelly13 le 24/08/2006 10:08
2. babalahy ( 20/07/2006 20:15)
Mafy izyry fijo ah tena marina.Sady tsy metykivy mihitsy ary tsara tarehy be.Tsy hamelako mihitsy iny na ho aiza ary.
3. mandrindra ( 21/07/2006 11:15)
mila mihazakazaka be izany i babalahy.

ireny no marika ny tena henjana e. na mijanona fotoana vitsivitsy aza dia mahery foana rehefa miverina
4. fijo ( 25/07/2006 21:34)
za koa dia tena mankafy sy mihaiky ny herin tsainy.ireny amiko no tena hoatra toko hoalain'ny mpanao sport.
5. raketaka ( 20/08/2006 22:52)
Zaho koa mba mpankafy azy io nefa dia izao ary izy ity tena nahitana porofo dia ahoana hoy nareo?
6. mandrindra ( 21/08/2006 14:37)
tsia mbola honohono navoakan'ny site inetrnetn'ny washington post aloha ilay izy fa miandry fanamrinana
7. kelly13 ( 24/08/2006 10:08)
ary iza mou le sipa efa ho 40 ans mahery iny nefa mbola mahavita manao 100m iny kou? le lava b iny ny hoho-ny? iny no tena hitako fa "championne".
tratra kou le champion du monde lahy iny! bref , tsy haiko ny anarany!
efa b ny dopés @ zao ry reto a eo @ lafiny fanatanjahantena, asa hoe a leur insu v sa fantatry ry zareo iany hoe mihinan'ny tsy fihinana ry zareo?
enfin...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367