le izy teraka teto frantsa aloha dia ahafahany mangataka na mampiditra taratasy fangatahana nationalité frantsay,ny fampidirana io dossier io,dia mampitsahatra ny fandroahana azy.
saingy na izany aza dia azo saziana ihany izy,noho izy nijanona tsy aradalana teto amin'ny tan frantsay.
fa raha azony ilay taratasy frantsay dia miravona hoazy ny resaka.