Le titre de Zidane menacé

1. Fanja1 ( 12/07/2006 07:39)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_104255Dev.html
répondu par Fanja1 le 19/07/2006 09:18
2. Fanja1 ( 12/07/2006 08:27)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_112910Dev.html
toa bizara ito tantara:?::?:
3. mandrindra ( 12/07/2006 09:10)
ny mikasika ilay lahatsoratra voalohany dia mahavarina ahy mihitsy ny hiresahan'i blatter resaka ethique nefa izy aza tsy nanolatra ny amboara ny italiana akory.

ny mikasika ny faharoa indray dia marina fa hitafa ao amin'ny canal+ i zidane rahariva. norma izany satria manindra mafy ny spons. i zidane dia ambassadeurn'i adidas, ny fifarahana (contrat) dia hatramin'ny 2017. ny contrat an'i zidane miaraka amin'i danone indray dia hatramin'ny 2014. noho izany manindry ny tompon'ny saisy hoe tsy maintsy manome fanazavana ialahy ry lety e.
4. dadabe ( 12/07/2006 09:53)
tsy mmisokkatra le izy e :evil::-D
5. Fanja1 ( 12/07/2006 09:55)
dsl zoki fa tsy afaka manao c/c za fa teny vaza :P
6. hery ( 12/07/2006 10:19)
dadabe> mampiasà ny fampiasan'ny oul rehetra :-) ny oul rehetra afaka manokatra kou

Vao naheno aho hoe ao amin'ny Canal + Zidane no hanao fanazavana dia tonga dia hitako hoe resaka hafahafa ilay izy. Resa-bola aloha satria dia vidiana lafo ny fandefasana an'izay holazain'i Zidane eo (ny rediffusions sns.) Koa rehefa vidiana vola be toa izany dia fiction no betsaka. Mety tsy izay tena tokony holazain'i Zidane intsony no holazainy eo fa tsy maintsy jerena daholo a) ny tombotsoan'ny sponsors (addidas, canal+ etc.) b) ny tombotsoan'ny firenena frantsay (amin'ny maha idole an'i Zidane) c) ny tombotsoan'ny tenany manokana...

Tokony hisy ihany ny ankety kle. Toa lasa resaka hafa ilay izy.

7. Fanja1 ( 12/07/2006 11:10)
za efa mitiny fa bizara ty tantara ty!:)
8. sakaizakely ( 12/07/2006 11:39)
Lasa mihitatra be le afera fa aleo izany miandry ny alocution tv n'i Zidane rahariva. Fa za hoa mbo gaga nahita an'ity http://fr.sports.yahoo.com/12072006/1/mondial-un-avocat-francais-veut-faire-annuler-la-finale.html
Za klou dia pro n'ny mangakely hatramin'ny farany, nefa hoatra ny hitako fa lasa lavitra izy ity. Satria na inn na inn tsy aradalana, marina fa tena tsy azo ekena mintsy izany resaka racisme eny ambony terrain izany (ni ailleurs), tokony hahazo sazy henjana aradrariny mifanaraka @ zavabitany le Materatsy io dia ampy izay ! Fa raha vao tsikilohina ho toy izao daholo ko tsy dia haverina aby izany ny match rehetra ve ? Asa izay fihevitrareo :-o

Fa hitako t@ zapping wa fa mbola nahazo haie d'honneur ihany Zizou ary vao maika koa aza mitombo ny fitiavan'ny frantsay azy noho izy izay lasa victime de discrimination raciste. Mino aho fa samy tsy ho afamaina daholo izy roalahy noho ireo images véhiculer-ny tsy maintsy mitady fanazavana ny sponsors isankarazany.

Zizou :-*
9. Fanja1 ( 12/07/2006 11:56)
za mihevitra fa ty resaka ty de resaka alahelo fa resy la frantsa... impiry misy ady na opa na inn eny @ terrain tsy asiana zhistoire be otr'izao... fa kousa tonga eo @ ekipan'i lafrantsa de lasa polemike be mihintsy... asa aloha fa zany fahazahoko azy e:roll:
10. sakaizakely ( 12/07/2006 12:11)
Fanja1> mi-obséder ny sasany hoa ity la frantsa ity, faly toa te hanakora fotsiny ny oul dia mbola tsy tafiditra ao andohany ihany ny hoe tsy ny alahelo ny resy, satria fantatra fa tsy maintsy misy gagnant sy perdant, dia efa nekena izay fa tsy haiko hoe maninn io no averimberina. Tsy mahazo resaka angamba ny ankabeazany :roll::roll:

Averiko indray izany fa tsy azonao hoe tsy alahelo mihintsy fa kosa fitiavana ny hahafantatra ny marina mba ahazoana mampihatra ny sazy mifanaraka amin'ny ratsy vitany.

Tsisy olona mahazo manao justice elle-même, tsy tokony nanao an'io Zidane, izany hoe le koudboul mendrika mahazo sanction fa tsy azo ekena = carton rouge. Ok ny amin'iny ! Mazava angamba izay za ve atao bis :/

Fa mbola betsaka koa ny ezaka tokony atao mba tsy hitranga intsony izao toejavatra mahamenatra izao. Izany hoe ny ompa raciste eny ambony terrain izany, tsy hoe rehefa misy hatramin'izay, dia ho ekena ho tohizina. Ny fandrosoana koa dia ny fiadiana mba tsy ho lasa normes ilay izy ka hiova ny toetsaina sy ny fomba filalaovana. Ohatra fotsiny ny maintsy tsy nahazo nifidy taloha tany Afrika atsimo na tany Amerika, normal izany tamin'izany fotoana izany, ankehitriny dia aboli izany didy stupide izany, c'est même impensable. Misaotra ry fandrosoana !

Asa raha takatry ny sainao amin'izay ny antony !;-)
11. Fanja1 ( 12/07/2006 13:05)
miandry ny fanazavan'i zidane rahalina e! ary na inn na inn ny teny nataon'ilay adversaire-ny teo tsy tokony nanao an'iny zidane.. :)
12. Fanja1 ( 12/07/2006 13:29)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_164918Dev.html
13. Fanja1 ( 12/07/2006 13:31)
de iakatra tribonaly zany kou:(
14. lapino ( 12/07/2006 13:43)
Salama saina tsara ve io avocat io aloha e?
Raha vao miditra amin'ity afera ity ny tribonaly, dia ho very ny maha sport ny baolina kitra kle!
15. Fanja1 ( 12/07/2006 14:15)
http://androphile.hautetfort.com/
16. Fanja1 ( 12/07/2006 18:54)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_221039Dev.html
17. fijo ( 12/07/2006 18:58)
tsy canal ireny no nandefa le izy fa nandefa koa ny TF1,ary tsy nialatsiny lery,na dia nahatsapa aza fa tsy nety le fihetsika;
18. Fanja1 ( 13/07/2006 03:50)
fijo hita tsy ni regretté akoury hono izy:)
19. mandrindra ( 13/07/2006 08:36)
=D=D, bravo zidane, ary tena lasa mahay miresaka i lery an
20. Fanja1 ( 13/07/2006 13:22)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138076&onglet=FranceMonde_histo&position=1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4985