VAOVAO AVY AMIN I LOLO SY NY TARINY

1. benoro ( 12/07/2006 07:23)
http://madagascar-id.typepad.com/

(azo natao teny gasy)

Nahitsin'i hery
répondu par eisy le 17/08/2006 10:53
2. lemenakely ( 12/07/2006 09:33)
mahafinaritra kah !!
3. cutie ( 12/07/2006 13:05)
milay daholo le hira :P
4. velomino ( 12/07/2006 13:09)
MBA MIVERENA MANA SPECTACLE ISANTAONA ATY MADAGASCAR RY I LOLO A?
5. fijo ( 12/07/2006 17:46)
mampahatsiaro ny fahatanorana le izy le
6. Bariry ( 12/07/2006 22:07)
Mialy dia milay leizy kah!
7. eisy ( 13/07/2006 05:15)
Miandry fampisehoana izahay aty dago e....de miandrandra rakikira ihany koa mba tsy hiahainoanay piraty sy ireo k7 efa taloha be
8. mandrindra ( 13/07/2006 07:50)
anisan'ny sanganay amin'ny hira malagasy ireny e
9. bilakarenjy ( 16/07/2006 15:56)
Tena mamiko sy ankafiziko tanteraka ny sangan'asan-dry zalahy ireo .Mampahatsiaro ny any an-tanana miaraka amin'ireo namako mpiara milako sy mivazo rehefa takariva iny ny andro ary anisan'ny ao anaty fandaharana ireo santionan-kira ireo .
Raha misy kapila mangirana dia mba teneno fa miandry izahay e!.
Misaotra mialoha o!,dia mazoto ry LSNT fa tsy lefy ny hiranareo fa mandidona eny foana no sady manaloka lalandava .
10. gege ( 19/07/2006 11:59)
aritista tsy manampaharoa eto @ tanana ka tena reveko tanteraka. Miandry indray izahay fa efa ela tsy hita ianareo. de mba manantena rakikira vaovao ny mpankafy.
11. eisy ( 17/08/2006 10:53)
Maninona ary raha mba na+verina ihany koa ireny Fitaratra, de elektrisité....
Ny tena mba tiako ho tsindrina de ilay fampisehoana rahovina ihany rahovina aaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5065