TEST DE GROSSESSE

1. tsoupou ( 11/07/2006 11:17)
Nifankahita ity sipa gasy sy blonde iray
- Avy nanao test de grossesse a akia a... Hoy lé sipa gasy
- Dé sarotra be ve ny fanontaniana am zany ???
répondu par tsoupou le 26/07/2006 16:35
2. xxx ( 11/07/2006 11:58)
:?:tsy azoko mihitsy fa mba asivo fanazavana fanampiny kely svp
3. xxx ( 11/07/2006 12:04)
sao blondy mitovy amiko aza i xxx io :lol:
4. Mifenty ( 11/07/2006 12:07)

le gasy kou kay nandoko volo ho blondasse le
5. tsoupou ( 11/07/2006 12:22)
Tena tsy azonao ve ???
Avy nanao test de grossesse. Vidina eny am pharmacie iny dé alona kely am piss.
Ilay blonde, heveriny fa examen na test de niveau zany.
Raha mbola mila fanazavana fanampiny dia mbola eto tsoupou e :D
6. mamzelkely ( 11/07/2006 12:22)
humm sôde ho lasa ho ve eto ko za fa ande averiko mainty ny voloko :roll::-D:-D
7. tsoupou ( 11/07/2006 12:30)
Ie, aza mandoko manao blonde zany mamzelikely an :lol:
8. Mifenty ( 11/07/2006 20:02)
:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 12/07/2006 06:10)
misy zvt tsaron'i Mifenty zao amin'io resaka io n'est ce pô :wink::-D:-D:-D
10. dailynews ( 26/07/2006 16:12)
xxx:

:?:tsy azoko mihitsy fa mba asivo fanazavana fanampiny kely svp

ny blondes dia malaza ho vendrana (mialatsiny amin izay mandoko volo)

11. tsoupou ( 26/07/2006 16:35)
dailynews:

xxx:

:?:tsy azoko mihitsy fa mba asivo fanazavana fanampiny kely svp

ny blondes dia malaza ho vendrana (mialatsiny amin izay mandoko volo)



Tena tsy azonao ve ???
Avy nanao test de grossesse. Vidina eny am pharmacie iny dé alona kely am piss.
Ilay blonde, heveriny fa examen na test de niveau zany (reny lé exam any ampianarana reny e).
Raha mbola mila fanazavana fanampiny dia mbola eto tsoupou e



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1588