Nisy sipa gasy mba nahazo bmw z4, tena mlay be zany an.
Rehefa teny akaikin'ny soaniadanana (rn4 io) anefa dia natosiny le bmw. Nisy bandy
nitondra moto tam zay dé mba hanampy ono.
- Manaona ô!!! En panne nga enao zany ???
- A a a ka, norme tsara ny dabako ka, vo vaovao ange io e
- Ko maninona ary no atosikao lé izy e ??? Hoz le bandy
- Tam za nividy an'azy tany an-dafy dé oz le concessionnaire oe "50 en ville
maximum et toutes les semaines, vous la poussez un peu sur l'autoroute...".
Tsy tena gasy io sipa io fa metisse, fa ra gasy io intélligente be.