fahazaran-dratsy
1. lanto
(
08/07/2006 14:54)
fahazaran-dratsy manoratra sms sy manafohy teny ao amin'ny tsaty ve, fa dia misy mampiaiky mihitsy ny fomba fanoratr'ireo olona mandefa tonon-kira :) Omeko anareo ny patipatiny :
Lohateny : étraketra mpitia
herin'andro ts hisarahanay
dia nanoratra ho ahy zay malalako zay
tongava enao hoy izy eny @ ilay toerana
ilay toerana iray falehantsika
fa misy resaka tiako ambara aminao
@ io fotoanantsika io
eo koa no hifanaovantsika fotoana farany
sy hifampitsofantsika rano
ref:
mangina hoy aho zany havako zany
mangina hoy aho fa aza mitomany
zany angamba hoy aho no efa lahatra
matoa ts ho anjarako enao
na dia misy aza izao fisarahantsika izao
ny fihavanana anie sao hadinonao
zao no hafatra tiako ho ambara aminao
mba tsaro²vy ihany aho fa sao hadinonao
satria na misy aza izao fisarahantsika izao
ts avy tamiko anie izany na dia avy taminao
fa sompatra tokoa mantsy ireo oul tsy tia
ilay fitiavantsika roa hatr@ izay dia ho rava hodoria
na mamy @ ntsika aza ny mba hiaraka
nosomparan'ireo oul ts tia ka ts maintsy misaraka
ref:.........
nanohitra ihany izahay sy mba niady mafy
dia naleonay nandefitra fa efa ts ho tanty
tsofiko rano enao hoy izy mba ahita izay ho soloko
niteny taminao koa anie aho dia toraky zany
teo amanaovana ny veloma an!an!
dia nisento² izy ka nitomany
raha mba nampangina azy t@ zany aho
dia indrisy koa fa nirotsaka ny ranomasoko ; ho we
ref:........
veloma hoy aho ianao re tiana an!
veloma hoy aho ka masina
Tokony mba hasiana ezaka kely ihany e! Sa ahoana hoizy nareo ?
:)

répondu par ja le 09/07/2006 18:41
2. ja
(
08/07/2006 18:14)
izay aloha dia marina e!
otrany lasa zatra manoratra "phoétique" foana dia farany tsy hay intsony ny fanoratana ilay teny avy eo
Izahay kalongany bedin'ny mamanay mihitsy @ io resaka manoratra texto texto io e!
:-P:-P
otrany lasa zatra manoratra "phoétique" foana dia farany tsy hay intsony ny fanoratana ilay teny avy eo
Izahay kalongany bedin'ny mamanay mihitsy @ io resaka manoratra texto texto io e!
:-P:-P
3. Fanja1
(
09/07/2006 03:08)
Marina mihintsy izany , tokony tsy afangaro ny fanoratana @ tchat sy ny resaka serieux otran'ireny.Ny olana @ izy io rehefa manoratra ho an'ny RaR-nao ianao (taratasy) na manoratra fangahan'asa ka raha otr'ireny ny fanoratana azy dia aza manantena ny ahita asa aloha e!:)
4. MCZ
(
09/07/2006 10:00)
:roll: :roll: misy mahatsara sy maharatsy azy , fa misy fotoana ny hampiasana azy io , fa tsy @ fotoana rehetra héhéhé
5. ja
(
09/07/2006 18:41)
tanana zatra mitsotra ange tsy afaka mivokona intsony e!
ilay izay farany lasa mandeha ho azy dia avy eo tsy tonga saina intsony rehefa manoratra e!
ilay izay farany lasa mandeha ho azy dia avy eo tsy tonga saina intsony rehefa manoratra e!