TANTARAO ZE ITAN-LA AO

1. tsoupou ( 08/07/2006 13:35)
Indray mandé zay teny am cité (misy rihana io an). 3 mianaka no iray trano nefa ny trano tery dia tery. Izy mivady dé i Koto no mipetraka ao.
Tery moa lé trano dé tsy maintsy mihafy na kely na lehibe.
Indray andro ary (otran'ny mahazatra ihany), mba te hitokana kely dada sy neny (l) dé nasainy nankao andavarangana i Koto.
Dada : Ndana élah mankatsy andavarangana alou, dé tantarao daolo zé itanlà sy tazan'là ao
Koto : Eny ry Dada :x
Koto (mitantara izay hitany) :
- Iny lé mpivarotra saribao miloloha saribao iray gony,
- Iny Razefa mandalo eto ambanintsika ôndy be,
- Iny maman'i Soa avy netsena,
Tampotampoka teo :
Koto : Io koa i Nary, manao otran'ny ataon'i Dada sy Neny ko ngamba ny dada sy mamany.
Dada :oops: (sempotsempotra ihany) : Fa ahoana no itenenanlà an'izany ????
Koto : Ka izy koa io an-davarangana io mitantara izay hitany eo ko
:D :D :D :D :D
répondu par tsoupou le 12/07/2006 12:08
2. MTN ( 08/07/2006 16:07)
3. ja ( 08/07/2006 17:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
aiza no ahitan'tsoupou an'izany e!
hihihiihihiihiihihiihihiih
4. diamondra27 ( 09/07/2006 06:50)
:-D:-D

ginagina dada8O8O
5. dadabe ( 09/07/2006 09:55)
hehehe efa hitako ity bilagy ity fa izany hoe masaka be rhefa atao teny gasy

mercii tsoupou :D
6. Simpona ( 09/07/2006 13:19)
=))=))=))=))=))=))=))
7. sasa ( 10/07/2006 03:54)
=))=))=))=))=))
8. sarobidy ( 10/07/2006 08:56)
hihihii
9. tsoupou ( 10/07/2006 12:25)
:D :D :D
10. papala ( 11/07/2006 11:06)
mahita blague milay mihintsy tsoupou an! tena mampme?
11. tsoupou ( 12/07/2006 12:08)
an am dadabe ary misy milay bedabe fa asevo adikany am teny gasy nge e :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D.
Lé otranlé lé oe sinoa miteny gasy ireny. :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.265