kotrok'orana
1. xxx
(
07/07/2006 17:47)
Nisy ramatoa iray nijoro teo amin'ny toerana iray misy soratra hoe TSY AZO ANAOVANA MALOTO ETO(ERY KOA). Dia nisy razoky mamo tonga dia nipisy (pssssss) teo sady tsy taitra mihitsy. Dia avy eo izy nangetotra be (Bromp).
Tsy naharitra ilay ramatoa dia niteny ny farany. Ianao tia rangaha tena tsy mahalala fomba mihitsy. Soratra efa mivandravandra be io. Sady tsy vitan'izay fa mbola mandefa rivotra eo imason'olona be izao.
Dia hoy razoky tsy taitra mihitsy: taiza ko ianao madama no nahita orana tsy araha-kotroka a.

répondu par mamzelkely le 10/07/2006 05:22